REAL NEWS / NY

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 10 лют 2025
  • Mpanolotra : Nancy RANAIVOSON
    Vinavinan'ny toetr'andro : Miora RAMANDIMBIARISOA
    REAL NEWS / NY VAOVAO MARINA MIVANTANA 04 FEBROARY 2025
    #Madagascar #actualitésmadagascar #realtvmadagascar #direct #actualité #realtv #abonnezvous

КОМЕНТАРІ • 35

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo 7 днів тому +3

    Maninona raha asiana solotenan ny prefet koa manatrika ireo mpivady rehefa hatory😂😂

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 6 днів тому

    Marikoriko ny mijery an'ity Kroutamby, Mpivarotra Tanindrazana tany Russie ity

  • @santiiarivo5370
    @santiiarivo5370 5 днів тому

    Ombay lalana ry préfet fa mbola ho avy ny farany e! Taiza koa no mbola nisy izany ka maninona koa refa te hivoaka i kaka ny vahoaka raha manaraka ao enao io . Mba mieritrereta ihany fà aza dia ny fitiavam- bola sy seza no anaovanatsindry lava izao. Mba mahaiza mionona.

  • @andryraherison6129
    @andryraherison6129 6 днів тому

    Aza manantena fanampiana amin USA 🇺🇸 izany intsony fa efa vavan filohany vao2 oe feno harem pirenena ianareo anefa maninon no mahantra foana

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 7 днів тому +1

    Mba jereva io gendarme io mba mahavita mihazakazaka ve io kkkk ?

  • @ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву

    Tony general Angelo Tony be resaka hita voky tsolotra

  • @jocelinrakoto2518
    @jocelinrakoto2518 7 днів тому

    Nanao fanadihadiana izahay ,eeiissssy e

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 7 днів тому

    Très bien be loatra kolikoly ao Madagascar fa indrindra ao Tananarivo Capital de kolikoly diplôme kolikoly

  • @samuelandrianalimanana4790
    @samuelandrianalimanana4790 7 днів тому +1

    Rahefa poritra ka be milahatra ao @ Kabone publique iray dia mila maka autorisation any @ Prefecture satria lasa fivorivoriana

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 7 днів тому

    Tsy matoky anareo mpamily na chauffeur ao Madagascar izahay avy aty hivelany satria mifanaraka aminy dahalo fanafiana ireo manakana lalana io anareo satria n'y mpandeha fona no voahendaka nefa reto mpamily reto tsisy azo hitokisana satria ao Madagascar dia mpamitaka mianakavy anareo io fa indrindra reto chauffeur reto no mifampiresaka aminy olondratsy reo refa mahita olona mpandeha misimisy vola dia n'y chauffeur no manome vaovao aminy dahalo

  • @jocelinrakoto2518
    @jocelinrakoto2518 7 днів тому +1

    Maranitra be ilay Musk ity ,fantany daholo ny fampiasan ny filoha afrikana ny volan ny Usaid ,maty a marina
    misy fiantraikany amin'ny sasany io .ny loza dia ny vahoaka ihany no potiko amin'io

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 7 днів тому

    Vola rehetra fanampiana reo dia ao Tananarivo no mamadika s'y mangalatra io vola io ka izahay aty hivelany efa nanambara n'y filoha Amerikianina fa aza homena io fanampiana Madagascar fa kolikoly no manjaka ao Tananarivo

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 7 днів тому

    Très bien tsisy famatsiambola zany fa mihinana tay refa tsy mahavaha n'y fahantrana

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 7 днів тому

    Mifatesa eo anareo fa zahay mitazana fona sady tsy manana fikasana hiverina any Madagascar

  • @martinlay7629
    @martinlay7629 7 днів тому

    Contraire ny zavatra misy any France ny politique gasy. Répression, intimidations, autoritaire permanents.

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo 7 днів тому

    Efa tokony hanopy gant ireto incompetant ireto fa dia sahirana loatra manarabody ny mpanohitra na hangery azy. Io prefet io mihitsy hantsoina hitsikilo anareo😢😅😂

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 7 днів тому

    Milaza amintsika rehetra avy aty hivelany dia atsaharo sady fadio n'y mandalo ao Aéroport Ivato refa mody à Madagascar fa indrindra atsika avy Avaratra fa efa misy groupe n'y mpitatitra mifampiresak a sady mifanaraka aminy dahalo mpisakana lalana sady mandrava ireo ao Tananarivo ka Aéroport Nossibe no tena azohantoka fa Tananarivo efa tsisy raha pare c'est très dangereux

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 7 днів тому

    Tsy menatra reto gendarme reto ka mila mamaly anareo vahoaka fa indrindra n'y zanaka gendarme s'y vadiny gendarme reo dia mila tadiavana hevitra aminy fokonolona n'y tokony atao

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 7 днів тому

    mahana noho ny ratsy sy ny lohamboto nataondrajoelina tam 2009. reny natao-drajoelina reny zany tsy nanakorotana ny filaminambahoaka? fanjakana jadona

  • @ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву

    Na mijery ny tarehiny colonel tahina ravelomanana tony misotro ny ranomasombahoaka. Ho avy ny anjaralahy let sy a

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 7 днів тому

    marikoriko na ny mijery an'ity prefet ity aza. manao zay tiany hatao saingy tsarovy fa misy farany io ry nga prefet a

  • @evarani2470
    @evarani2470 7 днів тому

    Ny USAID ary zao mikatona ko ts vomaika hitombo ve ny olana

  • @ЛуисРазафисвнжатусифехиниариву

    Aza de gaigy re ramalagasy O!. Tsy misy firenena matanjaka zany hanampy anareo, fa ny problemes atu aza maro. Maty atsimopatagna eo anareo raha tsy miady!. Magnonofy ve. Fa ny tena marina de ny pamadika am panohitra no tena misy pamadika. Aia ko Presque tout les malgaches contre ny fitondrana de matahotra.Tsy inoako.Angamba raha tsu misy ny ra mandriaka de tsy hipva

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 7 днів тому

    olona mivory ve d mila autorisation. tsisy fahalalahana tsony zany. fiainana anatin'antoko v d hidiranareo

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 7 днів тому +1

    Io préfet Tananarivo io no tena mampandroso io Madagascar io satria mendrika anareo ao Tananarivo mintsy io préfet nareo io kkkk Bravo volomboasary continue comme ça jusqu'à la fin du monde

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 7 днів тому

    FANJAKANA JADONA.
    taiza no mbola nisy syndicat fanabeazana... atao otrzao hatramzay ra ts ty fanjakana jadona manao zay tiana atao.
    zay olona maneho hevitra sy ny marary azy d atao otrzao daholo, lazaina fa mikonokonona daholo.
    d ny gasy v d mbola hanaiky an'izao ihany?

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 7 днів тому

    Quesqu il est con ce général ravalomanana

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 7 днів тому

    mahana noho ny ratsy sy ny lohamboto nataondrajoelina tam 2009. reny natao-drajoelina reny zany tsy nanakorotana ny filaminambahoaka? fanjakana jadona

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 7 днів тому

    mahana noho ny ratsy sy ny lohamboto nataondrajoelina tam 2009. reny natao-drajoelina reny zany tsy nanakorotana ny filaminambahoaka? fanjakana jadona

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 7 днів тому

    mahana noho ny ratsy sy ny lohamboto nataondrajoelina tam 2009. reny natao-drajoelina reny zany tsy nanakorotana ny filaminambahoaka? fanjakana jadona