Merci président le futur président de la république malagasi merci mba mitsinjo lavitra mankansitraka indrindra tompoko amin'ni maha tanora malagasi nytena dia resylahatra tanteraka amin'ni ilai vina .s'y ilai olona mitondra ilai vin a. Tsi lahatra tokoa ny fahantrana ry namako . Fa mba mila manana finiavana hivoatra ara moralité koa .misaotra président inao tokoa no hitondra ilai maraina vaovao ny gasikara
Efa avotra ve aky izao firenenareo ao zao fa efa 6 ans passées zay ty vidéo ty?😆 ny anay manko tena vao maika tsy avotra sa tsy mitovy firenena tsika ?
Tena olon'Andriamanitra ianao Mr President Andry Rajoelina, ao aminao ilay finiavana sy ny fananam-panahy!! mila olona manana vina sy tia tanindrazana toa anao ny firenentsika, miandry anao i Madagasikara, mila anao ny vahoaka Malagasy!! Manohana anao am-bavaka hatrany
Sao dia ka ahodikodinao ohatrany mikosoka kapila eto ny firenena fa mipetraha tsara. Tena olona azo hitokisana ve izany DJ izany?mbola sarotra ny hino hoe tena hahavita ny firenena ity rangahy ity
olon'andriamanitra eh, ny fitiavana no lehibe indrindra eh, dia inona koa eh, fa ny hitanay izao dia ny bois de rose sy ny famonoana olona teny amin'ny ambotsirohitra no lehibe indrindra.
Tena olo-kendry sady olo-marina ianao Andriamatoa Filoha, vitsy ny olona sy mpanao politika manana toetra tsara tahaka ny anao!! mivavaka ho anao aho ary mandohalika isanandro mba ianao no ho Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara ary arovan'Andriamanitra hatrany satria tena tsy mahafaly ireo olondratsy ny finiavana tsara anananao
trop loatra ilay 2000containers des bois des roses (5milliards de dollar ) tompoko !! nefa ny vahoaka en misere total .... afaka averinao ve ny 3 milliards de dollar aloha !! mba hanampiana ny vahoaka malagasy zay tena mahantra mivelona amin'ny 1dollar /jour ?? lazao officiel ho retany rendanitra alou fa averinao ny 3 milliards de dollar de hifidy anao ny vahoka malagasy ....merci
@@reyph742 tena marina zany .tsisy mialona n'iza2 eto fa raha olo marina dia lazao ny marina fa tsy fita- bitro lava zao .na aloha na handohalika hilaza ny ratsy vitany aza tsy hifidy an'io zany e.
Efa izy ny ho lany dia avelao izy hiasa kosa e! tsy 3 milliards fotsiny no hiverina fa be lavitra raha ny tetikasany. aza variana manao Politika tsy mampandroso eo ianao e!
Merci président a! Ny mpanenjika sy ny mpanaratsy eny ahoriana eny foana e! Aza variana manaratsy leretsy a! Marina daholo ireo voalazana ireo ary ny fitiavana no lehibe indrindra e!
Mampihomehy ihany ny mijery ilay ramatoa kely mametraka fanontaniana, sady mampalahelo ihany koa. Amboarina ny endrika, amboariana ny fiteny. Ahoana moa no ahatsapan'ny olona 3 taoana ny fiovana noho ny fifindran-toerana avy any Antsirabe mankaty Antananarivo. Izaho rehetra izao dia mba ahazoana ilay vato...
Efa olona voateny hoe: zao avy no fanontaniana hapetrakao an .mba ao @ tele misy an'i Razara pierre nge mandeha fa eo no hilazany ny marina satria io no naharaka tsara ny afera- malotony.
Ravoravo Ary de tena mahavelombolo tokoa ny maheno ny ttaram piainanao Andriamatoa filoha fa mankasitraka indrindra anao Ary mitondra ambavaka anao ny azahoanao ny fandresena@ fifidianna filoham pirenena ny @ le 19 décembre hoavy Zao , Otahin'Andriamanitra manankarem pahasoavana anie enao sy ny ankohonanao Andriamatoa filoha.
Vraiment y a pas photo entre les stratégies d'approche de 2 Candidats. Je veux parler de l'autre, par contre celui que je soutiens est très fort et il est digne de notre confiance. Alefa Mr le Président ANR!
kay efa hatraminao mbola kely kay no efa tia mitarika olona a!! tian manao soa olona aaa!! tena tsara izany! mendrika enao Andry Rajoelina a, 13 no fidiko sy maharesy lahatra ahy
ie tena izay mihitsy ary nohon'ny lehibe dia nitarika olona teo ambohihjatovo aloha dia avy eo nitarika olona ho vonoina teo ambohitsirohitra dia avy eo nitarika ny firenena ho any an-kady tena izay mihitsy ilay izy.
Valitsika amin'ny soa ny ratsy président a! Mahereza, tohizo hatrany ny ezaka efa natao, mendrika ny hitondra ny firenena enao satria mahay mitarika sy mampiombona ny vahoaka Malagasy, tsy manavakavaka
MANKASITRA ANAO PREZINDENT MIVAVAKA MAFY HOANAO ZAHAY VAHOKA MARO ANISA MBA HO LANY ENAO ARY ITONDRA NY TANY SY NY FIRENEN-TSIKA ! AZA KIVY AMLE VAVANY PANENJIKA FA FOMBANY TSY AFAKA NO MANENJIKA AO ARINA ARY ENAO HENJEHINA VOMAIKA MAMIRATRA
@@reyph742 efa tsy makany am ze vision ana developpement intsony ny anao ry namana fa tsy fitiavana any ANR ankitsirano tsotr zao!!zay no anisan mapahantra ny firenena iray izao toe tsain zao
@@tsitorabe3644 : OLONA TIA TANINDRAZANA VE AMINAO SAHY MANDANY VOLA BE 182 MILLIONS DE DOLLARS HANDANIANA AZY? MAZAVA BE FA HAMIDINY AMIN NY VAHINY SY KARANA MANAMPY AZY NY FIRENENA ! TSY MENDRIKA HITONDRA FIRENENA IO ! !!!
@@reyph742 ra manana anzan vola zn oapesazin ve iz d le makarar ando anao mits ny tiko ho fatatra?ianao irery no manana anzan fandraisan-javatra afahafa izany fa afa ny olona niomana ny am ity fifidianana ity sy otran ravalo asesiky ny valifaty!!dia tsek oe iz aza ilay mendrika amzan r ilay niomana na ny tonga tonga oaz!ianao no mamaly azy
Ny ahy de oe aiza lay no tenenina taminay oe may2 paona ny mitsabo tena aminy zay hôpital naboarina!!!??? Mandainga enao président a Ny mety aminao de mandeha lo mifona aminy vahoaka malagasy,
Mba tanora tahaka izao koa anie ry Rtsiraka fahizay e, ary tena nanindraindra ny maha izy azy fa tsy misy toa azy eto an-tany! Tsy voatery hitovy akory fa ianao miankina @ fahatanorany ho tombony no mampanahy!
Tena miaiky anao aho MR LE PRÉSIDENT fa ianao no mpamonjy an'i madagascar, ary sahy milaza marina ankehitriny fa tsy franc maçonnerie araka ny fanaratsian'olona sasany izay manenjika anao. ary miandry an'i dadany zareo mba hiteny himasombahoaka ihany koa izahay vahoaka
Misaotra Président,ny toa anao no mendrika hitondra ny firenena,tsy matoky tena fa manankina ny hatao sy ny fiainana rehetra @ Andriamanitra, azo antoka, ary tsy mahagaga raha vitanao daholo izay kasainao satria tsy niambo ho mahavita ianao fa niankina foana t@ ilay Mpahary, izay ny secret ny réussite nao.Mivavaha ho an'ireo mpanenjika anao fa tsy fantany izay hataony
Kely dia efa nanomboka nikaroka, miezaka manao zavatra tsara @ fiainana, kanefa na dia nosembanany ny numero 25 aza izy tao anatiny ampahany ilay tantara dia mbola io eo foana i Andriamatoa Andry Rajoelina, tsy nahakivy azy izany...vao maika mapiezaka azy hatrany foana, ary efa teny filamatrany hatr@izay ny tsy maintsy mandresy!! (Ary ny numero 13 tsy maintsy mandresy) ✌✌✊✊
resaka ka atao, izao tsy mangala 25 fa kosa ny rajolina anreo no tena nanimba azy, ary tena gravy dia rehefa tonga teo amin'ny fitondrana dia lasa nandroba harenam-pirenena nanondrana omby marobe tany chine, mampalahelo ny niafaran'ny tantara.
Tena efa voasoratra fa ianao no hanavotra an'i Madagasikara Mr le Président Andry Rajoelina ary hita taratra @ fomba fiainanao hatr@ izay ka hatr@ izao izany. Misaotra dia mankasitraka ary mirary soa bediabe anao Atoa Filoha,izahay tsy miala aminao fa manohana anao hatrany na iza na iza manaratsy anao.
Be dia be ireo mialona sy manenjika anao ary mandrabiraby anao, kanefa mbola maro lavitra ireo manohana anao!!! Atahoran'izy ireo ianao fa fantany fa ahavita zavatra tsara sy ahatafita an'i Madagasikara ka hipetraka ho tantara tsara, tsy zakan'ireo goaikantitra mpanao politika maloto ireo izany
Aleho ny tantara no hitsara hoe tsara ve ny vitany teto amin'ny firenena sa ratsy,anjara-tsika vahoaka no mitsara azy hoe mbola mendrika azy ve ny hiverina hitondra ny firenena.
Ny fanazavan' i Rajoelina mazava sy mirindra fa ilay mpanao interview tena votsa be sady mpandokadoka be fahatany.Manao fanontaniana vendrana !! Zazatelo taona miala an Antsiraba ve hahalala hoe miova ny fiainany tonga any Antananarivo ?? Raha mpanao gazety hafa fa tsy iny, mety nafinaritra kokoa ny nihaino ny resaka !!!!😥😥😧😧
Nandresy izy HONO t@ 1er tour e ! Fa nahoana ny resultat tao Antananarivo no resultats nivoaka farany iindrindra ? Misaotra azy ihany nanome an'i Rajao hitondra ny Firenena fa tena hita hoe OLONA VENDRANA no nitondra an'i Rajao teo . Ianao ve mbola hifidy Domelina ? Hoy i Pety : na hampihinanany MALOTO azy sanatria ny gasy dia mbola hifidy azy ihany. Fa mino aho fa TONGA SAINA NY GASY ka handaha ity MPANGALATRA SY MPANONGA-PANJAKANA ity. Ary ny fita-bahoaka tsy tenenina intsony , ny bois de rose, ny volamena.......ETC ETC
hatreto aloh izy irery no sahy nilaza ampahibemaso fa olona matahotra sy mino an'Andriamanitra sy Jesoa Kristy ary tsy mpikambana franc macon,,, zay fotsiny dia efa ampy maharesy lahatra ahy fa tsy mbola nisy mpitondra nahasahy nanao toa iznay teto, mila anao ny firenena tompoko
Samy afaka milaza fa matahotra an'Andriamanitra daholo ny olona rehetra fa raha ny toe-dratsy nasehon'io teto aloha dia tsy azo hinoana izany e. Raha tena kristiana izy tsy nanimba firenena teto izany.
Ndryy!... -Na milaza fa tsy «Franc-maçon » aza i Rajoelina...Tsy i Jesosy Kristy fa ANDRIAMANITRA hafa no hinoany...izay tsy iza fa ny « Antéchrist »... Jereo TSAqrA ity vidéo ity dia MIBEBAHA ho azy! ua-cam.com/video/eu3GYqPYaqg/v-deo.html
tsy misy idirany raha mpikambana na tsia fa misy olona ao anie ka manao asa soa eh, fa na tsy ao aza ingahy andry rajoelina dia hita hoe olona ratsy sady mpamotika firenena foana.
andry rajoelina dia olona tia tanindrazanaa ary koa manana vina tsara sy maty paika entina hampandrosoana an'ny madagasikara.ry malagasy namana, raha tiantsika i madagasikara, ndao hiraka hifidy an'i andry rajoelina, fa ny fitiavana no lehibe indrindra
Com re zao tompoko o !!Tsy voavarotra daholo nga lay " boky dé sovenira "(cahier de souvenir). Mbola tsy mazava aminao fa foronina daholo ilay tantara fahazazana ! fa mba anontanio ny tena namany niaraka taminy !! indrindra ny iray kilasy taminy !!!ary taiza no nianatra ? dia hatraiza ? 2-Ny ray amandreniny miaramila no tena antoka tamin'ny fahazoambola hanorenana ny orinasa !
@@papaelia1 Za tsy manome diplôma ka! Efa hitako nitantana fa tsy mahay mitondra vahoaka (didy jadona no hamonosana ny halatra sns..CEAUSESCU na KIM JOLG IL koa an != dondrona mahazo FAHEFANA !! Mamono olona sy mampigadra rehefa tsy mahay ) .. ..Mangorokarena hoa an'ny tenany ARY TENA Mpiasan'ny Vahiny (VRP Commercial) DRONE , PUCE, Hotely dé Lixe .Terrain de sport sns ....! Mampirevy an ! FA tsy misy fampandrosona tena akaikin' ny vahoaka !!!
Raha olona tegna tian Tanindrazana Marina i Andry na i Ravalomanana dia foanana ny fifidianana tsy mazava mihintsy quel fierté avec le Résultat pareil devenir Président de la République
Ny ahy tompoko le 4*4 mande @ rano zay mba endrasako andeanako any MIAMI. Izy io moa zan atao ak'tsapaka sa ny manam'pahefana hiany no mahazo an'izy io ?
Ho anareo mpanao gazety eto Madagasikara, mba misy fanontaniana ity: amin'ny maha mpanao gazety anareo: moa ve ianareo mba efa nanontany, namakafaka ary nanadiady sy nanao fikaroana akaiky an'ity Andry Rajoelina ity @ izao ankatoky ny fifidianana fiodinana faharoa ity hoe VOLAN'IZA NO NANOKAFANY AN'IREO ORINASA ISAN- KARAZANY ANANANY IREO SY NY VILLA ISAN-KARAZANY NA NY ETO MADAGASIKARA NA NY ANY IVELANY SATRIA IZAY NO TENA ASAN'NY MPANAO GAZETY RAHA TENA TIA TANINDRAZANA NY MPANAO GEZETY EO @ ASANY. NY ATY AMERIKA OHATRA DIA VOATSIKERA HATRANY @ TSINAY MAINTINY MIHITSY NY KANDIDATY IRAY ILATSAKA HO FIDIHANA HO FILOHAM-PIRENENA ENY FA NA DIA NY GOVERNORA SY NY SOLOMBVAMBAHOAKA AZA HOE AVY AIZA ITY VOLA SY TRANO ITY ARY NY FIDIRAM-BOLANY MANDRITRY NY 10 KA HATRAMIN'NY 15 TAONA MIALOHAN'NY HILATSAHANY HO FIDIANA? OHATRA IRAY, TOKONY HANAO FIKAROHANA AKAIKY KOA NY MPANAO GAZETY IZAO NY @ IO TENIN'I ANDRY RAJOELINA HOE NY BEBEN'NY NIKARAKARA ZAZA KAMBOTY 900. AZO HADIAHADIANA TOKOA NY FAHAMARINAN' IZANY SATRIA ZAZA 900 IZANY DIA AZO FOTORANA AKAIKY TSARA FA TSY AZO AFENINA NY FISIANY SY NY FAHAMARINANY.
Ana koa manjary miditry antsehatra manasihady satria ana mahita maso raha jiaby zegny atraminy tsine menty ndrajoelina hitana daholo tsy mila mpanao gazety rery iany no manao izany ary tsy sy idiranao na 1 alina ny zaza taizeny bebeny manaova kara pedro io anao ra sahy anao gasy sahira tsisy atokona
TSY MANJARY ELA ! !! IANAO NO NANDETIKA SY NAMPAHANTRA NY MALAGASY LALINA TAMIN NY TETEZAMITA INY ARY NAMAROTRA NY HAREM PIRENENA REHETRA DE ZAO ELAH MODY MAHAY MILAZA FA HANAVOTRA NY FIRENENA ? KORAHA TSY MISY OLONA ADALA ETO KA HOFITAHINAO AMIN NY KABARY FENO FITAKA ! !!!
Fa nahafaka t@ fahantrana na fara faharatsiny mba nampiakatra ny PIB na d kely fotsiny ary ve ny nahavitana ny hotel de ville sy ny coliseum e! Zay ve no eritreretinao fa handrefesana ny filoham-pirenena izany. Avereno aloha ny volaben'ny bois de rose fa tsy tokony ho natoraka aty France sy Dubai aty daholo.
Mankasitraka anao Mser le President, mitondra ambavaka hoanao aho mba anafaka ny Gasikaratsika efa tena ao anaty fasahiranana tanteraka ny vahoaka rehetra, mba Ianao no voatendrin Andriamanitra hitondra ny Madagascar malalatsika rehetra
TY ANDRY RADOMELINA TY DE MENDRIKA AZY NY MIGADRA ANY TSIAFAHY RAHA NY RATSY MARO VITANY NANDETEHANY AN I MADAGASCAR ANY ANATY LAVAKA ! !!! MPIANTSARA VELATSY GRAVE BE ! !!
Manome toky aho fa raha ny olona mipetraka any an-dafy no mahazo mifidy de TSY HO LANY MANDRAKIZAY ANDRY RAJOELINA. Ny mipetraka any Dago no azony ampanantenaina pokaty resaka hanorona orinasa ,trano sns. ..de oe ho lasa otran ny Miami, New York hono Dago .. Isika any Dago efa imehezan ny olona any Afrika oe ex- DJ taloha no atao efa President fa tsy mba olona manana traikefa. Zao mo zany d efa tapatsinay zareo maheno oe raikitra ny 2eme Tour avec Rajoelina. Lollllllll Aona zao ny resaka trafic bois d rose nafenina ny any Dago sady tv plus talohan 1er Tour tsy namoka vaovao mintsy. Lol. Izay hifidy an Rajoelina ihany no hanenina apres raha lany izy f d aleo hanao.
porofo ita alou de ny hôpital manarampenitra t @ tetezamita izay nolaviny ankitsorano fa tsy niteny hono izy fa gratuit , soa fa nisy ny interview tv+ zay tsy azo kosehina , de mety hotranizay kou io IEM io sady tsy vita gasy io fa vaza , avereno haingana ny fitadidinao ry malagasy alohan ny handatsabato
Ny olona kely saina no mbola azo rebirebena rangahy t'y a .io vadiny io aza hita mihitsy hoe tsy te hiaina amin'ny zavatra ataony fa manaiky be fahatany
Tena marina fa olona tena tsara fo nanampy olona tao Fianarantsoa Mme Marthe. Betsaka ny olona sy ny fianakaviana nanaovany soa, sambatra izy fa nisy anao President nandimby azy.
Haverina atao DIDI-POTRA une deuxième fois rajoelina kely raha tsy lany eo ,hijerena Rain-jaza mahay , dia hivelesana daba ,ary hampanaovana malabary mba tsy ho saroti-pery
TARATRY NY TOETRA SY NY FANAHITSIKA NY SAFIDY ATAOTSIKA ka dia hataon'Andriamanitra mifanaraka amin'izay ihany koa izay ho FILOHA hitantana sy ny ho fiainantsika avy eo Noho izany dia izay kandida fidiatsika eo dia toa izay koa izany isika Ao ny kandida mametraka ny "vinany" bebe kokoa amin'ny "foto-drafitrasa" lavitrezaka izay midika fa manisy lanjany bebe kokoa ny ara-materialy; ary ao ny mifantoka kokoa amin'ny "sosialim-bahoaka" izay manisy lanjany kokoa aloa ny maha-olona. Samy mampanantena zavatra tsara izy ireo saingy misy ny nofinofi-jaza ary misy ny nofinofy azo tanterahina Andriamanitra no manao ny tantara, Izy no mametraka mpitondra sy manala mpitondra , saingy miankina amin'izay safidin-tsika malagasy no anoratany azy « Ary Izy no mandahatra* ny andro sy ny fotoana; Izy no manaisotra mpanjaka sy manangana mpanjaka; Izy no manome fahendrena ho an'ny hendry sy fahalalana ho an'izay mazava saina.[Ar. manova] » (Daniela 2:21) Toy izao no FIJERINY Azy raha misafidy ny ho materialista isika ka ny fitiavan-tena , ny fitiavam-bola sy ny fitiavan-karena ary filany nofo sy ny revy no tena mandrisika ny safidintsika « Ny omby mahalala ny tompony, Ary ny boriky ny fihinanam-bilon'ny tompony, Ny oloko tsy misaina. » (Isaia 1:3) « Indrisy! firenena mpanota, olona mavesa-keloka, Taranaka mpanao ratsy, zanaka mpanao meloka! Efa nahafoy an'i Jehovah izy, Efa nihodina izy. » (Isaia 1:4) Toy izao no ANORATANY Azy ka hizakantsika ny vokany « Ary hanendry ankizilahy madinika ho lehibeny Aho, Ary ny haitraitran-jaza no hanapaka azy. » (Isaia 3:4) « Ary hifanipaka izy samy iray firenena, Dia samy ny namany avy sy ny akaiky azy avy; Ny tovolahy hirehareha amin'ny anti-panahy, Ary ny tsy manan-daza amin'ny manan-daza. » (Isaia 3:5) « Ny amin'ny oloko, dia zaza no mampahory azy, Ary ireo vehivavy no manapaka azy. Ry oloko ô, ny mpitarika anao no mampivily anao Sady mandrava ny lalana alehanao. » (Isaia 3:12) Izao no andrasan'Andriamanitra amin-tsika « Misasà ianareo, diovy ny tenanareo, Esory tsy ho eo anoloan'ny masoko ny ratsy fanaonareo; Mitsahara, fa aza manao ratsy; » (Isaia 1:16) « Mianara hanao ny tsara, Diniho izay rariny, anaro ny mpampahory, Omeo rariny ny kamboty, tsarao ny adin'ny mpitondratena. » (Isaia 1:17) « Avia ary hifandahatra isika, hoy Jehovah: Na dia tahaka ny jaky aza ny fahotanareo, Dia ho fotsy tahaka ny oram-panala, Na dia mangatrakatraka tahaka ny sily aza, Dia ho tahaka ny volon'ondry fotsy. » (Isaia 1:18) « Raha manaiky sy mankatò ianareo, dia hihinana ny voka-tsoa amin'ny tany; » (Isaia 1:19) « Fa raha mbola mandà sy miodina ihany ianareo, Dia ho lanin'ny sabatra: Fa ny vavan'i Jehovah no efa niteny. » (Isaia 1:20) Noho izany, diniho tsara fa safidy ny fiainana ry Malagasy « Misy lalana ataon'ny olona ho mahitsy, Kanjo lalana mivarina any amin'ny fahafatesana no iafarany. » (Ohabolana 14:12) « Ny fahadalan'ny olona no mahasimba ny alehany, Ka amin'i Jehovah no sosotra ny fony. » (Ohabolana 19:3) MIANKINA AMIN'IZAY SAFIDY IZAY IHANY NO TSY MAINTSY LALAM-PIANANA AVY EO TOMPON'ANDRAIKITRA AMIN'IZAY SAFIDY SY NY VOKANY EO ISIKA KA TSY MAHAZO MIMENOMENONA
Merci président le futur président de la république malagasi merci mba mitsinjo lavitra mankansitraka indrindra tompoko amin'ni maha tanora malagasi nytena dia resylahatra tanteraka amin'ni ilai vina .s'y ilai olona mitondra ilai vin a. Tsi lahatra tokoa ny fahantrana ry namako . Fa mba mila manana finiavana hivoatra ara moralité koa .misaotra président inao tokoa no hitondra ilai maraina vaovao ny gasikara
Volanao nangalariny io hanaovany propagande sns io olona mpangalatra gaigilahy mpanondrana harena an-kibo tany farak'izay zokiny zany ve no mendrika hitantana firenena ?
@@RVOVOH misotro aloha se jus papay fa sode ho safotry ny fankahalana eo....
FIAINAN'I ANDRY=FANONGANAM-PANJAKANA- FANDROBANA SY FANAPOTEHANA ORINASA MALAGASY - TRAFIKA BOIS DE ROSE - FANGALARAM-BATO
Enga anie mba ho lasa filoham-pirenena enao satria olona toa anao no afaka hanavotra sy hampandroso haingana ity Madagasikaratsika ity 🤗😊☺
Efa avotra ve aky izao firenenareo ao zao fa efa 6 ans passées zay ty vidéo ty?😆 ny anay manko tena vao maika tsy avotra sa tsy mitovy firenena tsika ?
Sambatra i Madagasikara ho Filoham-pirenena sy mpitarika Mr le president Andry Rajoelina
Mafinaritra fa misaotra prezd 13 ✌✌
Tena olon'Andriamanitra ianao Mr President Andry Rajoelina, ao aminao ilay finiavana sy ny fananam-panahy!! mila olona manana vina sy tia tanindrazana toa anao ny firenentsika, miandry anao i Madagasikara, mila anao ny vahoaka Malagasy!! Manohana anao am-bavaka hatrany
marina loatra, tanora no mendrika hitondra firenena! manana vina io
Kiiiiiiiiiii!!!!!!!!
ua-cam.com/video/DDia5kTvW1E/v-deo.html
Sao dia ka ahodikodinao ohatrany mikosoka kapila eto ny firenena fa mipetraha tsara. Tena olona azo hitokisana ve izany DJ izany?mbola sarotra ny hino hoe tena hahavita ny firenena ity rangahy ity
olon'andriamanitra eh, ny fitiavana no lehibe indrindra eh, dia inona koa eh, fa ny hitanay izao dia ny bois de rose sy ny famonoana olona teny amin'ny ambotsirohitra no lehibe indrindra.
Tena olo-kendry sady olo-marina ianao Andriamatoa Filoha, vitsy ny olona sy mpanao politika manana toetra tsara tahaka ny anao!! mivavaka ho anao aho ary mandohalika isanandro mba ianao no ho Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara ary arovan'Andriamanitra hatrany satria tena tsy mahafaly ireo olondratsy ny finiavana tsara anananao
n'importe quoi!
ua-cam.com/video/eu3GYqPYaqg/v-deo.html
trop loatra ilay 2000containers des bois des roses (5milliards de dollar ) tompoko !! nefa
ny vahoaka en misere total ....
afaka averinao ve ny 3 milliards de dollar aloha !! mba hanampiana ny vahoaka malagasy zay tena mahantra mivelona amin'ny 1dollar /jour ?? lazao officiel ho retany rendanitra alou fa averinao ny 3 milliards de dollar de hifidy anao ny vahoka malagasy ....merci
jammis naina Ne sois pas jaloux de sa réussite. No fa tsy mahefa le mantsintsiny eeee
@@manjakamiadana5554 : TSY FIALONANA ZANY RY NAO À! !! NY MARINA TSY MAINTSY LAZAINA FA TSY FITAHINA NY VAHOAKA ! !!!
@@reyph742 tena marina zany .tsisy mialona n'iza2 eto fa raha olo marina dia lazao ny marina fa tsy fita- bitro lava zao .na aloha na handohalika hilaza ny ratsy vitany aza tsy hifidy an'io zany e.
JOE aina : - jaloux ve ozy anao ? fiainampirenena sy aimpirenena io ry Joe tsy toko tsy forohana ny harempirenena efa nahodina ka ts azo ekena .
Efa izy ny ho lany dia avelao izy hiasa kosa e! tsy 3 milliards fotsiny no hiverina fa be lavitra raha ny tetikasany. aza variana manao Politika tsy mampandroso eo ianao e!
Ary tsimaintsy madresy rambola misy Adriamanitra mahery
ua-cam.com/video/eu3GYqPYaqg/v-deo.html
Merci président a! Ny mpanenjika sy ny mpanaratsy eny ahoriana eny foana e! Aza variana manaratsy leretsy a! Marina daholo ireo voalazana ireo ary ny fitiavana no lehibe indrindra e!
✌✌✌ANDRY RAJOELINA = PRÉSIDENT 2019 ✌✌✌
Benoit Hasinantenaina ferme ta gueule toi. Si t t malgache tu voterais pas pour lui
tgv = caca
BETSAKA NO VELOM-PIALONANA. NDRIIIII, AZA VARIANA MANKARARY FO FA MANAOVA KOA EEE. POSITIVEZ VOS PENSÉES ET VIES.
ua-cam.com/video/DDia5kTvW1E/v-deo.html
Mampihomehy ihany ny mijery ilay ramatoa kely mametraka fanontaniana, sady mampalahelo ihany koa. Amboarina ny endrika, amboariana ny fiteny. Ahoana moa no ahatsapan'ny olona 3 taoana ny fiovana noho ny fifindran-toerana avy any Antsirabe mankaty Antananarivo. Izaho rehetra izao dia mba ahazoana ilay vato...
Sady otrany matahotra
Hita mihits hoe draba bé ilay journaliste.
sady manaikinaiky be...mbola tsy ampy traikefa
Efa olona voateny hoe: zao avy no fanontaniana hapetrakao an .mba ao @ tele misy an'i Razara pierre nge mandeha fa eo no hilazany ny marina satria io no naharaka tsara ny afera- malotony.
@@RVOVOH amin'ny fandaharana @ kolo tv lay hoe confession no tokony naleha
Solution NUMERO 13
✌️✌️✌️✌️✌️y a pas 2 comme Andry Rajoelina,le future president des Malagasy, tanora ho avin'ny firenena io! mendrika
izay mihitsy tsy misy olona ohatr'azy mihitsy satria izy irery no nahavita nandany ny antsasan'ny harenam-pirenena malagasy rehetra, ary ho alaina koa ny antsasany amin'ny ity raha sanatria dia sanatria izy lany.
Ravoravo Ary de tena mahavelombolo tokoa ny maheno ny ttaram piainanao Andriamatoa filoha fa mankasitraka indrindra anao Ary mitondra ambavaka anao ny azahoanao ny fandresena@ fifidianna filoham pirenena ny @ le 19 décembre hoavy Zao , Otahin'Andriamanitra manankarem pahasoavana anie enao sy ny ankohonanao Andriamatoa filoha.
.🎅🎅🎅🎅
Rianah Rasoarimalala î
Marina mihintsy mivavavaka tsika mba hoazony ny fandresena
Vraiment y a pas photo entre les stratégies d'approche de 2 Candidats. Je veux parler de l'autre, par contre celui que je soutiens est très fort et il est digne de notre confiance.
Alefa Mr le Président ANR!
Bla-bla-bla !
Hafa ihany ny tanora hoavin'ny firenena, tena olona manam-panahy ianao Andry Rajoelina
Bla-bla-bla !
Mba azavao ny oe ina ny tena oetiny zany olona tanora zany
Raha io building sy miamy sy ny hinany IEM zany tsika gasy de aleko mifidy dada
Tsy matotra io olona io
Sady madainga io
Mifoaza enao, jereo ny zava nisy, aza avela oetiny any aminy azahony vahana .
Ok Andriamatoa Filoha Andry Nirina Rajoelina ✌✌✌
😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂
lay sipa panadiady kou tena otrn tssssss
Ianao ilay Davida kely irak'Andriamanitra hanavotra ny firenena Andry Rajoelina a! efa ela no niandrasan'ny vahoaka Malagasy maro an'isa anao, avelao hanenjika izay hanenjika fa aorianantsika daholo ireny: OK 13
Bla-bla-bla !..
Ndryyy! ry Davida kelin’ny « rafitra satanika! »
Tsy davida kelin'Antra zany io, ary Davida kely zany tsy "rafitra satanika" fa aza miteniteny foana, fa sô tra-doza eo ry +Solofo R.
Andry Rajoelina sisa no fanantenan'ny vahoaka Malagasy maro an'isa hanavotra an'i Madagasikara
kay efa hatraminao mbola kely kay no efa tia mitarika olona a!! tian manao soa olona aaa!! tena tsara izany! mendrika enao Andry Rajoelina a, 13 no fidiko sy maharesy lahatra ahy
ie tena izay mihitsy ary nohon'ny lehibe dia nitarika olona teo ambohihjatovo aloha dia avy eo nitarika olona ho vonoina teo ambohitsirohitra dia avy eo nitarika ny firenena ho any an-kady tena izay mihitsy ilay izy.
Be fitiavana ka tsy manavakavaka ny président Andry Rajoelina ,mendrika ny ho filohan'ny Malagasy tokoa raha ianao prezidà!!
Aza mampihomehy
FA ZAHAY VAHOKA MARO ANISA de HANOME VATO BETSAKA HO A
Fa manana karma-pifidianana firy ianao ? Efa lany Jokers nareo e !
Ggh Gxgjg marina mihintsy zany tsy ireo olona manaratsy reo fotsuny ny vahoaka malagasy
aza matahotra fa tsy maintsy ataotsika mandresy ANR am fiodinana faharoa!iezaka isika anentana fa ny fandresena tsy maintsy mody am tsika amty!!
Lalao. Misaotra dada fa ianao ihany no mendrika SV RENDEZ VOUS 19 DECEMBRE HITA EO ZAY LANY MAZAVA? ZAHAY TSY MIALA@ 13 AVERIKO FONA
Lalao. Misaotra dada fa ianao ihany no mendrika SV BON REDEZ VOUS 19 DECEMBRE HITA EO ZAY LANY , ZAHAY TSY MIALA @ PRESIDENT ANDRY RAJOELINA AVERIKO FONA MAZAVA?
MERCI PRESD
Valitsika amin'ny soa ny ratsy président a! Mahereza, tohizo hatrany ny ezaka efa natao, mendrika ny hitondra ny firenena enao satria mahay mitarika sy mampiombona ny vahoaka Malagasy, tsy manavakavaka
MANKASITRA ANAO PREZINDENT MIVAVAKA MAFY HOANAO ZAHAY VAHOKA MARO ANISA MBA HO LANY ENAO ARY ITONDRA NY TANY SY NY FIRENEN-TSIKA ! AZA KIVY AMLE VAVANY PANENJIKA FA FOMBANY TSY AFAKA NO MANENJIKA AO ARINA ARY ENAO HENJEHINA VOMAIKA MAMIRATRA
Un grand visionnaire président Andry RAJOELINA. Manadza tompko depuis Moroni
On croit en vous MR le président et on sera avec vous pour la reconstruction de MADAGASCAR MALALANTSIKA.
Vive MADAGASCAR pour les MALAGASY
IO MACRON GASY!!!!!! MATAVY AN DELA ! !!!!
@@reyph742 efa tsy makany am ze vision ana developpement intsony ny anao ry namana fa tsy fitiavana any ANR ankitsirano tsotr zao!!zay no anisan mapahantra ny firenena iray izao toe tsain zao
@@tsitorabe3644 : OLONA TIA TANINDRAZANA VE AMINAO SAHY MANDANY VOLA BE 182 MILLIONS DE DOLLARS HANDANIANA AZY? MAZAVA BE FA HAMIDINY AMIN NY VAHINY SY KARANA MANAMPY AZY NY FIRENENA ! TSY MENDRIKA HITONDRA FIRENENA IO ! !!!
@@reyph742 ra manana anzan vola zn oapesazin ve iz d le makarar ando anao mits ny tiko ho fatatra?ianao irery no manana anzan fandraisan-javatra afahafa izany fa afa ny olona niomana ny am ity fifidianana ity sy otran ravalo asesiky ny valifaty!!dia tsek oe iz aza ilay mendrika amzan r ilay niomana na ny tonga tonga oaz!ianao no mamaly azy
@@reyph742 efa tsy fitiavana marina no mibahana ao antsainao rse ah... Rehefa dada no mampalaelo anao dia andana nareo pombany manao kotikota ananganana tiko ee.. 😂😂😂
Mpamitaka vahôka
Autoroute. Building ny ranomaloto sy tay erany tanana aloha diovina
Dia avereno ny volambaoka
Olona tsis ilaina azy....
Ny ahy de oe aiza lay no tenenina taminay
oe may2 paona ny mitsabo tena aminy zay hôpital naboarina!!!???
Mandainga enao président a
Ny mety aminao de mandeha lo mifona aminy vahoaka malagasy,
Aiza Enao Razana Pierre o😂 ndao indray isika hiomehy e..
zay mitsy
Tsisy ilaina azy mihitsy io ny olona aza maty noana nefa building sns no maika atao
Tohizo fa tsara dia aza kivy amin'ny fanenjehan'olona izany,izahay manara-dia anao fona
Zany olona edry sady ty olona tiny manjinika
Merci président a
Hafa ihany zandry kely e! tena tia tanindrazana marina izy, fa ireo mpialona sy mpanenjika tsy maintsy misy foana
Oui Andry Rajoelina mérite fa maro président teo tss jeune. Alo koa jeune itondra
TSY MILA JEUNE MPANDAINGA SY MPANGALATRA NY FIRENENA ! !!
Jeune mpangalatra io tsy ilaina
Mba tanora tahaka izao koa anie ry Rtsiraka fahizay e, ary tena nanindraindra ny maha izy azy fa tsy misy toa azy eto an-tany! Tsy voatery hitovy akory fa ianao miankina @ fahatanorany ho tombony no mampanahy!
@@reyph742 zay tsy mila mpankahala olona toa atena .asa loatra fa de tena tsisy afatsy Ravalo no hilana vanona .tsivanona
@@reyph742 dia andana mamono tena rehefa tsy faly eee.
Matoky tanteraka anao zay prezida Andry ary mirary soa ho anao sy mivavaka ho anao fa Andriamanitra no mandahatra ny zavatra rehetra
Tena miaiky anao aho MR LE PRÉSIDENT fa ianao no mpamonjy an'i madagascar, ary sahy milaza marina ankehitriny fa tsy franc maçonnerie araka ny fanaratsian'olona sasany izay manenjika anao. ary miandry an'i dadany zareo mba hiteny himasombahoaka ihany koa izahay vahoaka
Misaotra Président,ny toa anao no mendrika hitondra ny firenena,tsy matoky tena fa manankina ny hatao sy ny fiainana rehetra @ Andriamanitra, azo antoka, ary tsy mahagaga raha vitanao daholo izay kasainao satria tsy niambo ho mahavita ianao fa niankina foana t@ ilay Mpahary, izay ny secret ny réussite nao.Mivavaha ho an'ireo mpanenjika anao fa tsy fantany izay hataony
Bla-bla-bla !...
ua-cam.com/video/eu3GYqPYaqg/v-deo.html
Sady mpandainga koa aza adino
Kely dia efa nanomboka nikaroka, miezaka manao zavatra tsara @ fiainana, kanefa na dia nosembanany ny numero 25 aza izy tao anatiny ampahany ilay tantara dia mbola io eo foana i Andriamatoa Andry Rajoelina, tsy nahakivy azy izany...vao maika mapiezaka azy hatrany foana, ary efa teny filamatrany hatr@izay ny tsy maintsy mandresy!! (Ary ny numero 13 tsy maintsy mandresy) ✌✌✊✊
resaka ka atao, izao tsy mangala 25 fa kosa ny rajolina anreo no tena nanimba azy, ary tena gravy dia rehefa tonga teo amin'ny fitondrana dia lasa nandroba harenam-pirenena nanondrana omby marobe tany chine, mampalahelo ny niafaran'ny tantara.
zany zvtra tokony ho alahintahaka indrindra ho any tanora malagasy
soa fianatra mankasitraka azy n13
Tena efa voasoratra fa ianao no hanavotra an'i Madagasikara Mr le Président Andry Rajoelina ary hita taratra @ fomba fiainanao hatr@ izay ka hatr@ izao izany. Misaotra dia mankasitraka ary mirary soa bediabe anao Atoa Filoha,izahay tsy miala aminao fa manohana anao hatrany na iza na iza manaratsy anao.
Bla-bla-bla !
ua-cam.com/video/DDia5kTvW1E/v-deo.html
Aiza zany voasoratra zany hita eo ny latsa-bato
Ianao nga no Andriamanitra mahalala ny zavatra ho avy ?
Be dia be ireo mialona sy manenjika anao ary mandrabiraby anao, kanefa mbola maro lavitra ireo manohana anao!!! Atahoran'izy ireo ianao fa fantany fa ahavita zavatra tsara sy ahatafita an'i Madagasikara ka hipetraka ho tantara tsara, tsy zakan'ireo goaikantitra mpanao politika maloto ireo izany
Tena mety e
MANKASITRA SY MIRARY SOA HO ANAO PRESIDENT
Ataon'iza inona koa izay fiainan-dRajoel any fa efa mitapy ve TV Plus e ?
Ka ampahalalany tsara fa mpanankarena izy ary mbola hanankarena fois 10 aminy teo aloha .
FA ZAHAY VAHOKA MARO ANISA de HANOME VATO BETSAKA HO ANAO MIHOTRA T@ 1er tour
IANAO RERY FA TSY NY VAHOAKA ! !!!
Ry Ggh Gxghjg ,raha mihevitra fa mba olona manana personnalité enao ,Dia aza manoratra intsony satria olona tsy manana anarana. Miafina ambadika alphabet Ka mampalahelo
@@ravelojaonaalexandre964 : TSY MISY HANAIKY HOFITAHIN IO ZANY ETO ! ENAO SY NY TGV NO VENDRANA ! !!!
@@reyph742 sao de heverin'io olona io firenena iray metatra aza i madagascar kou hoe vahoaka maro anisa nga ?
Efa lany Jokers oa !
13 iany 13 atrany ✌✌!! filoha mendrika itondra any gasikara , manohana attramin' ny farany Andry Rajoelina ✌💪🇲🇬🇲🇬
Filoha isany hendry sy nanavotra ny Malagasy tao anaty ny sarotra. Tanora milay. 13 foana foana ny anay e. Tonga dia 13 ok, ok, ok
ua-cam.com/video/DDia5kTvW1E/v-deo.html
Aleho ny tantara no hitsara hoe tsara ve ny vitany teto amin'ny firenena sa ratsy,anjara-tsika vahoaka no mitsara azy hoe mbola mendrika azy ve ny hiverina hitondra ny firenena.
ha3 hita mihitsy nokaramaina dia milaza affirmation gratuit fotsiny, mbola ho ela vao ho avotra ny nosy malagasy raha ohatran'ao daholo ny olona.
samy manana ny atao hoe fahendrena marina!
Zany mits e!
Mankasitraka
Soa fianatra ho an ny tanora Malagasy sy ho tia tanindrazana N° 13 ok
Fitiavagna no lebe idridra 13✌✌
Ny fanazavan' i Rajoelina mazava sy mirindra fa ilay mpanao interview tena votsa be sady mpandokadoka be fahatany.Manao fanontaniana vendrana !! Zazatelo taona miala an Antsiraba ve hahalala hoe miova ny fiainany tonga any Antananarivo ??
Raha mpanao gazety hafa fa tsy iny, mety nafinaritra kokoa ny nihaino ny resaka !!!!😥😥😧😧
macron gasy vaovao
Tout a fait
Dj ihany no sahaza anao fa miala tsiny indrindra sady tena ambany niveau be mihitsy
EFA FANTATRAY NY ZAVADOZA NATAON IO 25 IO TETO @ FIRENENA KA MIALA TSINY FA TSY AFAKA HIFIDY ANIO 25 IO ZAHAY VAHOKA MARO ANISA NA INONA LAZAIN IO 25 IO DIA TSY MATOKY ANIO INTSONY NY VAHOKA MARO ANISA
Nandresy izy HONO t@ 1er tour e ! Fa nahoana ny resultat tao Antananarivo no resultats nivoaka farany iindrindra ? Misaotra azy ihany nanome an'i Rajao hitondra ny Firenena fa tena hita hoe OLONA VENDRANA no nitondra an'i Rajao teo . Ianao ve mbola hifidy Domelina ? Hoy i Pety : na hampihinanany MALOTO azy sanatria ny gasy dia mbola hifidy azy ihany. Fa mino aho fa TONGA SAINA NY GASY ka handaha ity MPANGALATRA SY MPANONGA-PANJAKANA ity. Ary ny fita-bahoaka tsy tenenina intsony , ny bois de rose, ny volamena.......ETC ETC
T tree tree treyeteyetrettetteteytty~yyéétytyyyyt42t5[t[[+[[tt
ANDRY RAJOELINA HO FILO @ 2019
hatreto aloh izy irery no sahy nilaza ampahibemaso fa olona matahotra sy mino an'Andriamanitra sy Jesoa Kristy ary tsy mpikambana franc macon,,, zay fotsiny dia efa ampy maharesy lahatra ahy fa tsy mbola nisy mpitondra nahasahy nanao toa iznay teto, mila anao ny firenena tompoko
aza dia vendrana oa!mora ampiesona fotsiny
Samy afaka milaza fa matahotra an'Andriamanitra daholo ny olona rehetra fa raha ny toe-dratsy nasehon'io teto aloha dia tsy azo hinoana izany e. Raha tena kristiana izy tsy nanimba firenena teto izany.
Ndryy!...
-Na milaza fa tsy «Franc-maçon » aza i Rajoelina...Tsy i Jesosy Kristy fa ANDRIAMANITRA hafa no hinoany...izay tsy iza fa ny « Antéchrist »...
Jereo TSAqrA ity vidéo ity dia MIBEBAHA ho azy!
ua-cam.com/video/eu3GYqPYaqg/v-deo.html
tsy misy idirany raha mpikambana na tsia fa misy olona ao anie ka manao asa soa eh, fa na tsy ao aza ingahy andry rajoelina dia hita hoe olona ratsy sady mpamotika firenena foana.
andry rajoelina dia olona tia tanindrazanaa ary koa manana vina tsara sy maty paika entina hampandrosoana an'ny madagasikara.ry malagasy namana, raha tiantsika i madagasikara, ndao hiraka hifidy an'i andry rajoelina, fa ny fitiavana no lehibe indrindra
Com re zao tompoko o !!Tsy voavarotra daholo nga lay " boky dé sovenira "(cahier de souvenir). Mbola tsy mazava aminao fa foronina daholo ilay tantara fahazazana ! fa mba anontanio ny tena namany niaraka taminy !! indrindra ny iray kilasy taminy !!!ary taiza no nianatra ? dia hatraiza ? 2-Ny ray amandreniny miaramila no tena antoka tamin'ny fahazoambola hanorenana ny orinasa !
de manin nefa na taiza izy no nianatra na taiza ? nangataka diploma tany an-tranonao nga izy?
@@papaelia1 Za tsy manome diplôma ka! Efa hitako nitantana fa tsy mahay mitondra vahoaka (didy jadona no hamonosana ny halatra sns..CEAUSESCU na KIM JOLG IL koa an != dondrona mahazo FAHEFANA !! Mamono olona sy mampigadra rehefa tsy mahay ) .. ..Mangorokarena hoa an'ny tenany ARY TENA Mpiasan'ny Vahiny (VRP Commercial) DRONE , PUCE, Hotely dé Lixe .Terrain de sport sns ....! Mampirevy an ! FA tsy misy fampandrosona tena akaikin' ny vahoaka !!!
Marina hoe hanontanio zay tena niara nipetraka sy niara nianatra taminy d ho fantatrareo ny momba azy
Mankasitraka Prezida Rajoelina!!! Mendrika halain-tahaka ny "parcours" nao, source d'inspiration ho an'ny tanora liam-pivoarana ianao!! Mendrika anao ny ho filohan'i Madagasikara!!
Raha olona tegna tian Tanindrazana Marina i Andry na i Ravalomanana dia foanana ny fifidianana tsy mazava mihintsy quel fierté avec le Résultat pareil devenir Président de la République
Ny ahy tompoko le 4*4 mande @ rano zay mba endrasako andeanako any MIAMI. Izy io moa zan atao ak'tsapaka sa ny manam'pahefana hiany no mahazo an'izy io ?
izy io zany ny tena marina de resaka ataony io bandy kely io de anjaranao ny manofy aminy zay kkk
Pays imaginaire sady tsy maha maika any tsika zany
Manantenaha taintsofina e .ny alika enjehina .fa ny kisoa lafo vidy
Ary ny FOZA?????????
Ho anareo mpanao gazety eto Madagasikara, mba misy fanontaniana ity: amin'ny maha mpanao gazety anareo: moa ve ianareo mba efa nanontany, namakafaka ary nanadiady sy nanao fikaroana akaiky an'ity Andry Rajoelina ity @ izao ankatoky ny fifidianana fiodinana faharoa ity hoe VOLAN'IZA NO NANOKAFANY AN'IREO ORINASA ISAN- KARAZANY ANANANY IREO SY NY VILLA ISAN-KARAZANY NA NY ETO MADAGASIKARA NA NY ANY IVELANY SATRIA IZAY NO TENA ASAN'NY MPANAO GAZETY RAHA TENA TIA TANINDRAZANA NY MPANAO GEZETY EO @ ASANY. NY ATY AMERIKA OHATRA DIA VOATSIKERA HATRANY @ TSINAY MAINTINY MIHITSY NY KANDIDATY IRAY ILATSAKA HO FIDIHANA HO FILOHAM-PIRENENA ENY FA NA DIA NY GOVERNORA SY NY SOLOMBVAMBAHOAKA AZA HOE AVY AIZA ITY VOLA SY TRANO ITY ARY NY FIDIRAM-BOLANY MANDRITRY NY 10 KA HATRAMIN'NY 15 TAONA MIALOHAN'NY HILATSAHANY HO FIDIANA? OHATRA IRAY, TOKONY HANAO FIKAROHANA AKAIKY KOA NY MPANAO GAZETY IZAO NY @ IO TENIN'I ANDRY RAJOELINA HOE NY BEBEN'NY NIKARAKARA ZAZA KAMBOTY 900. AZO HADIAHADIANA TOKOA NY FAHAMARINAN' IZANY SATRIA ZAZA 900 IZANY DIA AZO FOTORANA AKAIKY TSARA FA TSY AZO AFENINA NY FISIANY SY NY FAHAMARINANY.
Ana koa manjary miditry antsehatra manasihady satria ana mahita maso raha jiaby zegny atraminy tsine menty ndrajoelina hitana daholo tsy mila mpanao gazety rery iany no manao izany ary tsy sy idiranao na 1 alina ny zaza taizeny bebeny manaova kara pedro io anao ra sahy anao gasy sahira tsisy atokona
tsy mahay ninoninona mihitsy le sipa, fanontaniana vendrana b daolo, zany v ny journaliste
Fa tsara kosa izy e !
Everiko za irery no mahatsapa sy mahita an izany.
Rakotomahefa Mihaja tsisy formation mihintsy fa natao 27 de boka tao fotsiny io miaraka am lay mirrrrouler rrrrr manome lagy be!!!!
sipa foza ko l izy ko
TSY MANJARY ELA ! !! IANAO NO NANDETIKA SY NAMPAHANTRA NY MALAGASY LALINA TAMIN NY TETEZAMITA INY ARY NAMAROTRA NY HAREM PIRENENA REHETRA DE ZAO ELAH MODY MAHAY MILAZA FA HANAVOTRA NY FIRENENA ? KORAHA TSY MISY OLONA ADALA ETO KA HOFITAHINAO AMIN NY KABARY FENO FITAKA ! !!!
Very i Madagasikara raha io no lany éo a
Vita matavy araky ny fitenenana raha io no hitondra satria efa diso famindra ,SIVY TAONA lasa zay ( tsy toy ny hoe :
-x-=+ izy ity )
Marina mihitsy izany,fa dia lay olona manao commentaire mpanohana an'azy reo dia tena vendrana,tsy mahay mijery alavitra mihitsy,dia tena mino izay lazainy,mapalaelo mihitsy mora ampiesona fotsiny
tamatave tsy avadika miami zany. tamatave manana ny ma izy azy
Matoky anao zahay Présidant ✌✌🇲🇬🇲🇬💖💖
Mon Dieu; le borgne est roi au pays des aveugles ... bien joué
Fa nahafaka t@ fahantrana na fara faharatsiny mba nampiakatra ny PIB na d kely fotsiny ary ve ny nahavitana ny hotel de ville sy ny coliseum e! Zay ve no eritreretinao fa handrefesana ny filoham-pirenena izany. Avereno aloha ny volaben'ny bois de rose fa tsy tokony ho natoraka aty France sy Dubai aty daholo.
Atoni lery fitadiavambola ny firenena. Very ny Gasy raha mbola ianao ihany no mitondra. Tsy mendrika ano ny mitondra ity firenenan ity
Dia mizahozaho sy mitompoteny fantatra loatra leity !!!! Mihevitra azy ho Bill Gates mihintsy angaha radj voandelaky besarety a!
Sakay Mena Izy sy ny fiainany no resaka eto ka ianao no ho resahany ? Mba misaina eee. Tsy sarotra anie izany eee.
MANINONA TSY TANTARAINY EO KOA NY TANTARAN IZY SY DJ CRESAN SY DJ MAMY GOTSO ZAY FANTATRO TSARA ! !!! JIOLAHIMBOTO IO BANDY IO!!!!!
REY Ph Parce que la crise d'adolescence est révolue. C'est clair !!!
C'est un deuxième Macron arrogant, orgueilleux
JOE Aina fa ilay fanatikan’olona toy izao ve mbo misy saina ???
Mpanandra-tena sy mpanambony tena fatratra, zatra magalatra....., mpangalatahaka. Izy hono "BAD BOY" = ZAZA RATSY ( fahakeliny )
Izy ve de hilaza ny marina fa tsy maintsy hebohebo no betsaka .tsisy afatsy Hotel de ville no resahin'nt'y
Mankasitraka anao Mser le President, mitondra ambavaka hoanao aho mba anafaka ny Gasikaratsika efa tena ao anaty fasahiranana tanteraka ny vahoaka rehetra, mba Ianao no voatendrin Andriamanitra hitondra ny Madagascar malalatsika rehetra
Io foana ny anay na DJ io na inona ?
Odryy, mila mihezaka kely le mpanao interview fa tena mbola tsy ao mitsy an!
Fa angaha tsy maintsy manadio tena ohatran'izao izay vao hitan'ny olona hoe mahavita azy? Ny olona tahaka izao mihitsy no tsy azo omena fahefana satria mametraka ny tenany tsy manan-kilema ka manaonao foana, izay hitsin'ny lohany fotsiny sisa ataony; "paranoiaque" no tsy maintsy hiafarany dia hamono izay rehetra heveriny fa manembatsembana azy sy izay heveriny fa mitady hisongona azy! Izay mahay tantara mahalala fa ny olona mandoka ny tenany dia ho ratsy fiafarana avokoa amin'ny lafiny rehetra, indrindra @ lafiny politika!
Efa zatra mpandainga faty .aza Ravalo no tsy ahaiza- miaina rangahy tia .nde matesa any
Miandry! 😂😂😂! Mampiseho ny fiainany izy e ! Anjely anie ireo e!
ua-cam.com/video/eu3GYqPYaqg/v-deo.html
Mbola hangalatra bois de rose firy contenaire ndray zany zao ? Hanaovana zao lainga be zao??
I madagascar mihitsy no lafony .ny vola nangalariny teo mbola betsaka
@@yayachristine1988 tena marina mihitsy fa lafony ka
Mba ataovy t-shirt 2x avy indray no zaraina @ ity 2ieme tour ity fa efa rovitra ilay t@ voalohany .
TY ANDRY RADOMELINA TY DE MENDRIKA AZY NY MIGADRA ANY TSIAFAHY RAHA NY RATSY MARO VITANY NANDETEHANY AN I MADAGASCAR ANY ANATY LAVAKA ! !!! MPIANTSARA VELATSY GRAVE BE ! !!
Mankasitrak anao izahay Mr le président ,miandry fatratra ny investiture anao izahay,ary miandry fiovana aminao tantéraka ny vahoaka malagasy!
Manome toky aho fa raha ny olona mipetraka any an-dafy no mahazo mifidy de TSY HO LANY MANDRAKIZAY ANDRY RAJOELINA. Ny mipetraka any Dago no azony ampanantenaina pokaty resaka hanorona orinasa ,trano sns. ..de oe ho lasa otran ny Miami, New York hono Dago .. Isika any Dago efa imehezan ny olona any Afrika oe ex- DJ taloha no atao efa President fa tsy mba olona manana traikefa. Zao mo zany d efa tapatsinay zareo maheno oe raikitra ny 2eme Tour avec Rajoelina. Lollllllll Aona zao ny resaka trafic bois d rose nafenina ny any Dago sady tv plus talohan 1er Tour tsy namoka vaovao mintsy. Lol. Izay hifidy an Rajoelina ihany no hanenina apres raha lany izy f d aleo hanao.
Kara te hangôty indray ilay mpanontany ?
Fa @ 2eme tour dia tsy ho tanteraka zany eritreritrao zany satria masina ny tanindrazana
😂😂😂😂😂😂😂😂😐😐😁
Hiatriaka ny fifidianana filoham-pirenena isika ary efa fantatra ireo hiatrika izany fifidianana izany,mila mandinika isika hoe iza amin'ireo kandida roa ireo no mendrika hitondra ity firene-tsika ity.
Zahay tsy misy rano fa mba omeo e
bois des roses
ts aleo v natao an Lalatiana na Onitiana Realy le pametrapanotaniana mba mafonjafonja lay resandresaka f ti vevavy ti to otran b charme fotsn😊
misotra anao zay andry an prezida mahafapoa
porofo ita alou de ny hôpital manarampenitra t @ tetezamita izay nolaviny ankitsorano fa tsy niteny hono izy fa gratuit , soa fa nisy ny interview tv+ zay tsy azo kosehina , de mety hotranizay kou io IEM io sady tsy vita gasy io fa vaza , avereno haingana ny fitadidinao ry malagasy alohan ny handatsabato
Ny olona kely saina no mbola azo rebirebena rangahy t'y a .io vadiny io aza hita mihitsy hoe tsy te hiaina amin'ny zavatra ataony fa manaiky be fahatany
Ary harena nangalarina t@ tetezamita???
Comment le100%AndryRajoélina aux(en)Tuléar it's👍👍👍
Hevitro manokana ty fa hitako tsy mahay mametraka fanontaniana mihitsy lay mpanao gazety. Lay lay fomba fandrafetany fehezanteny azany dia afahafa be.
Tena marina fa olona tena tsara fo nanampy olona tao Fianarantsoa Mme Marthe. Betsaka ny olona sy ny fianakaviana nanaovany soa, sambatra izy fa nisy anao President nandimby azy.
Aiza koa no misy olona sahy miteny hoe : TSY MBA RESY mihintsy ary TSY MAINTSY MANDRESY????? Miala tsiny aminao aho fa mihevitra nao ho zanahary kely ianao io. Manao defi ny tompon'ny izao ary rehetra izao. Mahafantratra olona toy izany aho fa tsy azo iainana . Izay manandra-tena no hahetry. Ren'Andriamanitra izany teninao izany.
io gasy jalousie tsy mahagaga io tsymahavotra nareo gasy io fa ambany fisaina lotra ka ina ka mahatra lalandava put
Izy mba matahotra e .manono Andriamanitra izy fa ny ratsy hatao ihany
Haverina atao DIDI-POTRA une deuxième fois rajoelina kely raha tsy lany eo ,hijerena Rain-jaza mahay , dia hivelesana daba ,ary hampanaovana malabary mba tsy ho saroti-pery
Hi hi hi . sao de tsy didipoitra no hatao fa tapa- doha
OOOO
Efa voasoratra sy efa tena voalahatra hatrany amboalohany ny fiainanao sy ny hoavinao ary ianao ilay davida kely hanvotra an'i Madagasikara.Mankahery anao hatrany Atoa filoha ary vonona hatrany hifanome tanana aminao.
Ary mba inona ny fianarana nataony toa tsy fantatra mintsy.
OOOOAAAYYY RETO ZANAK'I DADA SY NY ADVA HAY TENA MBA LINA @ ILAY TANTARAN'I PRESIDENT ANDRY, MIDIKA IZANY FA MANAN-DANJA AMIN'NY REHETRA RAJOELINA
Hita mitsy iananao fa voakaraman'by vazaha. " Teny baiko" ahona?? Tsy avelanAndriamanitra tsy ho hitan'ny olona ianao sy ny momba anao.
TARATRY NY TOETRA SY NY FANAHITSIKA NY SAFIDY ATAOTSIKA ka dia hataon'Andriamanitra mifanaraka amin'izay ihany koa izay ho FILOHA hitantana sy ny ho fiainantsika avy eo
Noho izany dia izay kandida fidiatsika eo dia toa izay koa izany isika
Ao ny kandida mametraka ny "vinany" bebe kokoa amin'ny "foto-drafitrasa" lavitrezaka izay midika fa manisy lanjany bebe kokoa ny ara-materialy;
ary ao ny mifantoka kokoa amin'ny "sosialim-bahoaka" izay manisy lanjany kokoa aloa ny maha-olona.
Samy mampanantena zavatra tsara izy ireo saingy misy ny nofinofi-jaza ary misy ny nofinofy azo tanterahina
Andriamanitra no manao ny tantara, Izy no mametraka mpitondra sy manala mpitondra , saingy miankina amin'izay safidin-tsika malagasy no anoratany azy
« Ary Izy no mandahatra* ny andro sy ny fotoana; Izy no manaisotra mpanjaka sy manangana mpanjaka; Izy no manome fahendrena ho an'ny hendry sy fahalalana ho an'izay mazava saina.[Ar. manova] » (Daniela 2:21)
Toy izao no FIJERINY Azy raha misafidy ny ho materialista isika ka ny fitiavan-tena , ny fitiavam-bola sy ny fitiavan-karena ary filany nofo sy ny revy no tena mandrisika ny safidintsika
« Ny omby mahalala ny tompony, Ary ny boriky ny fihinanam-bilon'ny tompony, Ny oloko tsy misaina. » (Isaia 1:3)
« Indrisy! firenena mpanota, olona mavesa-keloka, Taranaka mpanao ratsy, zanaka mpanao meloka! Efa nahafoy an'i Jehovah izy, Efa nihodina izy. » (Isaia 1:4)
Toy izao no ANORATANY Azy ka hizakantsika ny vokany
« Ary hanendry ankizilahy madinika ho lehibeny Aho, Ary ny haitraitran-jaza no hanapaka azy. » (Isaia 3:4)
« Ary hifanipaka izy samy iray firenena, Dia samy ny namany avy sy ny akaiky azy avy; Ny tovolahy hirehareha amin'ny anti-panahy, Ary ny tsy manan-daza amin'ny manan-daza. » (Isaia 3:5)
« Ny amin'ny oloko, dia zaza no mampahory azy, Ary ireo vehivavy no manapaka azy. Ry oloko ô, ny mpitarika anao no mampivily anao Sady mandrava ny lalana alehanao. » (Isaia 3:12)
Izao no andrasan'Andriamanitra amin-tsika
« Misasà ianareo, diovy ny tenanareo, Esory tsy ho eo anoloan'ny masoko ny ratsy fanaonareo; Mitsahara, fa aza manao ratsy; » (Isaia 1:16)
« Mianara hanao ny tsara, Diniho izay rariny, anaro ny mpampahory, Omeo rariny ny kamboty, tsarao ny adin'ny mpitondratena. » (Isaia 1:17)
« Avia ary hifandahatra isika, hoy Jehovah: Na dia tahaka ny jaky aza ny fahotanareo, Dia ho fotsy tahaka ny oram-panala, Na dia mangatrakatraka tahaka ny sily aza, Dia ho tahaka ny volon'ondry fotsy. » (Isaia 1:18)
« Raha manaiky sy mankatò ianareo, dia hihinana ny voka-tsoa amin'ny tany; » (Isaia 1:19)
« Fa raha mbola mandà sy miodina ihany ianareo, Dia ho lanin'ny sabatra: Fa ny vavan'i Jehovah no efa niteny. » (Isaia 1:20)
Noho izany, diniho tsara fa safidy ny fiainana ry Malagasy
« Misy lalana ataon'ny olona ho mahitsy, Kanjo lalana mivarina any amin'ny fahafatesana no iafarany. » (Ohabolana 14:12)
« Ny fahadalan'ny olona no mahasimba ny alehany, Ka amin'i Jehovah no sosotra ny fony. » (Ohabolana 19:3)
MIANKINA AMIN'IZAY SAFIDY IZAY IHANY NO TSY MAINTSY LALAM-PIANANA AVY EO
TOMPON'ANDRAIKITRA AMIN'IZAY SAFIDY SY NY VOKANY EO ISIKA KA TSY MAHAZO MIMENOMENONA
pandainga sy miseo masina
Mangana tsy ho ahy fa ho an'ny hafa, ça veut dire, tsy ho an'ny Malagasy fa ho an'izay izany ?..........
Manohana hatramin'ny farany anao izahay president Andry Rajoelina