RY FANAHY MASINA ô! (Amboaram-peo Antsa)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 2 лют 2025

КОМЕНТАРІ • 9

  • @setaramahefaharison5147
    @setaramahefaharison5147 2 роки тому +2

    isan'ireo tiako indrindra eto ambonin'ny tany ity hira, misaotra ny mpamorona, misaotra anareo miantsa azy.

  • @zeroone3751
    @zeroone3751 8 місяців тому

    Misy manana ny polyphonie an'ity hira ity ve

  • @filavy
    @filavy 9 років тому +3

    Misaotra betsaka tamin'ny le hira eh ! Tena efa 4 taona mahery izay no nitadiavako an'ity hira ity ! Androany vao hitako. Tena io angamba no hira tena tiako indrindra miaraka amin'ny FAGNAHY MAHA IRAIKA ny Vetson'ny Fianara.

  • @mahprisca3810
    @mahprisca3810 4 роки тому

    Amen 🙏🙏❤❤🙏🙏

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 2 роки тому

    🙏💟💟🙏

  • @nirinafrancia4191
    @nirinafrancia4191 2 роки тому

    Tena tsara sady mampitodika tanteraka amin'Andriamanitra
    Na ny feony na ny tonony tena inoana fa avy amin ny fanilovan'ny Fanahy Masina
    Mankasitraka indrindra e

  • @scourvonjiniriana3942
    @scourvonjiniriana3942 6 років тому

    AMEN!!!

  • @mananjarahoareau8473
    @mananjarahoareau8473 7 років тому

    amen !!!

  • @lemjahraherison9539
    @lemjahraherison9539 5 років тому

    tsara loatra ny midera