Bonjour . tsara le interprétation ataonareo . Fa MBA ho tsara tsara kokoa Dia aiza mamaky tononkira sur scène fa lasa mihena s'y mihetry bé ny valeur Zay efa tafakatra ambony. Interprétation no ataonareo ka ataovy professionnel mihoatra n'y hafa . Tiana matoa atoro . Guillaume
Une Chanson À Mediter. L'Amour C'est Éternel ❤
aiza le soprano taloha manao ny Godony !!!
Any izy, mihira ihany koa fa reo zahay no eto aloha Dia isaorana n'y Téo aloha nahavita ankasitrahanay ny vao2 manohy
Bonjour . tsara le interprétation ataonareo . Fa MBA ho tsara tsara kokoa Dia aiza mamaky tononkira sur scène fa lasa mihena s'y mihetry bé ny valeur Zay efa tafakatra ambony. Interprétation no ataonareo ka ataovy professionnel mihoatra n'y hafa . Tiana matoa atoro . Guillaume
Tena milay ilay seho tao Marseille e, izay vao tena afaka nankafy.
Belle chanson ❤
Mankasitraka ô
ra misy troupah sy rambao fontsiny cabaret zao tena mlay a,
Efa nanao zahay fa mbol hisy a Mankasitraka
Mankasitraka e
Tena tsara Rangahy a.Mankasitraka e