Famakafakana 1: iza no mitondra eto an-tany? (Vatican)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 5 лют 2025

КОМЕНТАРІ • 37

  • @mioralalaina24
    @mioralalaina24 7 років тому +2

    Isaorana ny Tompo Marina be mihintsy Tenina marina @teniNao Ianao Andrimananitra Amen Amen.
    Makasitraka Zoky Misa a mahereza foana mijoro masahy ilaza fahamarinana fa ombanareo atrany ny Tompo Amen !
    Fiadanana ho amitsika rehetra 🙇🙏

  • @yantkuwait2710
    @yantkuwait2710 8 років тому +10

    tena zah de Cathoque mihintsy ary arakizay voalazanao zay de tsy misy fantako eny fa nany vady aman janako aza tsy mahalala anizao zavamiafina zao momba ny finoana Catholique zao fa tena mampataotra ny hotely fanaovana lamesa any amin ny Foy be tena diso lalana marina ny vahoaka n Andriamanitra misaotra anareo nanolotra ny fandaharana de mahereza amin ny fampandrosoana ny vahoaka ny tompo amen

  • @xaviersimon340
    @xaviersimon340 7 років тому +2

    Shalom! misaotra Tompoko! Eternel que Ton Règne vienne !

  • @kostkaniekostkanie4474
    @kostkaniekostkanie4474 6 років тому +6

    Salama ô zah tena catholique marina fa tena mbol nindesiny fahazarana fotainy mivavaka isaka alahady fa isaorako any tompo fa tena resy lahatra aho ary ts nahafantatra zavatra miafina hotrizao zaho zao tena resy lahatra aho fa manaiky iala ao fa tena mbola tanaty fahmaizinana ny fanahiko ignay ary isaoragn ny tompo fa mbol naheno fampifoazampanahy otrizao ko

    • @mbotizandryelissah8769
      @mbotizandryelissah8769 5 років тому +1

      Tsara ny Tompo ary mpanafaka , izay fatra mpitady ny fahamarinana no mahita azy.

  • @moniquelabelle5348
    @moniquelabelle5348 9 років тому +2

    Tena tsara famakafakana sy fampianarana ataonareo @ Malagasy toy izao mba hahafantaran'ny olona ny marina , izaho efa ela no mijery sites chrétiens comme pleinsfeux.org, alex jones , michelledastier, rencontrer Dieu, maranatha blog spot 21, etc...je vous encourage frères et soeurs en Christ .Que le nom de JÉSUS soit loué .

  • @mampioninajoelrasoanjanaha3542
    @mampioninajoelrasoanjanaha3542 4 роки тому

    Ary enao io isaky ny mireska dia Catholique fona fa inona no tsi aritrao @io fiangonana io na ny olona tany aminao nga io sa enao ko paminany koa ?

  • @southji2822
    @southji2822 Рік тому

    Ka lay mpino tsy mahafantatra fa mafana fo be manara-drenirano fotsiny sady kamo mamaky baiboly fa faly sy matoky zay tenenina ny mompera sy ry masindahy masindahy tsy fantatra zay niaviany ,tezitra rehefa lazaina mivavaka @ sary nefa hita fa miankohoka @ la crois sy sary

  • @johanach76
    @johanach76 6 років тому +3

    Misaotra noho ny ezaka momba ny famakafakana ny BAIBOLY , ka RAHA HIRESAKA mikasika ireo bibidia na IREO FANJAKANA MITAMBATRA (NOUVEL ORDRE MONDIAL) izay hitsangana sy hanjakazaka @ izao andro farany izao.----- Dia mba miangavy anareo mba ihaino izay voalazan'i Pasteur Irvin BAXTER : " COMPRENDRE LA FIN DES TEMPS " Misy vidéos eo @ 14 eo izy . ITY ny N° 1 : ua-cam.com/video/lCsvF5Usdis/v-deo.html------SATRIA REO FANJAKANA sasany voalazanreo ireo efa tsy misy intsony fa tantara sisa (Mediana sy persianina Babyloniana ???) Fa ny misy izao ; Nouvel Ordre mondial (USA, EUROPE, RUSSIE, PAYS de l' ORIENT) Samy misy andraikiny avy.Koa mba jereo fa tena mazava be ny filazany ! Merci pour votre compréhension !!!

  • @iantsaniainarandriamanalin9246
    @iantsaniainarandriamanalin9246 6 років тому +1

    Misy ezaka fikarohana be fa ijanona tsy hamono olina ve ny vahoaka rehefa mahay anzan rehetra izany?tsy hisoloko tsony na hangalatra?

  • @fessten8474
    @fessten8474 4 роки тому

    Anareo efa lasa tafahoatra rh atonareo @ faniratsirana ataonarep moa ve Andriamanitra mankasitraka ny zavatra ataonareo io ,izao fo ,eto ny zogako ,raha misy ny manenjika areo de tsy areo intsony no voahendrika fa zh ,dia izay izy

  • @mampioninajoelrasoanjanaha3542
    @mampioninajoelrasoanjanaha3542 4 роки тому

    Mila mandalina ny finoana ni olona tsirai2 avy ary oatsika manana fiangonana ivavahana a tsi tokony ho rebirebeny ny afa fa mifotora ary alalalino ny finoana fa efa atrany alo ela be no nenjehina ny catholique ,tiavo ny namanao tahaka ny tenanao hoy i Kristy Tompo eto zao defa mariky ny tsi fitiavana namana ny fitsikerana ny fiangonan'ny hafa afaka maka teny ao @baiboly ko za dia anakiana fiangonana hafa ohatra reny tsi minanana kisoa reny ,mandi sy mitabataba refa mivavaka ,sns fa tsi mety zany fa ny fanononana fiangonany hafa dia miatso ady amny ary mariky ny faharesena sy ny fisitomana olona oany amny fiangonany ,fa ra ha apianatra baiboly na itory an'i Kristy dia mapafatatra azy ary mapianatra ni tokony atao sy ny fanomanam-panahy ,oanareo catholique aza manaiky pepony ny olona fa tazomy mafy zay anananao mba tsi hisy haka ny satroboninahitrao fotory ny finoana fa misy dikany ny zavatra rehetra

  • @raharimananacolette2620
    @raharimananacolette2620 8 років тому +3

    ko na ny baiboly aza aoka ho fantatrareo mpamakafaka io fa efa nisy novaoina ka tsy marina zato isanjato tsony

    • @kidschaib9499
      @kidschaib9499 6 років тому

      Miteniteny foana

    • @laediaila5413
      @laediaila5413 5 років тому

      Azo lazaina fa marina ny zavatra lazainy nefa koa marina fa efa namboarina ny baiboly. Nisy nanalana, nisy nampidirina.

    • @southji2822
      @southji2822 2 роки тому

      Marina ny voalazanao,ireo mikasa ny hanova rafi-pivavahana tena izy reo no manaisotra zay tsy tiany hotandremana ao @ baiboly

  • @rasolofomananajeanberchman1166
    @rasolofomananajeanberchman1166 7 років тому +1

    Aza oharinao amin'ny vehivavy janga ny fiangonanay Katolika ! tiavo ny namanao tahaka ny tenanao,mba hajao ny doctrine ny hafa !

    • @carolleravoniarimalala696
      @carolleravoniarimalala696 6 років тому +3

      RASOLOFOMANANA JEAN BERCHMANS Doctrine Démoniaque mila ialana ny catholique, tian’i Jesosy ho vonjena doli ny olona, mibebaha Fa akaiky ny fanjakan’ny lanitra.

  • @rabarimalalajuliesandra9469
    @rabarimalalajuliesandra9469 8 років тому

    Za aloha de katolika fa de tsy haiko zay Tena marina fa otrany Efa betsaka loatra le mitsangaha mahay baiboly

  • @melyvolasoa808
    @melyvolasoa808 5 років тому +1

    Rah mivavaka ianareo aza mba maro teny tahaka jetilisy rah tena kristiana marina tsitokony itsikilo fiangonana hafa na manaratsy zah aloha katolika mandrakizay ai na ino filaza nareo azy Andriamanitra ray sy jesoa kristy tompo no ivavako

    • @laediaila5413
      @laediaila5413 5 років тому +2

      Efa zavatra voaporofo no lazainy fa tsy manaratsy akory. Voaporofo avy ao amin'ny baiboly daholo fa tsy affirmation gratuite. Efa nampahafantarina ianao izay dia anao ny anao, raha mbola hijanona ao ianao.

    • @mbotizandryelissah8769
      @mbotizandryelissah8769 5 років тому +2

      Aza miteny hoe: Katolika mandrakizay zany fa anontanio ny sitrampon' ny Tompo , rah izany teninao Andriamanitra mintsy manamafy fonao , na dia efa tiala ao ianao ts afaka satria efa voa petaka vy mamay ny fonao.
      Mangataha @ fanahy masina.

  • @rasolofomananajeanberchman1166
    @rasolofomananajeanberchman1166 7 років тому +1

    Doctrine Catholique tompoko ny "afo fandiovana" na purgatoire, 1 korintianina 3,12-15 io ny tenin'Andriamanitra manambara izany ao amin'ny Baiboly.Tsy anjaranao ny mitsara ny Fiangonanay fa i Kristy irery ihany; anti -Catholique 100% !

    • @carolleravoniarimalala696
      @carolleravoniarimalala696 6 років тому

      RASOLOFOMANANA JEAN BERCHMANS diniho tsar ny io teny nomenao io Fa ra afo fandiovana io dia ts nilaina ny hazo fijaliana, mibebaha Fa hoavy Jesosy , Tsy mahavonjy ny maha catholique sy ny maha anti catholique, samy mijinja izay nafafany.

    • @melyvolasoa808
      @melyvolasoa808 5 років тому

      Zany mitsy zare faly manaratsy fotsiny mpaminany sandoko aby io

    • @mbotizandryelissah8769
      @mbotizandryelissah8769 5 років тому +2

      @@melyvolasoa808 Fanahin' Andriamanitra hanokatra ny masompanahinao tsy kelikely, mazotoa manaraka tahiny Jesosy ianao

    • @mandimbisoanoelyoberlinand9761
      @mandimbisoanoelyoberlinand9761 4 роки тому +3

      Jaona 3 : 16 : Fa toy izo no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao nomeny ny Zananilahy tokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana ny fiainana mandrakizay" , Matio 3: 2 "Mibebaha ianareo fa efa akaiky ny fanjakan Lanitra "

  • @fidykely
    @fidykely 9 років тому +1

    Miarahaba antsika o. Manaiky an'izay zavatra rehetra noteneninareo izaho fa ny zavatra diso, izay nahitsina linguiste sy historien dia ilay passage oe miresaka momba an'ny lucifer ny pape. Ny tsara fantatra izany dia lucifer avy tamin'ny baiboly taloha be dia midika oe "l'astre du matin" izany oe Jesosy ilay "astre du matin" ary rehefa miteny ry zareo oe "Jesosy zanakao" dia Andriamanitra no itenenany amin'iny fa tsy i lucifer. Lucifer izany dia anaran'ny évêque de Cagliari tany Sardaigne Italie. Izy io izany dia tsy dia nanaiky ny fiverenan'ny disciples an'i Airus tao amin'ny fiangonana catholique tamin'izany ka nataony oe lucifer ny dikan'ilay mpanjakan'ny babolona tamin'izany. Tsisy nahafantatra io resaka io izany fa tantara lalina be ka rehefa tonga ny king james nanao dika teny anglisy dia niteny oe lucifer ny mpanjakan'ny babilona dia lasa raikitra oe lucifer = devoly. Fa ny ambiny izany dia ekeko avokoa. Ny symboles no tena nahatalanjona ahy indrindra fa katolika ny tenako na dia efa hiova fiangonana aza.

    • @kristianave5380
      @kristianave5380  9 років тому

      Misaotra ta@ fanazavana fanampiny, mahereza dia Jesosy Kristy Tompo ihany no Izy.
      Mazotoa
      dia tahin'i Jesosy Tompo

    • @aldira2012
      @aldira2012 8 років тому

      ary ahoana izany ry fidykely ilay oe who come back from hell?

    • @fidykely
      @fidykely 8 років тому

      aldira2012 Kay,iny aloha loza be e. Rehefa tena mahay ny teniny dia tena mampivarahotsana

    • @rianar5191
      @rianar5191 8 років тому

      fidykely: fanadiovan-tena nampitain'ny illuminati daholo izany fanampim-panazavana lazainao izany... Ianao ve dia mino fa mbola misy fanajana an'i Jesosy ihany ao anatin'ny "tsianjerin-dry zareo" en latin ? Miala tsiny fa tena tsy mampino ilay nolazainao.

    • @nelsonhery6994
      @nelsonhery6994 8 років тому

      fidykely a