КОМЕНТАРІ •

  • @iralijohn
    @iralijohn 11 днів тому +3

    Potika tsara ireo bandy reo !! Mihahaka hatry France ny tantara n'izireo. Minan'ny tainy tenisany. Oui merci Koto.

  • @reneerasoanjanahary8331
    @reneerasoanjanahary8331 25 днів тому +4

    Salama Mseur tena afaka toriana tsara izany no fanolanana ara toekarena...noho n'y zavamisy tsy fidiny dia noararaotina tena misy lalana miaro azy ireo s'y l'amande s'y gadra...asaivo mivondrona dia ho entina any ambassade Allemagne fa tena voaroaka s'y l'amande migadra...mitambara nareo...eto Madagascar aza misy lalana indrindra any Allemagne

  • @KuwitCity-qn1yj
    @KuwitCity-qn1yj 25 днів тому +5

    Atovo tsivita mora ani
    Fanararaotana amini. Falenmena tsimety

  • @JuliaToto-yg1od
    @JuliaToto-yg1od 25 днів тому +3

    Je suis tout à fait d'accord à 100%

  • @brunorasamoel8271
    @brunorasamoel8271 25 днів тому +4

    Ataovy mahamay mihitsy ry Koto a. Bandy gasy fopl sady tsy alehany. Darohy rehefa azon' lisany.

  • @hanitrinialaramarimampiani2531
    @hanitrinialaramarimampiani2531 24 дні тому +1

    Merci beaucoup Mr Koto a! Ataovy manenganiny any mihitsy reo bandy kely tsy vanona reo ! Mahazoa ny rariny 🙏

  • @elisarotha888
    @elisarotha888 25 днів тому +4

    Tena marina zan koto a,izany mihintsy ny fisainan i Bandy gasy an Agne

  • @KuwitCity-qn1yj
    @KuwitCity-qn1yj 25 днів тому +3

    Merci amini fanampiana

  • @iralijohn
    @iralijohn 11 днів тому +1

    Problèmes n"ny olona rehetra mahatsiaro responsable izany. Je suis de Strasbourg et vehivavy, je suis l'histoire de très près. Il faut les envoyer en prison direct....loza ko zany gasy lahy mpanararaotra sipa gasy izany....sazio

    • @iralijohn
      @iralijohn 11 днів тому +1

      Ataovy maneganiny, ataony Polizei enquête faombe tenisany maty ao daholo, ary ho expulsés d'Allemagne daholo, adala lotra ty...Des cons....

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 25 днів тому +2

    Mankasitraka anao ry Koto ô, hampio harova ny viavy gasy havantsika mampalahelo ireo. 🙏🙏🙏🙏🙏.

  • @fanjava124
    @fanjava124 24 дні тому +2

    Malagasy dia tena 'race' ratsy, indrindra ireo ampivoa-tany ireo.
    Mpiraitanindraza aminareo sahirana an tany lavitra au lieu de l'aider vous les abuser, tena zeriny amboa-lambo.
    Cela fait 30 ans que je suis en France, j'ai constaté que les Comoriens sont très solidaires entre eux, contrairement à nous.

  • @user-uf4mn8xw9k
    @user-uf4mn8xw9k 21 день тому +1

    Grave koa zan ra ataodrew zany lasa laza afa

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 2 дні тому +1

    Atsika Samy gasy wa tsy manjary saigny
    Aiza atsika androso
    Viol no fazahoako aratsiandoha otr’zany
    Atsika gasy ela vo androso
    Efa ao agnaty sang tsika mihitsy le raha
    Aboahy l’au sariny lay bandy ry koto fa tsy manjary saigny loatra
    Tsisy andra reo manjary
    Sans consentement n’lay sipa de viole
    POINT

  • @gilbertrakotomalala40
    @gilbertrakotomalala40 23 дні тому +1

    Mankasitraka anao Mr Koto miaro ireo vehivavy gasy ireo, aza amelana ireo bandy ireo ataovy mihinan'enganony mihintsy.

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 5 днів тому +1

    Bonjour ianareo eto aminy Fandaharan'i Koto eto. Miala Tsiny ny Tenako Koto, voalohan'izao anisany manaraka anao eto Fandaharanao izahako . Mahagaga ireo Ray aman-dReny an'ilay Zaza Vavy mandeha hanao Fille au paire ve dia tsy Hamakafaka ny Itinéraire Miala eto Madagascar ny Fandraisan'ireo Famille d'accueil izany hoe : Impossible izireo Tonga dia ireo Jiolamboto Gasy ireo noho Andray an-tanana ? Misaotra anao Koto hitondra Fanazavana momban'izany.

  • @eddyrazafimahatsangana8570
    @eddyrazafimahatsangana8570 21 день тому +1

    Aza amelana mitsy Mr Koto satria tsy mety izany a!!! zahay manoana.

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 25 днів тому +2

    Sûr fa nomamona le sipa matoa azo sary mitanjaka...

  • @Belgianperspective
    @Belgianperspective 25 днів тому +3

    IL FAUT LES DENONCER... VOUS FAITES BIEN!!!!

  • @narcisseakbaraly4946
    @narcisseakbaraly4946 4 дні тому +1

    💔💔💔💔💔

  • @SeraphineRasoanantoandro
    @SeraphineRasoanantoandro 25 днів тому +1

    Viol koto mila faizina ny lehilahy ary vehivavy miray tsikombakomba ireo eto France izao misy vehivavy Tonga eto France avy any Allemagne noroasiny patron hiresaka aminy izahay témoin cle angamba

  • @razafindratsimandresyeric3547
    @razafindratsimandresyeric3547 24 дні тому +1

    Ataovy minan-tainy any mihitsy fa zaza alika!
    Alefaso mody aty Tsiafahy!
    Zahay zao mba te handefa ny zanakay any nefa zany iainana any!🥺🥺

  • @nambininabatsyrandrianaris1258
    @nambininabatsyrandrianaris1258 24 дні тому +2

    Mba zarao @ay ny profil-ndry zalahy mba ahitany azy.

  • @bahapoirier7747
    @bahapoirier7747 24 дні тому +1

    Tena mampalahelo sy maha menatra!
    Ny malahady tsy mifanaja sady tsy mifankatiha😢

  • @ravelonoromariaangela2987
    @ravelonoromariaangela2987 20 днів тому +1

    Tegna mampalahelo toetsaigny nolo aby zegny ai,nefa efa samby antany lavitra mbola karazegny fo koa

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 23 дні тому +1

    Mafy rehefa mahantra fa matahora an Atra. Mivaly daholy izany mialohantsika maty. Tout a sa fin. Mampalahelo.

  • @RiekLee.9435
    @RiekLee.9435 25 днів тому +2

    F'angaha tsy misy POLIZEI (POLICE) any Deutschland no tsy mi-erstatten (Straf)anzeige ireo "SIPA GASY" nisy nanararaotra?

  • @joseerakoto2012
    @joseerakoto2012 24 дні тому +1

    Tena ataovy minanem mihitsy fa reto ankizy tanora gasy @ zao mihevitra fa rehef Tonga aty andafy de mitovy ny any Madagascar, mihevitra fa Afak manao ze tiny atao, avoay sariny fa izy ary publié sarin'olona abusé zareo , fa aleo atao fay daholo

  • @gilbertrakotomalala40
    @gilbertrakotomalala40 23 дні тому +1

    Tsy azo atao ny amelana ireo bandy hanohy ny toetra ratsiny, tena sazy henjana no miandry an'ialahy isany ireo torio miaraka amin'ny mpiaro ny zon'olombelona gadrao.

  • @user-om2nw3fr3d
    @user-om2nw3fr3d 25 днів тому +1

    Foza daholo le olona e! Tsy ampoizina ny olondrasy fa mila mitandrina vehivavy.D avieo nefa malaza vaovao hotrizany tonga ndray le Fanjakana hanakana le akizy hivoka a Madagascar nefa a Madagascar Efa rena tsisy raisina demba hoaiza zany le tanora.?😢

  • @ramirezjamala4282
    @ramirezjamala4282 25 днів тому +2

    Izany publication photos izany dia azo qualifié-na hoe Porno revenge. Tena henjana be ny sazy @ io. Azo atao ny manatona avocat be dia be @ maison de droit en France ( gratuit ny avocat ao). Ireo avocat en France ireo afaka mampiditra fitoriana en Allemagne.
    Tsy azo avela toa izany ireo bandy ratsy taiza reo.

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 23 дні тому +1

    Ka dago pays mahantra maty paspaoro partout.

  • @user-uv8gt4eh4b
    @user-uv8gt4eh4b 24 дні тому +1

    Mankasitraka Koto
    Mila ny fanampianao ireo tanora tovovavy ireo.
    Tena mampalahelo ny zavamisy.

  • @FrédéricRazanabola
    @FrédéricRazanabola 24 дні тому +1

    Abus de position dominante no ilazàna an'izany

  • @user-ot6ew4xt4u
    @user-ot6ew4xt4u 25 днів тому +1

    Abus de faiblesse dia tena azo toriana

  • @LilianeRazanamaronirina-gs6dm
    @LilianeRazanamaronirina-gs6dm 25 днів тому +1

    Tena tsy vanona☠️,
    avohay daholo ny sariny Koto à
    Atao minantsi.....raha vao tonga eny Ivato

  • @Andriananahahary101
    @Andriananahahary101 23 дні тому +1

    Nantenaina ???,,,, mivava be izy selon lui. Fa selon Dieu ; tsy mpivavaka izy rah ts mbola nandray an i Jesosy. Miaramilomano amin i Satana

  • @user-gr2ws6gd5z
    @user-gr2ws6gd5z 25 днів тому +1

    Mbola hoavy @zalaha ny tsy mety e.

  • @noalala6678
    @noalala6678 25 днів тому +2

    Tsy fantatro hoe oviana no nivoahan'ity vidéo ity Koto à fa tena mahonena loatra ilay toe-tsaina manararaotra ny fahalemeny ny hafa tizany😢

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 25 днів тому +4

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Misaotra nizara ny marina Meur. Koto ! Hafatra hoanareo Bandy manao izany toetra izany , tsy azo ekena velively izany fomba izany , satria izay ankizy vavy voan'izany dia tena simba ara- tsaina mandrapahafatiny , ary aty antanin'olona aty dia hahita sazy tsy misy kolikoly ianareo ! Tena tsy azo ekena , ary tsy azo avela fotsiny izao ireo Bandy ireo ! Toetra farany izay ratsy nanimba ny sainy hafa , no fanararaotana ny olona efa mitsaoka ny fijaliana avy any antanindrazana any , dia mbola hatao toetra toy izany . Tsy maintsy karohina ireo Bandy ireo , ary ny fanjakana Malagasy dia tokony hoentitra mafy , satria ny lehilahy any Madagaskar dia tena be dia be manao izany toe- tsaina manolana io izany , koa izao fa tsy takotra afenina fa efa tonga aty antanin'olona aty ! Tsy ekeko izany fomba izany , fa tena manimba tanteraka ara- tsaina ny ankizy vavy ! Na ny biby aza , mbola mahalala fomba, fa indrindra ny olombelona toy izany ! Tsy aza leferina tompoko , fa tena manaitra be maheno izany toetra izany ! Ny aty aloha dia hanaramaso tsara ,fa iza ireo lehilahy Malagasy manao toetram- bibidy izany !
    Mankahery ireo efa tra- doza , ary aza manaiky , mankanesa @ Police na Gemeinden izay misy anareo mampan- dre izany fomba ratsy izany .Ary mety tonga @ fandroahana ireo Bandy ireo miala ao Allemagne , ka alefa miverina any Madagaskar any @ fiaviany any rehefa tsy mahay miaina toy ny olona normal .

  • @mutatawirRAJUL
    @mutatawirRAJUL 24 дні тому +1

    inn zokibe Koto no niafaran'ilay vehivavy nanendrikendrika anao hoe nanolana taty Mada ?

  • @deorthine9656
    @deorthine9656 23 дні тому +1

    TSY AFAKA MIDITRA AMIZAO VE NY FANJAKANA MALAGASY? ARY TSISY CONSUL VE ANY ALLEMAGNE?

  • @dealermaharavo8161
    @dealermaharavo8161 25 днів тому +1

    Tena mila an ilay FMFV an i Ralay izany nefa izy efa tsy eo intsony !!!

  • @ramirezjamala4282
    @ramirezjamala4282 25 днів тому +1

    Izany publication photos izany dia azo qualifié-na hoe Porno revenge. Tena henjana be ny sazy @ io. Azo atao ny manatona avocat be dia be @ maison de droit en France ( gratuit ny avocat ao). Ireo avocat en France ireo afaka mampiditra fitoriana en Allemagne.
    Tsy azo avela toa izany ireo bandy ratsy taiza reo.