Misaotra betsaka an'ny FJKM namoaka an'ity Salamo ity no misaotra betsaka ny antokompihira Analamahintsy nihira. Tena ravo ny foko fa mba misy izany hira ho havela ho anareo taranaka. Ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra. (Iray amin'ny mpamorona)
Aminao Jéhovah ô anandratako ny fanahiko❤,
Misaotra betsaka an'ny FJKM namoaka an'ity Salamo ity no misaotra betsaka ny antokompihira Analamahintsy nihira. Tena ravo ny foko fa mba misy izany hira ho havela ho anareo taranaka. Ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra. (Iray amin'ny mpamorona)
💗💗 Dieu tout puissant bénisse Madagascar et le peuple Malagasy 💗💗 alléluia 🌺🌺🌺
Aminao Jéhovah oh
No anandratako ny fanahiko
mafinaritra ny maheno ilay arrangement, soa ihany aho FJKM
AMEN
Mankasitraka ny namorona ny feony fa tafita ny hafatr'Andriamanitra ,tsara ny midera Azy
Zany ka hira!!! Na ny tonony na ny feony !!! Misaotra ny Mpamorona !! Fiérté d' être F.J.K.M !!!!!!!!!!
Salamo 25 , tsara loatra na ny feony na ny tonony
Tena misaotra ny pamorona
Kanto loatra an
salamo 25 :)