Miarahaba Tompoko, zany hoe le Tian ny hotenenina de hoe Jesosy zany Tsy mijery fananana, fitafiana, tarehy, rakitra sns... Fa ny Finoanao no ahavonjy Anao Ary Izy Tompo irery ihany no mahay mitsara Anao, fa Tsy Olombelona tahaka Anao.
Gny finoanao e Finoa avao e ro handombagna Anao e Jeso raiky avao Baba Jesosy avao Neny Ro mahay mitsara Anao e Vola gn olombelo e Hamandriky Anao Hamotraky Anao e Io Gn atao roahy Ro vetsevetseo koa Fa gny fivavaha Longo Mbo tsy fisehoa Tsy noho azon droboky Iha Ho voafitaky avao fa Tsa raha Olombelo Ro hitsara Anao aloha Ka la mibebaha soa Tanjaho soa Ty Finoa Fa Tompo Jesosy Tsy magnenty Fisehoa Gny fonao mazava soa Merameratsy e koa Izay ro hitsaragna Anao Fa Iha olo soa Tsy gny hanagnanao Tsy gny sikinao Tsa raha gny sorakao Tsy hihitsao Tsa raha gny rakitrao Tsy gny asanao Ho fandombagna Anao Fa gny fo manompo e
@@Diditoliara mba afak mahazo parole nio hira io ve azafady fa tsy dia mahay fitenim-paritra loatra de tsa fatatsa aby ny raha hotononina refa mihira dia misaotra mialoha de samy tahin Jesosy aby🙏😍🙏
Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra. Tohizo lahy ny hira fiderana ataonareo KTKT Toliara
Efa ela no nahenoko zany KTKT zany ,malaza mahay mihira zareo.Tena mahay ankafiziko 🙏🙏❤️❤️👏👏
Tsy entsaka iao miheno anity hira ity 💙🙏
Mankasitraka ee 🙏🙏🙏!! Mangataky ny toninkira
Waw, Jesosy raiky avao ro marine. Amen 🙏
Jesosy no hitsara
Isaorana. Ànie Jéhovah andrimanitry ny IsraëlyIHatramin'ny taloha indrindra ka mandrakizay amen. Dia amen
mahafinaritse lahy fa misaotse e!! ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra!!! amen
Ao soa zay !
Sambatre ny firenena izay manana an'i Jéhovah ho andriamaninyDia ny olona nofidiny ho lovany.Eny an.danitra no intsinjovanyn'i Jéhovah
Manina anareo tanora soa,falyfaly, ny tokotany sy ny trano afara ao❤
Merci Cyrille...de ce trésor du sud...Trop cool á mon gout...S.
Alefa Sylvoalias !
Roso toy tsy mimpoly koa nahoda...
KTKT tsy mitsoaky satria tout terrain 4x4...
Tiako olo mavintagna karah ty !misaotra zalah fao tsara ai !ny Tompo anie homba sy hampitombo fahalalana anareo !!!!
famous team evangelical KTKT . I LIKE THIS
Tsara fa Ray Mahereza hatrany ny aminy fiderena NY TOMPO OK 😃😃😃😃😃😃😃
Mba mangataky parole kwahy e
Misaotra antsika rehetra! indrindra FIDA CYRILLE RUDY mampiditra an'ireto hira ireto ato amin'ity tranokala ity, fa misy ny namana lavitra mitady CD nefa tsy mahita dia ato izy afaka mijery. Choral KTKT
Misaotra Naina. Ataon-tsika izay ahazain'olo hira malagasy iaby.
Tiako ein! Mahereza @asa fanompoana
Tiako eee!!!! Finoatsika ro longo ro handombagna antsika
merci beaucoup pour préparer nos chemins vers le paradis
ny refrain ihany tompoko no haiko fa miangavy ze mahay mba hanazava ny tiana hambara mba hankafizana azy tanteraka
Miarahaba Tompoko, zany hoe le Tian ny hotenenina de hoe Jesosy zany Tsy mijery fananana, fitafiana, tarehy, rakitra sns... Fa ny Finoanao no ahavonjy Anao Ary Izy Tompo irery ihany no mahay mitsara Anao, fa Tsy Olombelona tahaka Anao.
Aoka ny olona rehetra izay mahonona ny anaran'ny tompo hiala amin'ny. Ratsy
Bonjour a vous tous mbola hamangy anareo any aho ary hanampy anareo satria tena faly ery ny foko mihaino anareo satria mahay mihira be ianareo
Misaotse tiako iaby hirany KTKT
Merci pour le partage, !
Tiako mare biby hira toy..
très belle voix, Magnifique chanson, j'aime bcp!# KTKT.
Gny finoanao e
Finoa avao e ro handombagna Anao e
Jeso raiky avao Baba
Jesosy avao Neny
Ro mahay mitsara Anao e
Vola gn olombelo e
Hamandriky Anao
Hamotraky Anao e
Io Gn atao roahy
Ro vetsevetseo koa
Fa gny fivavaha Longo
Mbo tsy fisehoa
Tsy noho azon droboky Iha
Ho voafitaky avao fa
Tsa raha Olombelo
Ro hitsara Anao aloha
Ka la mibebaha soa
Tanjaho soa Ty Finoa
Fa Tompo Jesosy
Tsy magnenty Fisehoa
Gny fonao mazava soa
Merameratsy e koa
Izay ro hitsaragna Anao
Fa Iha olo soa
Tsy gny hanagnanao
Tsy gny sikinao
Tsa raha gny sorakao
Tsy hihitsao
Tsa raha gny rakitrao
Tsy gny asanao
Ho fandombagna Anao
Fa gny fo manompo e
Bonjours FIDA CYRILLE RUDY DIDI .ihalie anie FIDA .olo soa zay laha olo mbelo' avao .tsitiarone.Ty soa ataonao. N'iza.n'iza.tsimahavita izay vitao .FLM.ANDAKORO..tsiaboanao.Fa .manino.
Misaotra Serge, Olivia ! Asondron-tsika iaby mpihira eto Mada mba ho rehareha tanindrazan-tsika !
FIDA CYRILLE RUDY DIDI TSAPIKY TOLIARA
Jesosy homba anao ndrindra fanohananao ny tanora midera an i Jesosy
@@Diditoliara mba afak mahazo parole nio hira io ve azafady fa tsy dia mahay fitenim-paritra loatra de tsa fatatsa aby ny raha hotononina refa mihira dia misaotra mialoha de samy tahin Jesosy aby🙏😍🙏
soa lahy . misaotra anareo
mahay Mihira
Gni finoa no handomba anao aza mijeri tava n'olo fa tompo ro fikiro mafy
Parole e!
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
💟💞👏
🙏💟💞