Mionona f’aza mba misaina akory Izay fiainana efa vita. Raha toa, raha toa manorisory, Miondreha, hodio tsy hita. Aoka anefa ho fantatrao fa ny eto Dia mandalo sady tsy ilaozan-tsento, Ka ny hany azonao atao, mionona ihany, Fa izay no fiainana eto an-tany.
Firy taona aty aorina , tsy nampoiziko hanindrona ny foko sy ny fanahiko toy izao ity hira ity androany 05/12/2018 , gaga aho efa voasoratra tokoa ve ny fianantsika ?,"Izay no fandaharana"
Mionona f’aza mba misaina akory
Izay fiainana efa vita.
Raha toa, raha toa manorisory,
Miondreha, hodio tsy hita.
Aoka anefa ho fantatrao fa ny eto
Dia mandalo sady tsy ilaozan-tsento,
Ka ny hany azonao atao, mionona ihany,
Fa izay no fiainana eto an-tany.
2021
fandaharana.
Tout simplement merci
Merci bcp .fatratra loatra
Kanto ny hira malagasy..manina aho izany....misaotra ô
tsy azo lavina ny fahamarinany
tsara ny hira tena hita hoe miteny mintsy
tena tsara le tononkira e!
Firy taona aty aorina , tsy nampoiziko hanindrona ny foko sy ny fanahiko toy izao ity hira ity androany 05/12/2018 , gaga aho efa voasoratra tokoa ve ny fianantsika ?,"Izay no fandaharana"
Efa voavaly ve ? Ny fanontanianao ry andriambavilanitra ?!?!
Efa voavaly ve ny fanontanianao ty Andrambavilanitra ?
Hafa iany ny ba malagasy
masiaka sy manaikitra ny fitiavana aza tratrany ihany