NY KATOLIKA FOANA NO MBOLA MANDALA NY FOMBAN-DRAZANTSIKA FOANA HATRAMIN'IZAY KA HATRAMIN'IZAO, TSY ASIANA REASAKA LAVABE, FA SAMY MANANA NY METY SY NY TSY METY AMINY IO E! ZA KATOLIKA FOANA FOANA, I'M CATHOLIC FOREVER AND EVER!!!!!!!!!!!!!
Ny fanarahana Ny Tompo dia tsy resaka fanatisme ka hoe: « i m catholic forever » na koa resaka denomination tahaka izany. Izaho miresaka aminao dia katolika fa ny resaka mamofompofona fanomposn-tsampy dia nialako fa tsy nahitako torimaso nandritra ny taona maro! Ianao koa raha mahatsiaro fa misy zavatra tsy mazava aminao dia manontania olon’Andriamanitra hanazava fa tsy tokony hionona fotsiny hoe catholique fa tsy izany no ahavonjy anao. Raiso ampanentren-tena ny fahamarinan’Andriamanitra sy ny Teniny tompoko.
Haleloia tsara Jesosy.
Mahamanigny Sud Est ty batrelaka ity❤❤❤
❤❤❤❤ mankasitra re tompokoo tena afapo zhay avy aty lavitra mahita lay video ❤❤❤❤👏🙏🙏 homba nareo mandrakariva anie ny Tompo🙏👏❤❤
ny voninahitra ho an 'Andriamanitra ❤❤❤
ho an Andriamanitra ny voninahitra ❤
Mankasitraka sy mirary soa ho anareo hatrany ô!
Mankasitrak ö Ho Tahin ny Tompo hatrany daolo e
NY KATOLIKA FOANA NO MBOLA MANDALA NY FOMBAN-DRAZANTSIKA FOANA HATRAMIN'IZAY KA HATRAMIN'IZAO, TSY ASIANA REASAKA LAVABE, FA SAMY MANANA NY METY SY NY TSY METY AMINY IO E! ZA KATOLIKA FOANA FOANA, I'M CATHOLIC FOREVER AND EVER!!!!!!!!!!!!!
Tsara ny midera ! misaotra e
L
.
ENY E! FA NY FINOAKO TSY HANARIKO NY FOMBAN-DRAZAKO, I'M CATHOLIC FOREVER

P