Hira faneva rehefa misy lanonana, fa mampalahelo fa dia tsisy mahay ny tonony dia lasa miteniteny fôna, raha mba mety dia mba mangataka ny tonony na ho an'izay mahita lien afaka akana azy, Mankasitra zoky be TIRIKE!!! :)
tena fahatsiarovana mamy t@ fahazazako ny hiranareo tarika Tirike, zahay teo an-tanàna dia mifaninana mandihy Tsapiky! tsara ery ny fiainana t@ izany ! tsy aleo ve mba hasianareo come back kely ho anay mpankafy
Tsaroana ny Fahazazana amin'ny tarika Tirike. Mpihira voalohany mba hitako maso mivantana tao Mandoto. Nifanerasera herinandro iray tamin'ny éléments rehetra mandrafitra ny groupe tao amin'ny camp de la gendarmerie nationale PMP14. Cool daholo ry zareo...
Anisany pihira tiany dadako ary isaky misy tirike tao atsirabe dia netiny dada nay fona za, tena mankafy ny hiranareo za zoky be tirike an, mafinaritsee
Kay fa nisy clip hiratoy ty filantena azy fa ela zay. Lalaina am clip io fa madame be hitako am fbk 😂😂😍😍...refrain hira nahoda gasola io le mampihetsiky ty biloko😂😂😂😂
Ts manin Ray aman.dreny ah fa mba miangavy za raha mety de mba alefaso Mp ao amiko ...ity ny anarako FB Randriamihaja jonathan...fa tiako daholo le hira.
Avril 2024, mbola mankafy foana ❤ 🇲🇬
Hafa ihany vazo taloha, tsy mety lefy.
Mahatsiaro ny fahazazana...
Misaotra betsaka tompoko ary Manasa anareo rehetra amin ny volana Aout ho avy Izao
Souvenir tokoa, nisoty tamboho nijery tiriky t@ spectacle tao mahatamana betroka...
KKKKKKKKK - Mahavelo bevata ho anareo BETROKA , Fahatsiarovana tsara daholo izany
Legende vivant koah kantonao reo Zokiko. C top, efa tamin fahazaza hatramzao 2024 mbola mankafy 🫡
Masters of guitares
1:18 io ampivoany io mihitsy i madame Noro, ilay nampianatra SVT anay tamin'ny seconde sy terminale tao amin'ny St Michel 😂😂
Degany lessy lisany lee
LOL
Zaho aloha mbo makanfy hira toy surtout antany lavitsy atoy, lafa morimoritsy mahatsiaro ty Agny🇲🇬 le eto zay vo vita😍
Mahavelo anao mbo miheno aze lahy e .
Hira faneva rehefa misy lanonana, fa mampalahelo fa dia tsisy mahay ny tonony dia lasa miteniteny fôna, raha mba mety dia mba mangataka ny tonony na ho an'izay mahita lien afaka akana azy, Mankasitra zoky be TIRIKE!!! :)
Fahazazako avao hira toy tu reste et tu restera le roi du tsapiky ❤
Mahavelo bevata
Maptasiaro ny taona 90. Mafinaritra
Mbola mankafy foana hatraminy zao👍👍👍
Misaotra betsaka tompoko
nareo Toleara maromaro teanareo, trop belle ta chanson Tirike, bizzz Lou
Mahavelo bevata lahy e
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
@@tirikeaugustin2495 merci re a😘
2020 ve mbola misy mihaino? Pamaraky toliara reo aia
aza tetra ano fa bola misy mihaino fongna!!!. Sovenira
Misaotra betsaka re tompoko
Hira soa toy vao le haligno rikiahe !
@@jeannotfaydherbedemaudave6102 ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Hira nahatonga ny Tsapiky ho gadona gasy "préférée"-ko. Nandrotsirotsy ny fahatanorako. Misaotra Zokibe !
Misaotra betsaka tompoko
Faly sy mankasitraka ny groupe Tirike tafahaona. Merci Kamby, Manantena, Armand & Noro de ra Flavien sns. Bravo
ianareo nanome hery sy nanohana hatr'izay no tena isaorana re tompoko o
Misaotra betsaka anareo rehtra re tompoko o
Mbola misy mihaino ve amizao novembre 2019 ??
03/01/2020
16/01/2020 :)
Ty filaranay hanenty Tireke ta antsahamanitra zay lie, Tirike bakeo Ninie Donia deuxième partie.. ataonao hilahabary... tsy vitavita... fahatanorako zay.💃💞🎶. variana be aho miresaka aminao zoky Tirike tao Mangily tam 2017 vasa iny.. toy lehilahy nampandihy antegna iny... kkkk
Mahavelo bevata lahy
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
2020 iz mbl namako 😍👂😀
Ny fhazazko t@ zan, natsiro ny fiainan le ten anatin misondratr tegna t@ty hira ty t@ zn😍
Misaotra betsaka tompoko t@ fitiavana nomenareo rehetra
Mamerina ny fiasaorana ho anareo rehtera nanohana , nanome hery t@ izay rehetra nataon'ny tarika TIRKE . Hanomboka ny fampisehoana fanaovam-beloma farany ho anareo ny tenako satria hijanona tsy hanao fampisehoana antsehatra intsony aorianan'ny 2020 koa manantena ny fahatongavanareo rehetra . MISAOTRA TOMPOKO
tena fahatsiarovana mamy t@ fahazazako ny hiranareo tarika Tirike, zahay teo an-tanàna dia mifaninana mandihy Tsapiky! tsara ery ny fiainana t@ izany ! tsy aleo ve mba hasianareo come back kely ho anay mpankafy
Roi du tsapiky
Mahatsiaro anao ny akama Avignon zoky Tirike a
zaho koah M Augustin rena mbola maka anao e!! ts ny fahazazana ihany tadidi fa ny Ancien Ambiance ny TASIPKY
tn mbl mankafy hatramn farany eee tadidik tsara t@zn fa mahaz vola rah vao mahay mandih ny hiran tirike
teanay avao ndre ame tao 2023 toy❤❤❤❤
Sasavy mena voa
Maniloke ty troko
Engao zaho cheri
Hanao ty sitrapoko
Molia riha jilahy
Fa zaho tsy tea anao
Le ho mena ty masonao
Aleo raho manambaly toy izaho raho hagnamato , ampela henane toy magnaly maromaso , Molia riha jampela fa izaho tsy TEA anao eo ho mena ty masonao
Tirike Augustin 😋😂😂😂 merci zokibe ataoko ho ny hatea hondy tsapahevitsy
Hahahahahahahahaha ....Eo ho mena ty masonao
oôh! @nay agny zay lahy!!! Naiko le njangombo maré. Avao Tuléar zay lahy!!!
Ndao lahy handeha an Tana agne
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Aroeee latsak aby ragnomasika maregny hira zegny.
Tam fahazazako zalaye hira ty ai.
Maregny hira zegny mand am radio, mifamovoka mandihy Eragnaign.
Aroeee tiako zalaye hira ty.
Misaotra betsaka anareo jiaby re tompoko - zagnahary hamaly soa ny fitiavana rehetra nomenareo
@@tirikeaugustin2495 afa fogna roo hira mpanakanto talou, tegna marina, le hira ataonare de tegn latsaka anaty fo, mampietsipo, Tam fahazazana nefa le hira efa 30 taine antegna maregn hira t'y mbola midobok fogna fo tegna.
Anaty fo anaty ra lera.
Ts mety maty le lazany hira.
Misaotra betsaka Tirike.
@@fararamaroson9630 - Misaotra betsaka tompoko
ahatsiarovako n fahazazako tam mbola 6.7 tany ty hira ity. ..ampandihizany. .zoky anay de omena ariary 10 ze mahay. ...mankasitrake zokibe TIRIKE
Ianareo nanohana sy nanome fitiavana hatr'izay no tena isaorana re tompoko
Oui ts atao Nay force lehilahy ts teanay
Marina ny anao kkkkkk
mbola mihaino foana juil 2024. hira akafizin dada tamin radio k7
@@lantorandriampianina9317 - Isaorana tompoko
misaotsy anao avao tirike❤❤❤
Zokibe Tirike, mankasitraka mankatelina indrindra o. Manako hatraty Cracovie eeee. Mankafy hatrany an
Mahita izay irina iaby zaiko - Mahavelo bevata
Jean Nasoloarimalala Manako hatraty Bâle-Ville ! ( Basel Stadt)
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Zokibenay zay lahy eee.....reharehanay baka antimo any ee,,,,ombia moa zay zokibe spectacle saika ho ataonao manerana ny mada iny ?????
Manomboka Mois d’Aout ao Tana
Très belle souvenir merci tirike
Nareo naome hery sy nanohana no tena isaorana re tompoko o
Merci tena mahatsiaro ny fahazazako za maheno hira ty tsilefy laza zany
Misaotra anareo longo tsy manadino sy mbola miheno tompoko - Zagnahare hamaly ny fanohananareo
Makasitraka Zokibe Tirike a! milay e, bonne continuation
Ianareo mbola miheno sy manohana no tena isaorana re tompoko o
Tirike Augustin
Tsaroana ny Fahazazana amin'ny tarika Tirike. Mpihira voalohany mba hitako maso mivantana tao Mandoto. Nifanerasera herinandro iray tamin'ny éléments rehetra mandrafitra ny groupe tao amin'ny camp de la gendarmerie nationale PMP14. Cool daholo ry zareo...
Misaotra betsaka @ fahatsiarovana re tompoko
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Mahatsiaro ny fahiny mints @ty hira ty! Merci Tirike
ianareo nanohana no tena isaorana re tompoko
Misaotra betsaka anareo rehetra tsy manadino re tompoko o
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
2023❤
Tonontonona fahatany fona tononkira tam zany hahaha 💚
Yeka li eeee
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Mba asio tononkira e 😊
fa kay ve bandy le manao voix de tête e!!! hiran'ny fahazazana, hatramin'ny fahatanorana, ary mety hatramin'ny fahanterana...tsy lefy laza
haha Za ko ary gaga fzay vao nahita clip ty
Mars 2021 🇲🇬🇲🇬🇲🇬💯%
mars 2021, mbola ato foana tsika ,
Misaotra betsaka e
Top top
Ahatsiarovako raha maro ty hira ty !!!! Ndriiiii ny fahazazana ts hiverina intsony.
Misaotra betsaka anareo rehetra
maahatsiar ny fahazazan eee tsara be mercie
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
asio tia !! a mes 20ans tour des îles Maurice !!
Misaotra betsaka anareo rehetra tompoko
Heheheheee, zay tiako zay 👊👊👏👏
izay lahy ty soa e
Mbola ato atramizao 17/09/21 tiako foana ,any anao zay mamako tiako ❤❤❤❤❤
Misaotra tompoko t
Tamin'izany ny mpihavana mbola mifankatia be
Haha ao avao tana Nay Zay .mankasitsaka rie eeee
Mahavelo aminareo iaby rie
Zahay toliara maromaro ty tea anay....Molia riha jampela
Fa izaho tsy tea anao .....
@@tirikeaugustin2495 Merci raoky eeeee, zh mankafi anao, vous êtes la légende du sud
Tianjama
❤❤atram izao mbola mijery💖💖
Misaotra betsaka tompoko
2021
tsar be mitsy le hira ka tsy lefy laza mitsy io !!!!!!
Misaotra re tompoko
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Anisany pihira tiany dadako ary isaky misy tirike tao atsirabe dia netiny dada nay fona za, tena mankafy ny hiranareo za zoky be tirike an, mafinaritsee
Misaotra betsaka anareo rehetra re tompoko
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
@tirikyaugustin 30 ans tiriky tao diego t@ 2019fa tsara lay live. Merci
Manasa anareo rehetra Ao Antsahamanitra tompoko
2019 ok!
Manantena anareo iaby
aiza ny parole oo, mahtsiaro ny fahazazana
Tsy ataonay Forosé ty ampala malay anay ..........samia manohy
Aia i Tirike zay ten ela tsy heno
Mba mipolia mihira savony lux moa 🤣
Manome voninahitra ambony anao re tompoko - Ho avy fa aza manahy
Parole oe azafady Tirike,🙏
La fa hiranao tiako aby 2020
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Tena tsara ilay hira. Mankasitraka ny mpamorona
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Mba mangataka le hiranaw daholo zahay mba alefa ato daholo ......
Izay nahavitana Clip no azo natao tato fa raha mitady Audio ianao azoko omena fa tsy misy ny olana e
Clip tafara koahy ty, merci Nahoda fa mampatsiaro ny fahazazana!!
Nareo iaby ro tena isaora lahy e
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Merci. lemaningny Ampanihy tegna gea.
Tongava fa ao foana izy mandigne antika
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Ny fahatanorako 🙃👏
Marina izany
kkkkk mandroso tokoa ni taona hahaha Karamaina 50 Za tamin izany de madihy😂😂😂😂
KKKKKKKKKK
hiran'ny fahazazako! misaotra Tirike
Inareo rehetra nanohana no tena isaorana re tompoko
mafinaritra fona e ! mbola tokony misy hira vaovao fona nareo
Mandehana sur You tube e
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Mampitaholy gea hira toy le mena
Ty masoko
Ndao gea holy
Kay fa nisy clip hiratoy ty filantena azy fa ela zay. Lalaina am clip io fa madame be hitako am fbk 😂😂😍😍...refrain hira nahoda gasola io le mampihetsiky ty biloko😂😂😂😂
Mahavelo bevata anareo iaby lahy e
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Hafa ihany itony hira itony
Misaotra betsaka tompoko
ndriiii, te hiverina zazabitika aho :'(
KKKKKKKK 6 aleo avao hijanona ho olobe lahy e
Za le hira tamny fahazazako reny tena tiko
Merci
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
j'aime
lafatra foana Zoky e ny kanto .
Mankasitraka zandriko e !
Zay maha métisse azy io
mercu grand maitre
Ianareo mbola mahatsiaro no tena Isaorana tompoko
Za zao mieno tsara mitsy
Misaoitra anao mbola miheno tompoko o
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Tsara be
Misaotra tompoko o
Mbol kely za t@ zany ee radio katsety no alefa Dadabe nay tamizany makasitrak eee
Misaotra betsaka re tompoko
I kamby basiste io kkklkk 😂
Eny tompoko
Tiriky ahomby mahia
Tsy lelafin ny namany hono e ....
Hay ve lelahy lay kely feo tamizany io e, zao vao mahita clips 😁 mbl 1ans tamizany 😏
MBOLA HAFA MIHITSY E
Misaotra betsaka re tompoko
Tsy mety leo tirike mhtsy z ,tiko be ,MBA manaova spectacle .o
Vonona ny hanao fampisehoana raha mbola hijery tompoko
tonga aty à Lyon
Tonga rehefa misy manasa e
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Asio le clip taloha ireny ihany tirike dia mankasitraka fa hahatsiarovana NY fahazazana
Misaotra betsaka re tompoko
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Diso tsara loatra indray koahy e!
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
SVP! sao mba misy an'ilay hira hoe "Samolina" iny . Merci
Omeo ahy ny mail nao fa handefasako ianao e
le mbo tena soa avao zisiky enany.
ravdars@gmail.com
@@tatooti6009 ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Za mbol tia miheno tirika jsk zao!domage za ts afak @ izy a tamatave @ octobre 2018 io
MBOLA HISY FARANY @ 2020
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
2
0
1
9
Ts manin Ray aman.dreny ah fa mba miangavy za raha mety de mba alefaso Mp ao amiko ...ity ny anarako FB Randriamihaja jonathan...fa tiako daholo le hira.
OK fa hataoko rehefa misy fotoana kely aho ary e
tena hoe ny fahazazana e!
Misaotra betsaka re tompoko o
soa
Mozika tsy afaky andohanay tsapiky an Tirike ... soa zao
Misaotra betsaka antsika mianakavy re tompoko o
izahay hanohy hankafy ny mozika efa natolotrao zokibe Tirike ah
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html
Nandihizana t@ fahazazana e
ua-cam.com/video/BaEHs6U07Pw/v-deo.html