Raha azo baka ny tena nampalahelo lay zanaka baka ,i maman'azy narary teo i madame ty nivezivezy tao aminjareo nilaza fa mitsabo i maman'azy nefa izy efa miaraka @ papan'azy(efa rafiny maman'azy ilay viavy )nagnino ma i viavy io nihentin'i Jaojoby tao antrano tao ,maman'azy mbola teo izy efa niaraka t@ io viavy io,ary natzony fitaka atao hoe mikarakara,
Anao zaraiky edy olo mba mahay mandiniky raha momba ny fiainagna ranadahy ai, misy ohambolagna zegny tsy mba hiretriretin'ny sasany mankaratsy i Jaojoby io. I Jaojoby olo sentimentale (be fitiavagna) ka mila olo izy amin'ny fiainagnan'azy amin'ny tombon'andro maha eo azy.Ary io zanany manalabaraka azy io tsy mba mandinika fa tia tegna loatra.
Tsy mahita hatao ianao ty Ramose!!! ny maha samihafa antsika olombelona sy ny biby dia izao: ny hegnatra, biby tsy mahalala megnetra fa tsika olombelogne mahalala megnatra,matoa izy bevoka dikanizay mbola velogne eo vadiny fa mahavita zaza izany. Tsy mety
Bjr , f'angah mo ry zareo le resa-pianakaviana tsy maintsy atao fata-bahoaka toy zao ? fa de tena tsy afaka mifam-piresaka mangingina any ny zanaka sy ray aman -dreny ...........
Za aloha tsy manome tsiny azy Ary Zaho tena manaiky n'y raha novolaninao satria izy tsy zatra maka makorely sitrany izy maka viavy Sady MBA olona hainy amiko aloha tsy de misy problème raha nanambady izy
Bonjour narisy merci aminao amin’ny video nao mikasiky Jaojaoby zah manomeo marina i ROI 👑 salegy i tsindisa aminaha ❤️❤️ merci nanao vidéo narisy
Izy io tsy hoe tsy tiany fa le viavy namany mamany no mampalahelo azy😢
Tena ita fa ts dia mazava Amy olo ty lay problem naviany pub am FB
Io le hoe : Zay tsy nanota aminareo no tokony hitorabato azy Voalohany. Adalan' olo homezana fa ny any tegna Tafian-damba
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Politique Phönomene no misy eto Madagaskar eto ! Mampalahelo , ary alahelon- janahary sy ny Razan- tsika Malagasy ny mahita antsika samy Malagasy ( mifampirafy , mifanambany , tsy misy fanajana sns...)
Tsy mahagaga isika raha Firenena lasa mahantra nohon'ny toe- tsaintsika !
Tokony harodana ity androm- panjakan'ity Meur.Rajoelina ity ! Hita fa tsy misy raha manjary eto Madagaskar eto ! Tena mampalahelo , mampalahelo !
Masina ny Tanindrazana !
Raha azo baka ny tena nampalahelo lay zanaka baka ,i maman'azy narary teo i madame ty nivezivezy tao aminjareo nilaza fa mitsabo i maman'azy nefa izy efa miaraka @ papan'azy(efa rafiny maman'azy ilay viavy )nagnino ma i viavy io nihentin'i Jaojoby tao antrano tao ,maman'azy mbola teo izy efa niaraka t@ io viavy io,ary natzony fitaka atao hoe mikarakara,
Amizao. Mafy zareo
Mampalahelo anà aloha ilay zanany eee
Kaza miatsara velatsihy ramosé .trano nisy vadinao maty mbo itondrasanao viavy tsy mety amy olo mino janahary .aminay tsy mety .afaky mifona maha baba izy famarina any zanakio
Tiako koragna jiaby zeigny
Mila mifanaja ny mpianakavy, Mila manaja ny andefimandry ny lehilahy . N'y hadalana ataon'ny lehilahy no mahagaty ny vady ao antrano.
Adre ani Tena tsimajari befolo 😂
Izainy baka matonga i zanany mivolagna tsy tokony i viavy io nataony vady mba miza viavy hafa miadagna fa tsy tout de suite izy nalaka i namany vadiny teo n'a za fo tsy manome tsigny izy ary ataony resaka aminy ery zanany ary koragna tambitamby ataony ary mba marary fo Foa iery zanany nilaozany ery maman njare koa mba samby mifagnamboatra saigny zare Izainy tokony ataondre jiaby
Afodia vavanao tsisy raha ainao aminjaigny,ary anao mba mandeha amy pilasiny mboty ,olo ampitsabo mamany olo io,aza mangala 19 eto anao vava afody tsisy raha hainao
Ambarao azy tsara
Tsy aminareo lzy raha kay mora magnamia tsiny 😢fo mafy aminy zanany
Solidarité masculine.
Adala nao ramose . Un peu de respect pour les femmes.
Marigny volagna zaigny
N'a ino tsy fifankazahoagna tsy tokony aseho vahoaka toy izao
Na ray amandreny izy tsy maintsy aoetraka am placeny izy rehefa tsy mahalala ny misy ny placeny
Koa misy fitiavana zanakany izy izindro tokony manantona zakeny
Anao zaraiky edy olo mba mahay mandiniky raha momba ny fiainagna ranadahy ai, misy ohambolagna zegny tsy mba hiretriretin'ny sasany mankaratsy i Jaojoby io. I Jaojoby olo sentimentale (be fitiavagna) ka mila olo izy amin'ny fiainagnan'azy amin'ny tombon'andro maha eo azy.Ary io zanany manalabaraka azy io tsy mba mandinika fa tia tegna loatra.
Tsy mahita hatao ianao ty Ramose!!! ny maha samihafa antsika olombelona sy ny biby dia izao: ny hegnatra, biby tsy mahalala megnetra fa tsika olombelogne mahalala megnatra,matoa izy bevoka dikanizay mbola velogne eo vadiny fa mahavita zaza izany. Tsy mety
Bjr , f'angah mo ry zareo le resa-pianakaviana tsy maintsy atao fata-bahoaka toy zao ? fa de tena tsy afaka mifam-piresaka mangingina any ny zanaka sy ray aman -dreny ...........
Izay manao ratsy ts maintsy maintsy ho valin'ny ataony fona
Ratsy toetra ny lehilahy ts matahotody tahaka ny rainao, maro2 izy ireo.
Za aloha tsy manome tsiny azy Ary Zaho tena manaiky n'y raha novolaninao satria izy tsy zatra maka makorely sitrany izy maka viavy Sady MBA olona hainy amiko aloha tsy de misy problème raha nanambady izy
Lera namanao mangala vadinao anao marary ho foaty ambony fandriana magnano pareil eo vao ho tsapanao izy
Zaho pour anao am raha korangninao frère raha nadalo raha fahazo olombelona
Tsy diso jojoby. Olo nahazo onindraha jojoby
Amevo anjareo tsarabe frère n'y marina ha merci beaucoup aminao
Merci Tonga am tsika jiaby ny hafatra
Fifonaninona fa normaly aby le raha!!!! Anao zanaka miezàha mitony
Tsimaninona izy manambady fa le zanany no tokony mandinikia vao miteny olona efa maty ve ho vadina sa le zanany vavy mahasolo izany pilasy reninao