On est la réunion On est réunis On est imbéciles On est heureux On est beaucoup Malahelo aho milaza aminao fa mahafinaritra ahy ny aty (x2) Malahelo, malahelo hilaza amin’iza ? Sa hilaza milaza amin’ny loza ? Sa hilaza amin’azy ? Sa haninona ? Tsy haiko izay any aloha fa manonja ny ndrisimbe ? Ahontsano ny dongombe Mba mandeha ve ny business sa ? Elah efa diso resy sa ? Sa izaho ve no diso be ? Fa elah efa diso mety dia tsy matahotra diso be ? Dia mangataka 19 On est les dizin'ever Mère, veux-tu ? Comment les fesses ? Combien de quoi ? 6 mois à l’avance Sans emmerdement Tu es mort d’amour beaucoup pour moi Refrain : On est la réunion On est réunis On est imbéciles On est heureux On est beaucoup Malahelo aho milaza aminao fa mahafinaritra ahy ny aty (x2) Malahelo aho milaza aminao fa mikasokasoka ny chérie Malahelo aho milaza aminao fa maty kapoka ny chérie ooo Malahelo, malahelo hilaza amin’iza ? Sa hilaza milaza amin’ny loza ? Sa hilaza amin’azy ? Sa haninona ? Zakanao nga ny balahazo ? Raha milentika anaty vovo ? Vovokelin’ny Bemarivo Sa hiravaka be marary ? Trondro be an’ny be sanjila Miditra be oa ny mangamanga Mangana anaty ny hafa fijery Be be tatenta fa ratsy tarehy Manintona be elah fa be be vola Oh lesy leeee (x2) Kiala mihitsy no diso fandriana Ka niongotra hatramin’ny « vis »-m-pandriana Tsy haiko zoky na diso variana Na izaho mihitsy koa no efa be sanjila Oh lesy leeee Malahelo aho milaza milaza aminao fa mitsatotsatoka ny taty Refrain : On est la réunion On est réunis On est imbéciles On est heureux On est beaucoup Malahelo aho milaza aminao fa mahafinaritra ahy ny aty (x2) Malahelo aho milaza aminao fa kalikaly be ny aty Malahelo aho milaza aminao fa mantsimantsina ny rahampitso Misy be kibo malama maina ao Dia misy bogosy be tsy mitaingina Miarakaraka be tsy misaina amin’ilay be nono be tsy misangy Hoy aho endreeeee (x2) Malahelo aho milaza milaza Izay ho mamo sy dizina soava Soava mamo aby eeee Soava dizina aby oooo Inona no ataonla raha ny debanla no mikoty ny akizinla ? Hamaky vava direct elah sa hiandry karama amin’ny fin de mois ? Téléphone maro vady silencieux halazako mihitsy Jaojojoby tsy misy frein oa ny silencieux malaza be mihitsy Fa elah no aveuglé (x2) Sarotra hajaina ny olona eh Aleoko mitaiza aliaka J’en ai marre de vous les stars ah Isan’andro mahita tantara Tarehy ratsy lazaina fa tsara Mpihira ratsy lazaina fa art ah J’en ai marre de vous les stars ah Isan’andro mahita tantara Ho tonga ireo Rasoa sy Rafara Bevohoka manambady an’ny sahisahy Hoy aho eeee J’en ai marre de vous (x2) Hoy aho eeee J’en ai marre de vous (x2)
Vous méritez d’être grave connu ! Ce son va surement devenir quelques chose de fort sur tous les hits ! Gasy, Créole et français en forces, c'est ça l'avenir de la musique ! Pourvu que ça dure et que vous ne tombiez pas dans le vice ... Longues vies à vous les gars et longue vie aux métissages !
Bravoooooo !! Lesy a !! Nantaniko mintsy ny namako hoe inona no ataon' ny la raha ny deban' ny la no mkt ny ankizy la, de ozy izy hoe miandry karama amin' ny fin de moi eeeee !! Tn ty hira ity no tena tsara indrindra ato ambony tany sady marina le teneniny amin' ny paroly
On est la réunion
On est réunis
On est imbéciles
On est heureux
On est beaucoup
Malahelo aho milaza aminao fa mahafinaritra ahy ny aty (x2)
Malahelo, malahelo hilaza amin’iza ?
Sa hilaza milaza amin’ny loza ?
Sa hilaza amin’azy ?
Sa haninona ?
Tsy haiko izay any aloha fa manonja ny ndrisimbe ?
Ahontsano ny dongombe
Mba mandeha ve ny business sa ?
Elah efa diso resy sa ?
Sa izaho ve no diso be ?
Fa elah efa diso mety dia tsy matahotra diso be ?
Dia mangataka 19
On est les dizin'ever
Mère, veux-tu ?
Comment les fesses ?
Combien de quoi ?
6 mois à l’avance
Sans emmerdement
Tu es mort d’amour beaucoup pour moi
Refrain :
On est la réunion
On est réunis
On est imbéciles
On est heureux
On est beaucoup
Malahelo aho milaza aminao fa mahafinaritra ahy ny aty (x2)
Malahelo aho milaza aminao fa mikasokasoka ny chérie
Malahelo aho milaza aminao fa maty kapoka ny chérie ooo
Malahelo, malahelo hilaza amin’iza ?
Sa hilaza milaza amin’ny loza ?
Sa hilaza amin’azy ?
Sa haninona ?
Zakanao nga ny balahazo ?
Raha milentika anaty vovo ?
Vovokelin’ny Bemarivo
Sa hiravaka be marary ?
Trondro be an’ny be sanjila
Miditra be oa ny mangamanga
Mangana anaty ny hafa fijery
Be be tatenta fa ratsy tarehy
Manintona be elah fa be be vola
Oh lesy leeee (x2)
Kiala mihitsy no diso fandriana
Ka niongotra hatramin’ny « vis »-m-pandriana
Tsy haiko zoky na diso variana
Na izaho mihitsy koa no efa be sanjila
Oh lesy leeee
Malahelo aho milaza milaza aminao fa mitsatotsatoka ny taty
Refrain :
On est la réunion
On est réunis
On est imbéciles
On est heureux
On est beaucoup
Malahelo aho milaza aminao fa mahafinaritra ahy ny aty (x2)
Malahelo aho milaza aminao fa kalikaly be ny aty
Malahelo aho milaza aminao fa mantsimantsina ny rahampitso
Misy be kibo malama maina ao
Dia misy bogosy be tsy mitaingina
Miarakaraka be tsy misaina amin’ilay be nono be tsy misangy
Hoy aho endreeeee (x2)
Malahelo aho milaza milaza
Izay ho mamo sy dizina soava
Soava mamo aby eeee
Soava dizina aby oooo
Inona no ataonla raha ny debanla no mikoty ny akizinla ?
Hamaky vava direct elah sa hiandry karama amin’ny fin de mois ?
Téléphone maro vady silencieux halazako mihitsy
Jaojojoby tsy misy frein oa ny silencieux malaza be mihitsy
Fa elah no aveuglé (x2)
Sarotra hajaina ny olona eh
Aleoko mitaiza aliaka
J’en ai marre de vous les stars ah
Isan’andro mahita tantara
Tarehy ratsy lazaina fa tsara
Mpihira ratsy lazaina fa art ah
J’en ai marre de vous les stars ah
Isan’andro mahita tantara
Ho tonga ireo Rasoa sy Rafara
Bevohoka manambady an’ny sahisahy
Hoy aho eeee
J’en ai marre de vous (x2)
Hoy aho eeee
J’en ai marre de vous (x2)
Tsitak oe aiza no andraisana azy
** Téléphone maro vady silencieux halazako mihitsy
Jaojojoby tsy misy frein oa ny silan'isé malaza be mihitsy (silam-panahiny)
@@antonioandrianasolo6763 calme oa elah de aleo ry zalah hanao ny "art"-ny any fotsiny, zappéo fotsiny refa ts revenlah
🤣🤣🤣🤣
hhhhhh bandy mazoto
Vous méritez d’être grave connu !
Ce son va surement devenir quelques chose de fort sur tous les hits !
Gasy, Créole et français en forces, c'est ça l'avenir de la musique !
Pourvu que ça dure et que vous ne tombiez pas dans le vice ...
Longues vies à vous les gars et longue vie aux métissages !
l’océan indien c’est nous !!🇲🇬🇷🇪🇾🇹🇰🇲🇲🇺🇸🇨
Tu a raison
Cesar🎉❤
Nou lé la réunion toujours ambiance avec Malagasy
Tena milay be mintsy le izy ka
Misaotra oo❤❤
Depuis le bled🇲🇬 jusqu'ici 🇨🇵🔥 toujours de l'ambiance 🎶✨on en a pas marre de vous les star a ! Continue !
Zao Zala tsy impaka hirasation t'y eeeeee
tou sinplement super ❤️❤️❤️❤️❤️💯
bravo 👏👏👏..
L'a cool la Réunion 😄😄
le bakarta en moi est entrain de se réveiller 🥵
😂😂😂😂
Mitovy tsiaka 😂😂
🤣🤣🤣🤣
Mlay rangah nareo mtsam am! Ô lessy leeeee
Bravoooooo !! Lesy a !! Nantaniko mintsy ny namako hoe inona no ataon' ny la raha ny deban' ny la no mkt ny ankizy la, de ozy izy hoe miandry karama amin' ny fin de moi eeeee !! Tn ty hira ity no tena tsara indrindra ato ambony tany sady marina le teneniny amin' ny paroly
Hoy aho endreeeee
malahelo ah milaza aminao fa tiko be ty hira ty🤣😋😋🤗🤗🥰🥰😜💯👋👋👌👍
Milay eeeeee!
Misy levona amin révellion io ee🙆😂😂😍
Mis levona ndray ny fin d'année @ty e!.merci
Mlay nareo e👍🤓
Oay aho endry eeeeeee
mercisation milai be l malaeloisation 🤗😜😏😝😚😙😙
👏👏👏👏🤕🤕🤒😷👌💤😴🚔🚐🚒🚑🏎🚐🚕🍯🍠🍈🍋🏈🚣🎣🏹🏂🖥💻💰💘💔🇫🇲 trara lesy 🇲🇬
Ohatran Maheno Ny Nanahary mints ;p
Tsarabe,tanyfrance🇨🇵😎🤑
Merci ❤ son la dans le cœur
Reveko ooo
mis minantsssss, mankasitrak eeee
Malahelo aho milaza @nw fa nahafinaritra n'y aty eeee
Fisaoranisation
Malahelo ah milaza aminao fa mahafinaritra anay le hira
Tsy hita ze raisina @le tononkira fa zany hoe efa zay moa le mapalaza anlesany koa !
Continue🤗👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍
misy repeat be tsy vanona ndray @Fin d'anné
Mlay fona 👌
Reveko rangh a❤👏🇲🇬🔥🔥
1Million en 5 mois 🔥🔥
reveko e 🤩💪💯 merci zalah a
Mampe be😂😂😂😂
difé souplé 🔥🔥🔥🔥🔥🔥
Tena manao a 👏👏😍😍matsiro
kialisation mis dis saaaa be sanjilaaaaaa, mlay lesss zahhh
Tiko be❤😂❤❤
On est réuni 👏
On est heureuuux eeehh
😂😂🤣🤣 tonga d Bolo pix no tsaroako voalohany , mitovy feeling
aaaaaaaahhhhhhhhhhh lesssss leeeeeeeeeeeeeeeeeee
C'EST ÇA LE MALOYAGE‼️
C'est comment le Malael
mlay lisan le 💯👋
MDR 😄😄 ça redonne le sourire
Ao tsara izy zany ee 🔥🔥🔥🥵🥵
👍🏾👍🏾👍🏾
🤲 On est la réunion 🤲
eouwa letsy ! tiako be ty hira ty
On est La Réunion 🇷🇪
Tous réuni ❤
Le son me fume 😂😂
le pozin'i Wada eo amle 4:15 koa aloha aaan😁😛
Ilay fiafaran'ilay hira matsiro tsara. 👌👌
Mlayisation🔥💪🏽
Europa Park represente !
C'est Astérix
Mahay mandihy be i Wada zany an🤭😂😂
Ie manao be mihintsy lery 😁
Un merci spécial pour hier toi aussi 😘🥳
Mba atovy am Itunes ee azfd zala aa mlay be le hira alo 👌
tsara be 👊👍👍😎😙
Revekooooooo😎😎
Revekoooo😍
SUN ABOVE 😂😂😂😂🎉🎉🎉🐊💯🇲🇬
🇷🇪🥺😭🤧néo mon bébé
Mamay beuh
MLAY LISANY💥💥💥💫💫👌👌👌👌
Sarotra hajaina ny olona eh!
Aleoko mitaiza Alika...🤣😂🤣😂
75 🇲🇬 Dinguerie
sur lesy izy miral a🥵
Mba avoay am Itunes le hira azafady eee
Milay ee
Manao lisan ka 😁🤣🤣🤣 Revek e👍
malahelo aho milaza aminao fa mapmeh anah le hira
On n est heureux ❤
milay eh
Malahelo aho milaz @nao fa matikapok le cherie 😀😀😀😀😀😀
Encore bravo lesy ah 👌💯
Jereo kely le comentaire eo ambany io 😆
trara be de mba avoai aingale badod👊🎤
ka mba any andafy kosa io de mila manararaotra manao clip aingana ko
de mande ny mande haha
zahay manohana fona e alefaaaaa😆😆😆
Malahelo ah milaza aminao eo reveko 🚶♂️
mbola latsaka foana aho amin'ilay 1:50 🤣
Malahelo Aho milaza aminao f ts atakaloko Mada ny any. Hihih
masaka ndray ny fin taona @ty , oh lesy le
Revekou ty vazo ty , ao tsara ry zalah 👍👊
on est beaucoup .merci ty
Vous avez bien copié sur le taraxxo mauricien😂🇲🇺… mais c lourd🔥🔥🔥🔥
Zay candidat à la presidentielle mahazo an'ireto mety ho tafa an 🤣😂
Aleo mitaiza alika😂😂
Malahelo aho milaza aminao fa tsy zakan' ny gasy le glisser sur la glace
Misy afaka manazava an'ilay tonon'ilay hira ve ry ireto fa tsy azo ny dikan'ilay izy. 😀
ny fahitako azy dia tsisy lohany sy vodiny izy io.
fa otran oe milay zany miaino anle izy nefa :D
anontanio wada sy yongs
J'adore cette chanson ❤❤❤❤❤❤❤❤❤
mamayyyyy be🥵❤🔥💥💥💥💥💥💥
Wada
Hihihi 🤣 tsy matahotra diso be
ao tsara grand👍👍
C'est trojoli
in no atwn lah rah debam lah no mkoty akizn lahhhhh === loza
Wada&Yoongs
kkkk tena manalazy be le izy
Surr🔥❤️
tsara lese fale ira lesa ny taloha angaha tsy nalaza julambups retraretra
yongs napalaza lesny tsara aooonaaa