Concert de Mahaleo Live avec Orange Madagascar (04 mars 2016)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024

КОМЕНТАРІ • 25

  • @mariepatriciavaliere3439
    @mariepatriciavaliere3439 7 років тому +2

    super Mahaleo, les messages des chansons c'est toujours la réalité de la vie et Fafa, ta belle voix nous berces toujours alors secoues toi, bravo à vous tous

  • @karrantkadabra678
    @karrantkadabra678 3 роки тому +1

    Watakuja lini kutumbuiza katika bara hili?

  • @chohneke6230
    @chohneke6230 8 років тому +2

    katry be ny feon-dry Fafa efa tsy manaraka tacte intsony indraindray. Soa fa tia Mahaleo izahay ... ndao hifanaja e

    • @thierryjose6900
      @thierryjose6900 3 роки тому

      Tena marina, mampalaelo fa efa lasa izy saingy tokony mba ho anatra ho an'ny zandry mpandimby rehetra aty aoriana ny fifehezana ny fandraisana ny mety ho zavatra mahery rehetra mialoha sy mandritra ny seho. Na izany aza mendripisaorana sy fankasitrahana lehibe i Fafah satria tena nahavita be teo amn tarika Mahaleo ary koa ireo nandrafitra ny tarika rehetra hatramn'izay izay efa lasa na ny mbola eo. Misaotra betsaka anareo tarika Mahaleo.

  • @joelinarobinson5553
    @joelinarobinson5553 3 роки тому

    Tiako loatra ka tsy afaka ampoko sy ambavako!!!

  • @andrianarisonnyrojo8062
    @andrianarisonnyrojo8062 5 років тому

    Tokony mba averina itony concert nocturne tao @Palais itony ;)

  • @lazaandriambolalaza9068
    @lazaandriambolalaza9068 4 роки тому

    Taraiky tanteraka Fafah, fa tinay fona e

  • @andriamalalaony6920
    @andriamalalaony6920 8 років тому

    Oayyy mankasitra !

  • @comceil9109
    @comceil9109 4 роки тому

    Teo anilanao anie a teo anilanao anie a!rasipa natositosikao😂rehefa lasa nolona ny ❤👈zay vao e voromanganao anie a a!!🙉

  • @revyglitagasy3287
    @revyglitagasy3287 7 років тому

    finalement le groupe s'amuse vraiment, super !!!!! dommage qu'il y a ces pub excessives de orange trop trop trop .......

  • @randriamalalarisonrijaniri5737
    @randriamalalarisonrijaniri5737 3 роки тому

    Mankafy foana izahay e

  • @Fidillly
    @Fidillly 8 років тому

    Dommage ilay prise de son, mais merci quand même

  • @herinjakaantoniorakotoariv4848
    @herinjakaantoniorakotoariv4848 8 років тому

    Tsara e, mankasitraka

  • @Fujika
    @Fujika 7 років тому

    super le concert ! , dommage Mimosa n'feo otra m'vilana.

  • @avotriniainafaramilantoras2354
    @avotriniainafaramilantoras2354 5 років тому

    Mankasitraka

  • @franckyb83
    @franckyb83 8 років тому +1

    Makasitraka e

  • @mahefalalarakotonindrina1409
    @mahefalalarakotonindrina1409 8 років тому

    MANJA E ! DOMMAGE 'LAY SON !

  • @dimbyrakotonirina3136
    @dimbyrakotonirina3136 8 років тому +3

    34:45!! ahahaha latsaka leri le

  • @solofomandimbyemmanuel9774
    @solofomandimbyemmanuel9774 7 років тому

    milay e!

  • @andriatsitohainakiady5951
    @andriatsitohainakiady5951 8 років тому

    misaotra betsaka e

  • @randriatahinaherylaurent3803
    @randriatahinaherylaurent3803 7 років тому +3

    Tena mba mpankafy Mahaleo hatry ny faha-kely ihany ny tena ary notezaina tao amin'ny tontolo ambony tamboho, fa tato ho ato izay tena RATSY BE ny zavatra atolotry ry zalahy ny mpijery. Tsy hitako mihitsy izao hoe inona no mba azo raisina amin'io concert io. Ny gitara tsy mandeha amin'ny laoniny, ny feo, ny arrangement....ny percussion ihany izao no hita hoe manao ezaka be fa ny sisa ZERO. Raha ny Mahaleo zandriny azoko antoka fa mbola mahavita tsara noho io. Tsy manome ny tsara indrindra intsony ry zalahy fa angamba ny 7% ny fahaizany sisa no entiny eny ambony sehatra fa ny 93% very manaraka ny fahanterana sy ny tsy fisian'ny repetition. Tena very ilay zava-kanto isika.

    • @daninakelysondenda6448
      @daninakelysondenda6448 7 років тому +1

      'zay de mpakafy ary tena mpankafy mihintsy ary mbola tena MPAKAFY ary mbola hankafy hatrany ;efa tena antitra ry zalahy namana aza ,afa ny t@ tanona taloha namana ra mpanakara MAHALEO ise de i Fafah niteny mihintsy t@ le konseritra farany tao @ Palais des sports farany teo hoe"mbola vitako tsara raha t@ 10 taona lasa....." Hanaraka anao toy ny aloka....tsy hiala teo mihintsy aho ratoa mbola tamana....

    • @andrianarisonnyrojo8062
      @andrianarisonnyrojo8062 6 років тому

      Omaly tsy miova ry zareo, mahafinaritra foana ary hita tokoa hoe manome ny tsara foana avy aminy :)

    • @thierryjose6900
      @thierryjose6900 3 роки тому +1

      Tena marina ilay fanamarihana fa hita sy tsapa mivantana loatra ilay tsy fananana maîtrise intsony vokatry ny zavamahery mety noraisin'i zareo, indrindra i Fafah, Dadah koa hita kely iany, fa i Dama sy Bekoto hita mbola mba miezaka mitàna ny rythmiques sy izay mbola vitany ihany. Ny indro kely dia tsy mba nisy archives toy izao ireny seho taloha tamn taona 80 sy 90 ireny izay mbola tena naha tao anatin'ny heriny andri zareo. Mankasitraka azy ireo foana kosa nefa mbola nanohy sy nanome.

    • @ainarazafindrakoto1378
      @ainarazafindrakoto1378 2 роки тому +2

      TSY HITAKO ZE RATSY SADY RAHA TENA MPANKAFY ELAH TOKONY HAHAZO FY FOANA ARY FAFAH EFA TSY EN FORME TAM TONY SAINGY NANAO EZAKA BE IZY HITA AM ENDRINY FA RERAKA IZY
      KOA MANINONA ELAH RAHA MIAKATRA SY MIHIRA HOE JERENA RAHA MAHAY FA BE TAIM BAVA EO FOTSINY LEHITY RY RANDRIATAHIANA HERY LAURENT