AMORONY FO MADIO SAXOPHONE (Oh Dieu crée en moi un coeur pur)

Поділитися
Вставка

КОМЕНТАРІ •

  • @lhfa1468
    @lhfa1468 3 роки тому +1

    DERAINA NY TOMPO NANOME ANAO NY TALENTA TOPOKO, ARY MANKAHERY ANAO HATRANY 🙏

    • @69jazzfan
      @69jazzfan  3 роки тому

      Tena misaotra anao tompoko, mampahery ihany koa

  • @andriarakotonan2079
    @andriarakotonan2079 4 роки тому +1

    Jesus Christ est le Seigneur. Voninahitra ho azy, ary misaotra amin ny zavakanto nentinareo

    • @69jazzfan
      @69jazzfan  4 роки тому +1

      Misaotra indrindra e. Voninahitra tena atolotra 100% ho Azy

  • @sysirasy9
    @sysirasy9 2 роки тому

    Allelouya
    Deraina Yeochoua nanome anao talenta. Tena anisan'ny mambabo ny foko io hira iray io, sady tena hainao ery ranadahy ny miangaly ty fitaovana.
    Tohizo hatrany ny fiderana Azy
    Voninahitra anie dia atolotra ho an'i Yeochoua Hamashia irery ihany.

    • @69jazzfan
      @69jazzfan  2 роки тому +1

      Misaotra indrindra ranabavy. Amen, Izy no mendrika ny haja sy ny voninahitra

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 4 роки тому +3

    Félicitations. Gloire à Dieu. :-)

  • @yvesrandrianandrasa4651
    @yvesrandrianandrasa4651 6 років тому +3

    Ny talenta rehetra dia avy amin' i JEHOVAH ANDRIAMANITRA!avereno aminy fa mendrika izany!

    • @69jazzfan
      @69jazzfan  6 років тому +1

      amena amena, tena marina Izy ihany, Izy irery no MENDRIKA

  • @tokiravakaramiandrisoa261
    @tokiravakaramiandrisoa261 5 років тому +3

    Gloire à Toi seul ô Elohîm, Yéhoshoua Mashiah ! Mon seul et unique Seigneur !

  • @santatrarandria189
    @santatrarandria189 5 років тому +2

    Tsara loatra,mankasitraka tompoko

  • @andrianarisoahariniainajul9959
    @andrianarisoahariniainajul9959 4 роки тому +1

    Mankasitraka , tsara be

  • @eaurural
    @eaurural 4 роки тому +1

    J'adore wouah quelle talent

  • @andorakotonirina4945
    @andorakotonirina4945 Рік тому

    Tena tsara loatra

  • @mbinintsoaraharinjatovo5269
    @mbinintsoaraharinjatovo5269 4 роки тому +1

    Tsara be,

  • @dtetera3380
    @dtetera3380 4 роки тому +2

    Mankasitraka tompoko

  • @mahprisca3810
    @mahprisca3810 4 роки тому +1

    Tena tsara be deraina anie Andriamanitra

    • @69jazzfan
      @69jazzfan  4 роки тому +2

      Misaotra tompoko, ny voninahitra dia ho Azy izay mpanao ny tsara

  • @fensrakoto
    @fensrakoto 6 років тому

    Naivo oh, inona kay ny anaran'io sax io dia eo amin'ny oatrinona eo ny vidiny . Tsara loatra e mankasitraka

    • @69jazzfan
      @69jazzfan  6 років тому +1

      Salamae, En fait EWI USB io , eo amin'ny 340 euros eo ny vidiny, fa ny son d'origine ratsy fa son novidiako tamin'ny samplemodeling daholo na ny sax na ny flutes na ny clarinettes,

    • @69jazzfan
      @69jazzfan  6 років тому

      ny sax tenor , alto, bari eo am 149 euros eo dia ny soprano novidiako manokana eo am 120 eo angamba izy zay, somary lafo fa tena tsara ny sondry zalahy

  • @whalanwilson4700
    @whalanwilson4700 6 років тому +1

    tsara sy kanto, makasitraka

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому +1

    Amen🙏

  • @raveloarisonmanoa7255
    @raveloarisonmanoa7255 Рік тому

    Tsara loatra

  • @soalandyrakotondramanga9342
    @soalandyrakotondramanga9342 7 років тому +2

    Beautiful!

  • @njakaranaivoson2983
    @njakaranaivoson2983 7 років тому +1

    mankatelina, tsara

  • @tousourabill4246
    @tousourabill4246 6 років тому +1

    Tena fatratra

  • @rivotsiferana2208
    @rivotsiferana2208 4 роки тому +1

    ouuaahhoouuh, peut-tu me renseigner la marque du saxophon EWI j'adore le sont.

    • @69jazzfan
      @69jazzfan  4 роки тому +1

      Merci e. EWI ilay saxo dia SWAM ny son sax ampiasaiko. Mankasitraka e

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 6 років тому +1

    Sublime!

  • @hericolelalasoa7659
    @hericolelalasoa7659 5 років тому +1

    Azafady , mba iza no anaran'ny mpitendry ? , izay manetry tena no asandratra , sa tsy izany ?

    • @69jazzfan
      @69jazzfan  5 років тому +1

      Miarahaba tompoko. Charles RAMAROSON na i Naivo. Misaotra mampahery tompoko ary ny voninahitra dia tena averina mankany amin'Ilay tompon'ny Kanto sy nanao ny Kanto rehetra

  • @jean-lucramanantombotsoa9276
    @jean-lucramanantombotsoa9276 5 років тому +1

    Salama Tompoko mety possible mahazo contactn'ny mpanakanto ve azafady indrindra?

    • @69jazzfan
      @69jazzfan  5 років тому

      salama tompoko , afaka manoratra amin'ny charlesramaroson@aol.com

    • @nirinaramangasalama5868
      @nirinaramangasalama5868 5 років тому +1

      Amazing 😀

    • @ranariniainanambininaaliso1830
      @ranariniainanambininaaliso1830 4 роки тому

      @@69jazzfan afaka mba maazo an ilay marque saxophone ve tompoko

    • @69jazzfan
      @69jazzfan  4 роки тому

      @@ranariniainanambininaaliso1830 fiadanana, EWI ny marque ary ny son dia tsy ilay son d'origine fa son novidiana tamin'ny samplemodeling, izany hoe mila ketrika be ny fanaovana azy fa tsy tonga dia mahazo son ohatran io avy hatrany

    • @69jazzfan
      @69jazzfan  4 роки тому

      @@ranariniainanambininaaliso1830 fiadanana, EWI 4000 no namboariko, nasiako bocal sy bec saxophone alto. Ny son saxo dia SWAM izany hoe mila ketrehina amboarina ilay son satria ny son d'origine tena tsy nahafapo ahy

  • @Mum-p1j
    @Mum-p1j 6 років тому +1

    🙏