AMBANY BE ILAY ADY HEVITRA FA ASEHOY AN'IREO LIAM-PAHEFANA MAPAR IREO DAHOLO NY SARY ISAKY NY BUREAU DE VOTE HAHITANY NY FAHADIOVAN'NY FIFIDIANANA RAH MBOLA HAMONO CONSCIENCE IHANY ZAREO
Fifidianana ao Madagascar dia Fifidianana ordonnance satria mila mandeha any aminy Pharmacie fa tena marary n'y saina kkkkk Fifidianana kolikoly ka mila fanafody kkkkk tsy hampy fianarana reto ary tsy Magaleo tena reto volomboasary reto
Katsaho aloha ny Fanjakan'Andriamanitra sy ny Fahamarinany (Jesosy) dia ho azo gadoany daholo ny ambiny rehetra. Rehefa voky sy velona ny Fanahy ary mitobaka ny vokatry ny fanahy (Galatiana 5 : 22-23 ) izay fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana, fahononam-po dia hamokatra harena avy @ Andriamanitra Velona koa izany.
Aza variana manenjika lava anio fitondrana mijoro io fa ovay ilay fanaovanareo politika fa io no fositra voalohany, maloto loatra ny fanaovana politika eto a madagascar, ary raha naharesy lahatra ny vahoaka koa ny fanoherana dia tsisy ambara na nanao inona na na nanao inona ny fanjakana fa tsy maitsy nandresy ny mpanohitra raha nandeha nisafidy ny mpanohitra daholo ireo olona be dia be ef mihotra ny 50% izay tsy nandeha nifidy ireo, ka samia madinika
Ataova fona io fomba ataonareo io fa Madagascar tsy havotra na hoviana na hoviana ka fohazo i Amiral Didier Ratsiraka raha efa mandroso i Madagascar fa indrindra ao Tananarivo ary mahasahy milaza fa tsy maintsy mahantra mandrakizay io fa reto mpanao politika reto volomboasary reto mahafaly anareo no mahita io Madagascar io poritra
Ny solution mety ahomby hampandrosona an’i Gasikara angamba dia ilay nolazain’ny SG hoe, alefa any Amerika ny Gasy ary ny Amerikan makaty Dago => Gasikara lasa manankarena, Amerika lasa mahantra 🧐
Izaho kosa Alo dia tsity Anareo intsony Ra mbola Manamarina izao fanosihosena ny ZO An'ny vahoaka Malagasy madinika Maro Anisa izao ianareo é ! Satria iny Fifidianana t@n'ny 11/12/24 iny dia Nivantana Taty Ivelany , Izahay Aty Ivelany, No hoizany dia Nahita ireny zavatra rehetra Niseo ireny Tompoko ô ! Ka Tsimaintsy Miteny Eo Anatrehan'ny Tsy Rariny izay Ataonareo A@n'ny vahoaka Malagasy Maro Anisa Tompoko ô ! Satria Fitondrana Tsy Mandeha A@n'ny Fahamarinana ny Rariny sy ny Hitsiny, no sady tsy Matahotra ANANDRIAMANITRA, Arikoa eo Anatrehan'ny Fahantran'ny vahoaka Malagasy Maro Anisa Tompoko ô !
De nareo ceni no fosotra am io fifidiana io. De raha misy korotana eto de nareo ceni fosotra satria nareo no nanalava fotoana am le ordonnance de zao vokany. De Tokony ts ho beko nolona nareo ceni satria rafotra mahaleo tena. Ar ts tokony hiaro atok ray fa any rehetra nareo,de Zay marina avoka fa aza miaro mpangalatra
Miezaka miezaka miezaka ny fitondram-panjakana tsisy farany na dia efa tsy hay afenina aza hoe fampahantrana no tena atao. Izay te hitondra rehetra manndoka daholo.
Aza miova anareo fa ataova fona io kolikoly io fa mbola Hifoha i Amiral Didier Ratsiraka satria tena mandroso marina ao Tananarivo tsy Madagascar fa ao Tananarivo no tena mandroso
Efa viiiita iny. Samy nanao fanamparam pahefana tam.zay daniny kibony daholo zay filoha nitondra teto n iza niza...zay tsy antokon ny fanjakana foibe dia am bavam boay na dia tsy hanaiky vakom pifidinana aza..
Sam mis fotoana ny zava drehetra.. ny sasany nitatitra député am minibus special tany am hotel pown d or hizaraina volam bahoaka or!!!nahantra ny vahoaka tam zany..ok!! vahoaka mahantra......ny sasany mitatitra vahoaka mahantra andeha handatsa bato hoan ny antoko manorina am volam bahoaka fa tsy hoe hizara volam bahoaka mahantra aaany am hotel pown d or.. .resaka fizarana vary!!!sns .tsy hoeee ka nizara vary sy menaka sy koveta dia nalatsaka hoan iny ny vato dia lazaina fa hoe manararaotra fahan tram bahoaka.. tsi. A....tsy yokony zaraina am cotexte am fotoam pifidianana !!!tsia. Samy mpanao politika am teknique hamelezany.. nis olona nitondra teto...nanana doploma bac + 60..+ diplôme expert comptable...teo am fitondrana iiiizy..niviravirainy ny volam bahoaka. Nizarainy tam député tany am hotel pown d or ny volam bahoooaka..nefa!!noana aho vahoaka..mahantra aho vahoaka.. ts mis vary antranoko zah vahoaka..tsy mis menaka izaho vahoooaka...tsy nahazo ny anjara vola kely lba hividianana vary sy mrnaka izaho lazaina fa gisitra am fahantrana eran tany.. teo lkooooa.. nanaovan ny vadin ny sasany Shopping 30 000 eur volan nny vahoaka...nefa izaho vahoaka fara gisitra am fahantrana eran tany tsy mba nomen izzny exprt man compteble sy bac+ 60 jola kely mba hividianana vary sy menaka...fa nanaovan i ra damme bele belle ny volanay vahoaka gisitra am fahantrana indrindra eran tany....nitooondra i expert de yauorth.. bac + 75 ans...nividianany air force 75 ny volam bahoaka...nanitarany ny orin asany ny volam bahoaka. Nefa izaho aty.....nakatony ny orin asa kely mba fidiram bola.. las double ilay hoe mzhantra indrindra eran tany izahay...nis krizy mbary tam andro nitondraany..na vary kapoaka 1 maty monja tao am magro tsy mba nozarainy tamiko izay mahantra indrindra eran tany.. deja volenay mahentra i indrindra ni fafazanzo tam air force ny volanaaay.. nanitaranao orin asa nao ny volanaaaau ..tsy nomenao vary na kapoaka1 tam magro zay nitarinao tam volanay vahoaka ny volanaaay!!!feno ny fepetra...nandroatra ny vilany...niha niakatra ny fahantranay...tour nay izao hoy i orange.. o ry vahoaka .hitanareo foto drafitr asa voahorina rehetra nahorina am volanareo vahoaka fa tsy tam volan i baban i filoha...ka mbola misy ambim bola keeely..tsy homenay i mialy rajoelina hanzovana Shopping...tsy hizaraina am député..fa vidiananay vary sy menaka sy koveta.. volenareo iz io...ka omena enareo ihany...vonona handatsa bato hoanay anareo mba valin ny fananganana zavatra manerana district???? Menaaaaiky izahzy handatsa bato tompok ooôoooooo.. satriiiii....nomena anay ihany volanaaaay..zaaaaaay iz tompok ooooo...any am fotoz m pifidianana dernier moment no hanomezana ny volanay...fia raisinay...de arotsakay am n olona nznome volanay aminay ny vato...aaaaampy isainanareo mpannnngala bolam bahoaka filoha teo aloha ireo tsara tetika nanaovan drajorlina nrntina namelezana anareo...c est tres bien pour votre grande guelle...heindrajoelina nempiasa teknika tam bac+dj foza...kely aina fa loha beton....merci orange...
Raha reto fona no mitondra dia mahantra eo anareo mandrakizay io Madagascar io
@Abdallah-e3k et il remettra le pouvoir à son fils
Ravatomanga et rajoelina doivent être conduit en prison et saisir leurs biens
Marina ny anao . Ireo olona 2 ireo no tena mafia mpanimba ity firenena ity. Mifohaza ry malagasy isany. Vonjeo ny firenenao.
AMBANY BE ILAY ADY HEVITRA FA ASEHOY AN'IREO LIAM-PAHEFANA MAPAR IREO DAHOLO NY SARY ISAKY NY BUREAU DE VOTE HAHITANY NY FAHADIOVAN'NY FIFIDIANANA RAH MBOLA HAMONO CONSCIENCE IHANY ZAREO
Anao io Rangahy no tena manambaka vahoaka
Io tsy manaradala satria dans le monde entier mahita fa fifidianana ao Madagascar dia kolikoly s'y halabato oooo
Fifidianana ao Madagascar dia Fifidianana ordonnance satria mila mandeha any aminy Pharmacie fa tena marary n'y saina kkkkk Fifidianana kolikoly ka mila fanafody kkkkk tsy hampy fianarana reto ary tsy Magaleo tena reto volomboasary reto
CENI =volomboasary eeee heverinareo adaka moa n'y vahoaka ka io mahatonga fitondrana volomboasary tsy havotra satria be loatra n'y halahelombahoaka
Ty Rangahy ty no tena manambaka vahoaka malagasy
Katsaho aloha ny Fanjakan'Andriamanitra sy ny Fahamarinany (Jesosy) dia ho azo gadoany daholo ny ambiny rehetra. Rehefa voky sy velona ny Fanahy ary mitobaka ny vokatry ny fanahy (Galatiana 5 : 22-23 ) izay fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana, fahononam-po dia hamokatra harena avy @ Andriamanitra Velona koa izany.
Aza mandainga eo fa anareo volomboasary fona maninona io ordonnance io ooo aza mandainga eo fa efa io no hitondranareo firenena kolikoly io ooo
Aza variana manenjika lava anio fitondrana mijoro io fa ovay ilay fanaovanareo politika fa io no fositra voalohany, maloto loatra ny fanaovana politika eto a madagascar, ary raha naharesy lahatra ny vahoaka koa ny fanoherana dia tsisy ambara na nanao inona na na nanao inona ny fanjakana fa tsy maitsy nandresy ny mpanohitra raha nandeha nisafidy ny mpanohitra daholo ireo olona be dia be ef mihotra ny 50% izay tsy nandeha nifidy ireo, ka samia madinika
Ataova fona io fomba ataonareo io fa Madagascar tsy havotra na hoviana na hoviana ka fohazo i Amiral Didier Ratsiraka raha efa mandroso i Madagascar fa indrindra ao Tananarivo ary mahasahy milaza fa tsy maintsy mahantra mandrakizay io fa reto mpanao politika reto volomboasary reto mahafaly anareo no mahita io Madagascar io poritra
Ny solution mety ahomby hampandrosona an’i Gasikara angamba dia ilay nolazain’ny SG hoe, alefa any Amerika ny Gasy ary ny Amerikan makaty Dago => Gasikara lasa manankarena, Amerika lasa mahantra 🧐
Izaho kosa Alo dia tsity Anareo intsony Ra mbola Manamarina izao fanosihosena ny ZO An'ny vahoaka Malagasy madinika Maro Anisa izao ianareo é !
Satria iny Fifidianana t@n'ny 11/12/24 iny dia Nivantana Taty Ivelany ,
Izahay Aty Ivelany,
No hoizany
dia Nahita ireny zavatra rehetra Niseo ireny Tompoko ô !
Ka Tsimaintsy Miteny Eo Anatrehan'ny Tsy Rariny izay Ataonareo A@n'ny vahoaka Malagasy Maro Anisa Tompoko ô !
Satria Fitondrana Tsy Mandeha A@n'ny Fahamarinana ny Rariny sy ny Hitsiny,
no sady tsy Matahotra ANANDRIAMANITRA,
Arikoa eo Anatrehan'ny Fahantran'ny vahoaka Malagasy Maro Anisa Tompoko ô !
Maloto rehetra anareo mpanao politika ao,Madagascar eee aza misary adala eo Rangahy eee
Mahalasana ry Maire rehefa lany. Fifidianana akaikiny vahoaka mbola miampy ordonance nefa lasa 22% ny mpifidy.
Dia maninona izany ireo ambiny be dia be ireo tsy nandeha nirohatra nadatsam bato ho any mpanohitra???
TANTERINA ILAY OLONA, ny eto tana tsy misy 2 km izany... Tena objectif tsara ve ilay manao debat sa olona tsy hay tsy hay ???
De nareo ceni no fosotra am io fifidiana io.
De raha misy korotana eto de nareo ceni fosotra satria nareo no nanalava fotoana am le ordonnance de zao vokany.
De Tokony ts ho beko nolona nareo ceni satria rafotra mahaleo tena.
Ar ts tokony hiaro atok ray fa any rehetra nareo,de Zay marina avoka fa aza miaro mpangalatra
Miezaka miezaka miezaka ny fitondram-panjakana tsisy farany na dia efa tsy hay afenina aza hoe fampahantrana no tena atao. Izay te hitondra rehetra manndoka daholo.
Raha ny hevitro na Alika aza no narotsaka amin'ny alalan'ilay vondrona iray,dia lany foana,satria maninona ozy nareo??? Méditation
Maloto daholo n'y mpitsara ao Madagascar, fifidianana kolikoly diplôme kolikoly tsy megnatra reto olo be tsy manaha tena tsy menatra ity Rangahy be ty kkkk c,'est normal izikoa mahantra mandrakizay io Madagascar io
Aza miova anareo fa ataova fona io kolikoly io fa mbola Hifoha i Amiral Didier Ratsiraka satria tena mandroso marina ao Tananarivo tsy Madagascar fa ao Tananarivo no tena mandroso
voalohany indrindra aloha ilay tv plosy d efa tsy misy raisina ,nicolas rabemanajara mpanongana fanjakana anaty fanjankana ka inona no azo itokisana izay lazainy
Efa viiiita iny. Samy nanao fanamparam pahefana tam.zay daniny kibony daholo zay filoha nitondra teto n iza niza...zay tsy antokon ny fanjakana foibe dia am bavam boay na dia tsy hanaiky vakom pifidinana aza..
Fa maninona moa raha homena ho an'io M.le Maire ny fitenenana iray manontolo .Fa monopolise leiry ny fitenenana....