Tena tsy mijery film Malagasy 'zany mintsy aho. Fa tena tsara 'ty 'ray 'ty dia tena grand bravo ho anareo rehetra. D toraka vonikazo kely ho an'i hihihi!!! mahay milalao be mintsy izy encore bravo à tous !
merci f tena tsra b! ten ts te hatory mits za rats ef vita mits le iz, Lanja wa hitako we magnino kay ra mihira Rap(AFRO trap) srtyle gang Americain regn f mety am personnage ny. Mme VOLA ef tsis kianina,. Tiako nareo tjr Number one au top @ film GASY à texte AMERICAIN , Ingahy hely boka Tamaga ign fa mahay mi jouer comédie karani ALIVYNE JOHSON, Mitady poom poom girl mahay mandihy sy manja tsra fotsiny e, BRAVO BRAVO à tous les équipes

Tsara Baina e. Mangataka MBA asiana tohiny le film vola fa tsara.
Merci beaucoup pour cette vidéos partager et continuer
Merci beaucoup fa tsara be le filma
tsara be le film vo sambany za nijer fa ty kos tena top..🙏 😍miandr manarak njay mankasitra e💐💐💐
Mankasitraka eh, tohizo fa tsara be🤗🤗🤗🤗🤗👍👍👍👍
Tena tsara fa asivo tohiny azafady de Damien tiko be ny rôlen'ny sady beau gosy😉
Tiako b 😍😍😍
Hihihi tena hafa mihintsy i Baina t@ totom-bitana sy @ ity anh hihi mahay milalao sary mihetsika ny Malagasy!
Efa mihatsara ny filalaovanareo ...mba izay
Mankasitrak tompoko merci nizara
Tsara be ❤️
👍👍🥇🤗
Romantiques be😗😍🥇🤗👍😎
tena oe tena milay fa ilay fiafarany kosa e
Ara-dalàna... isaorana ianareo rehetra nanatontosa iny horonan-tsary iny 👍 maro ny sangan'asan'i Sahoby efa narahako sy hitako fa nahafa-po avokoa... mankasitraka tanteraka, ary mirary anareo hatrany ny hisondrotra @ ambony mba ho voninahitra ho antsika malagasy... misaotra 👏🙏👋
Iopmkj
Ni
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
Tiako ilay fifangaroana amin'ny fitenim-paritra isan-karazany. Tena maneho fa manan-karena fiteny isika malagasy.
Mahay film lay nareo vola mahafinaritra ❤
Tsara fa makasitraka anareo rehetra❤🙏🏼
Tena tsara ity sarimihetsika iray ity. Anisan'ny lafatra indrindra. Miarahaba ny mpandray anjara sy ny ekipa rehetra
Merci ky Sahoby an aty Algérie ky zahay no makafy n film nareo a. Mividy
Bonsoir, je ne savais pas il y a des Malgaches ici en Algérie,ça m'a fait plaisir.
tena tsara ilay asa, film tsara omana...misaotra fa tsy menamitaha aminy hafa e
tsy hitako izay helok'i Damien...
Miandry tohiny merci tsara mitsy lay izy
Merci 😉 fa maninona kay tsy nasiana tohiny kely ee 🙏
wsh Baina il est stylé
Merci zozo e, mampitokiky😂
Aiza ila tohiny Azafad
makasitraka indridra ô
Sahoby mandio bé ky n tarehy njy
tsara be ,tokony Mba mbola hisy tohiny
Nampalahelo be f mifono hanatra kely lay izy
tsara be ilay tantara
Tsara be lay film f Mankasitraka indrindra🙏🙏,
Mapitomany