VAOVAO MAHAFALY PATTY ( Ny Ainga) video officiel

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 8 вер 2024

КОМЕНТАРІ • 19

  • @Mavinken
    @Mavinken 5 місяців тому

    Magnifique. Chant que je connais depuis mon adolescence, première fois que je l'entends chanté sur youtube

  • @haingotianadjaomalaza7650
    @haingotianadjaomalaza7650 2 роки тому

    Ny fahazazana 😄souvenir souvenir e

  • @rafenomananajulienemile2914
    @rafenomananajulienemile2914 3 роки тому

    Wow good songs

  • @tinasoaprincia9632
    @tinasoaprincia9632 3 роки тому

    Hay ve nisy an'itony e, zao vo hitako
    Tena tiko ery

  • @LacXav
    @LacXav 3 роки тому

    Quelle belle chanson ! Quelqu'un qui parle malagasy aurait-il la bonté d'écrire les paroles ?

  • @chamihope5355
    @chamihope5355 7 років тому

    ndriiii, les bons vieux temps...ça me rappelle trop mon enfance..mankasitraka ee!☺

  • @mihaminahenintsoaandrianav6149
    @mihaminahenintsoaandrianav6149 4 роки тому

    Ehhh tamin'izany fotoana izany mampatsiaro ny taloha

  • @jocelyneihajamalala7792
    @jocelyneihajamalala7792 7 років тому

    Mankasitraka ee :) tsara daholo ny hirran'i Patty ,

  • @nambi5443
    @nambi5443 6 років тому

    hihihi... 😊 izao vao hitako ny clip-n'ity hira ity! Tsara be ianareo ao anatin'ilay fitafiana. Aleloia

  • @rajaonarisonloic5367
    @rajaonarisonloic5367 7 років тому

    mba asio anle vetson'ny ankizy Patty a,merci

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 6 років тому

    Tiko foana oaa 😘😍

  • @nantenainafifaliananambini847
    @nantenainafifaliananambini847 7 років тому

    Tsara be Patty an.
    Mba alefao ko ilay, Ny finoana iny ra mba manana ianao

    • @mireillepatricia6844
      @mireillepatricia6844 7 років тому

      Bonjour Pierre, mankasitraka !! Inona tsara ilay hira fa tsy azoko? Sao dia hafa ny titre fa tsy io Ny finoana io?

    • @nantenainafifaliananambini847
      @nantenainafifaliananambini847 7 років тому +1

      salut Patty, ra tsy diso za io no lohateniny an. hoatran'izao ny tonony:
      Ny finoana Eny an-dalana mamaky haizim-pito
      N'aiza na aiza misy anao dia matokia.
      Tsy mba kivim-pahoriana izay matoky,
      Mino sady manantena sy mitia. Ny finoana tsy maintsy iainana, (ny finoana)
      Ny finoana arahina fitia.
      Zava-poana ny finoana
      Sy ny vavaka rehetra
      Raha tsy misy fitiavana Ny finoana tsy hoe fiekena ihany, (ny finoana)
      Ny finoana dia fifikirana.
      Ny mifikitra amy marina
      Hanasoa ny olombelona rehetra,
      Izay no fitiavana. Zava-poana ny finoana
      Mbamin'ny fanantenana
      Raha tsy eo 'lay fitiavana. Ny fanantenana fahatokiana
      Mahatoky fa ny soa maharesy ratsy
      Ka iza no hahasaraka, na haizina mikitroka
      Na onjam-pahoriana ny fitiavan'i Jesoa,
      Jesoa ô, ry Jesoa ô.

    • @nathymyah3615
      @nathymyah3615 6 років тому

      @@nantenainafifaliananambini847 toa tsy heno itsony marina ity anisany Kanto Rafi peo hira

  • @fanjarandrianarimanana1710
    @fanjarandrianarimanana1710 7 років тому

    Merci Patty de mba mangataka io NY FINOANA io ko. asa ra tena zay no titre fa misy hoe : eny andalana mamaky haizim-pito, n'aiza n'aiza misy anao dia matokia

  • @stephanandriantsoa3976
    @stephanandriantsoa3976 6 років тому

    Tsy lefy laza ny hiran'ny tarika Ny Ainga

  • @sentafiharena5957
    @sentafiharena5957 6 років тому

    Mahafinaritra be patty a

  • @daniellea.rakotonirina2067
    @daniellea.rakotonirina2067 6 років тому

    Mahafinaritra be