Tsara ny mihaino anao Sady feno ganhendrena Saingy tsy mino enao fa an" Jéhovah ny tany sy ze rejetta eo @ Mapalahelo le fampianarana Na enao aza any Jehovah
30 taona no nipetrako aty an-dafy nefa mbola teny gasy ihany no tena manavànana.Saingy indrisy indraindray voatery miteny vazaha mba ho voarain'ireo vazaha ny tiana ho lazaina.Fa raha malagasy no iresahana dia aleo ihany ny teny gasy .Hafa ihany ny tenin-drazana
Tsara ny mihaino anao
Sady feno ganhendrena
Saingy tsy mino enao fa an" Jéhovah ny tany sy ze rejetta eo @
Mapalahelo le fampianarana
Na enao aza any Jehovah
Mankasitraka ❤❤❤ indray andro aho nihaino ty mavotafo ty dia nijanona satria mahaliana ny mhaino azy tena tokon iaina fomba ntsika malagasy isika
Mankasitraka re tompoko fa tena mahafinaritra ❤❤❤
Salama
Daholo
Tsy manaiky ny zavatra mahatsiravina misy
Makasitraka hatrany tompoko
30 taona no nipetrako aty an-dafy nefa mbola teny gasy ihany no tena manavànana.Saingy indrisy indraindray voatery miteny vazaha mba ho voarain'ireo vazaha ny tiana ho lazaina.Fa raha malagasy no iresahana dia aleo ihany ny teny gasy .Hafa ihany ny tenin-drazana
Mankasitraka Tompoko.
Tena tiako ny mihaino anao.
Efa misy loahevitra fona io! Fa n'areo ngamba no tsy maharaka
Misaotra nizara.. tokony asiana lohahevitra lay izy.
Efa nolazain'i Ankoay t@ heriny io. Hanamora ny fitadiavana izay fandaharana tsy hita na tiana hiverenana.
Mankasitraka @ fandaharana tompoko