Mampalaheli ny gasy sasany eto antananarynivo fa dia mbola manaiky ataon ny lobakan draa fahanan dainga..nitondra teo neninareo toa tsy nahavaha olan ny tananarivo..fako teto an tananarivo nifandroritan nsamva sns..bizina tokotany ho totofana no nafafin ny reniny teto 5 taona naha ben ny tanana az..ampy ny ny famahan dalitra vakoaka ry tim aaa
Fa Ra8 sa Tojo le ho fidiana e????manao resaka mandany andro fotsiny reto,,,mila angady mahatapak ahitra, milaolon dehibe efa misara nono, mba avelao hijoro le zanakao f aza soavaliana ohzao e
Alefa Tojo aaa!mankasitraka sahady ny vahoaka an'Antananarivo ❤❤❤
De atao n'a hanaovana ine ndray zany zao zany hetra voangona zany zareo???????
Mahavonjy azy tompoko le fanafody ô ! Zara aza misy s'y mahita ho vidina, n'y Vahoka efa mahantra tsy misy vola entina eny @Dr,source hanafoanana n'y pivarotra ndray io,
Mampalaheli ny gasy sasany eto antananarynivo fa dia mbola manaiky ataon ny lobakan draa fahanan dainga..nitondra teo neninareo toa tsy nahavaha olan ny tananarivo..fako teto an tananarivo nifandroritan nsamva sns..bizina tokotany ho totofana no nafafin ny reniny teto 5 taona naha ben ny tanana az..ampy ny ny famahan dalitra vakoaka ry tim aaa
Fa Ra8 sa Tojo le ho fidiana e????manao resaka mandany andro fotsiny reto,,,mila angady mahatapak ahitra, milaolon dehibe efa misara nono, mba avelao hijoro le zanakao f aza soavaliana ohzao e
Misy d mahay miresak nef ny mpamatsy vola azy ary ts mazava??? Feno fitaka politika fa mahaiza mandinika ry vahoaka
Fa nga MO tsy efa manana masimboly n'y @tantsaha hatram'zao ee??? Naona ra tsy mandray zany nareo pamboly e????
Samio manao n'y azy Fa aza lany andro @nyfifanenjehana,propagandy no atao, lany andro mifanenjika fotsiny, tapitra eo n'y lera,
Tsy mahay Miteny izay Programany angaha ilay Tojo ? Vendrana hoatrazy ianareo hifidy an'io Zana-dRainy io Akolaha Fatak'io. Tahina efa Matotra izy irery hiany noho Manana ny Fahaizana rehetra noho Mendrika hitondra sy Hapandroso any Iarivo.