Rehefa avy hoe: Mijoro ho vavolombelona aho fa tsy misy Andriamanitra afa-tsy Allah sy Mijoro ho vavolombelona aho fa I Mohammed no mpitondra ny hafatr'Andriamanitra Allah, efa niditra tao amin'ny fivavahana ny finoana silamo, izay mamela ny fahotana rehetra sy ny zava-dratsy ary avy eo aorian 'ny fahafatesana amin'ny tsy mety maty ny amin'ny saha izay tsy maty
Grazie. Vabene ❤❤❤❤.
Tsara e! Ampifitia koa tena tsara
merci pasteur Rodolphe
Iza ilay antoko mpihira azafady
Tsara tena tsara , Mila taterahina io vina ny FJKM io
Misaotra Ampifitia mahafinaritra
MAFINARITRA EE
zay rah tsara at, Mankasitraka nareo fa tena manentana be lay hira
Merci
Amen
Vontosy filazantsara ny Nosy Madagasikara. Teny faneva entina hanarenana ity Firenentsika ity.
fa maninona kay rehefa telchargena de 3gp fona? ngah ts mba misy full na otrzany?
misaotra eeehh
mankasitraka anareo e
Misaotreee tsara ny TOMPO ô

0
Amen