AKON'I N°25 SABOTSY 03 NOVAMBRA 2018

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024

КОМЕНТАРІ • 51

  • @janogemayel64
    @janogemayel64 5 років тому +2

    😢oui dada tema marina hampanana ny tsimanana marina enao fatsy haka ny fananany ireo efa manana akory tena marinabe!!merci dada mirary soa hoanao atrany izahay malahasy hotonga eo amin tanjona irinay mpomba anao atraminy farany nu 25 ny fidinay amin 7 izao na larobia

  • @timfrantsasampanamontpelli2133
    @timfrantsasampanamontpelli2133 5 років тому +4

    Mankasitraka Mija. Tena faly Aho 😍

  • @zavaandriamamanga853
    @zavaandriamamanga853 5 років тому +6

    Misaotra meja nampita vaovao. MANIFESTO🤗🤗🤗🤗🤗🤗😍😍

  • @bacouli
    @bacouli 5 років тому +1

    Alefa dada !

  • @janogemayel64
    @janogemayel64 5 років тому +3

    Tena masitraka atsika vahoka 7 Novambre sisa no andrasana dada Ravalomanana❤nu 25

    • @louisarazafy9143
      @louisarazafy9143 5 років тому +1

      Aza misala2 tsony i dada eo izy iany no mahavita ny firenetsika

  • @andrianarisonnjato1667
    @andrianarisonnjato1667 5 років тому +1

    LANY DADAAAAAAA!

  • @angelinefaratina5932
    @angelinefaratina5932 5 років тому +3

    Lany Dadaaaa........Misaotra any mpanolotra ny fandaharana fa tsika tsy miala @ Dada.

  • @lalaosv3109
    @lalaosv3109 5 років тому +2

    Ry malagasy tia tanindrazana , fidio Ravalomanana

  • @saholyandria3277
    @saholyandria3277 5 років тому +2

    lany dada aaàaaa

  • @tinahgungapersand332
    @tinahgungapersand332 5 років тому +1

    LANY DADA AAAA

  • @nirynirina4820
    @nirynirina4820 5 років тому +1

    msotra e; faly be aho! dada ihany ;mvavaka ho an dada aho

  • @GAMER-vo3kv
    @GAMER-vo3kv 5 років тому +4

    Mankasitraka be dia be eee, ohe ohe tsy maintsy lany dada aaa

  • @yayachristine1988
    @yayachristine1988 5 років тому +1

    Ny alatsinainy 5 novembre ndray aty SAB-NAM ao @ terrain an .faramparany io an .lany izy i i

  • @oulienandrianina8985
    @oulienandrianina8985 5 років тому +2

    Andriamanitra anie hanoma fandresena ho anao mba hitantana ny firenena malgasy sy ny fanjakana . ho an' i fampandrosoana ny tsy rairay

  • @miary2475
    @miary2475 5 років тому +4

    Zay alehany rehetra vahoaka be aby
    Halabato be vata raha 25 no tsy lany eo
    Mbola Mamimbahoaka Ravalomanana hafa ihany ny manao marina ho a eee
    25 OK👍🏻

  • @odettelisinirina826
    @odettelisinirina826 5 років тому +1

    MANKASITRAKA antsika teny amin'ny FARADOBOKA fa tena feno MAHAMASINA ee...LANY DADA AAAZ

  • @ratsidikainaginah8601
    @ratsidikainaginah8601 5 років тому +3

    Lany Dada a !

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 років тому

      Tena milay ny antsika ny couleur an ,fa tsy l'ay loko mampandoa sy mampaloiloy be e reny .ndrindra fa taratry ny masoandro iny hi, hi ,hi

  • @tinahgungapersand332
    @tinahgungapersand332 5 років тому +1

    Malahelo tanteraka ny tenanay fa aty antany lavitra tsy afaka mifidy, manentana atsika vahoka e fidio i dada e, zay mitondra ambavaka e

  • @jocelinrakoto2518
    @jocelinrakoto2518 5 років тому +3

    Dia tena velom bolo ny tenanay mahita ny mpiray tanindrazana vory lanina ,amin'ny hifidianana an'i Dada ,izahay moa dia aty lavitra aty dia mamisavisa fotsiny .
    Mahareza daholo ry havana isany ary aza miala amin'i Dada .Sangisangy keky e ,
    12 + 13 =25 25 25 25 oh ary 2+5 = 7 7 7 7 novembre e ,lany Dada e .

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 років тому

      Tena hita mihitsy hoe .olona manampahaizana ny zanak'i Dada a ,a ,a

  • @allyjaulim8741
    @allyjaulim8741 5 років тому +4

    Faly aho tena faly aho

  • @gghgxgjg3672
    @gghgxgjg3672 5 років тому

    COLISEu

  • @ignacerandrianjanoro9327
    @ignacerandrianjanoro9327 5 років тому +1

    mba entano koa ny any amin'ny faritany

  • @patricksolonirina9953
    @patricksolonirina9953 5 років тому +1

    ela no niandrasana a,9 taona lasa zay, Tongava daholo mifidy a, mino 100% fa lanin'ny Dada io, 25 le izy. voaray ny sms ravalo2,

  • @nathanrhaz6545
    @nathanrhaz6545 5 років тому

    Tsy voavidimbola ny an Filoha Ravalomanana Marc.
    ambiansy milay.madio sady mahalalafomba ny zanak dada ary afapo izahay eeeee...
    Lany DADAaaaaaaaaaaaa 🎈25🎈

  • @elidaurin3816
    @elidaurin3816 5 років тому +2

    Mila mandeha mifidy daôly a. Satry lasa zavapôna zao

  • @RVOVOH
    @RVOVOH 5 років тому +4

    Ny fandehanana mifidy no tena zava-dehibe zahay mino fa lany dada e,Tena raha zao olona bdb zao no mande mifidy tena malalaka be ny fandresena

  • @ckimfanahramiaranarivo2049
    @ckimfanahramiaranarivo2049 5 років тому +3

    mamay b reto 110bira reto. miley euh

  • @gasymotivation1044
    @gasymotivation1044 5 років тому

    Mankasitraka an mbs ary manohana anareo izahay aty Guyane.. Somar lavitra fa ts manadino n tanindrazana... Siora dada a

  • @aimeravalimanana4516
    @aimeravalimanana4516 5 років тому

    Dada ihany e : N° 25. Nambaran'ny Général Noël Rakotonandrasana tamin'ny Mpanaogazety omaly, fa tokony handinika tsara ny Mpifidy fa raha i Andry Rajoelina (N° 13) dia tsy hahatanteraka ireo fampanantenàna be dia be nataony ireo, fa hanabe ny kitapom-bolany sy ny kitapom-bolamenana any ivelany io raha lany eo. Ny Général Noël Rakotonandrasana dia mahalala tsara an'i Andry Rajoelina; satria efa Ministry ny Fiarovana tamin'ny Fitondran-dRajoelina. Ary rahefa tsy tsy nitovy hevitra tamin-dRajoelina izy, dia nogadrain'i Andry Rajoelina teny Tsiafahy niaraka tamin-dry Colonel Charles Andrianasoavina. Zava-doza no miandry ny firenena raha lany eo ingahy Rajoelina. Saino, ry Malagasy. (*** Aimé Ravalimanana = Mpanaogazety tao amin'ny Lakroàn'i Madagasikara sy Eglise à La Réunion)

  • @benamadyrotet8030
    @benamadyrotet8030 5 років тому

    Tany jiaby nimboako antena mianatra fomba ny tanana sy tantara ny foko tao ; fa ny rah hitako nanjary tompin tany legitime ndreky iadivavagna hivoagna fomba fivolagnana nanjary fomba baka antany hafa no atao ao..mba akory fieritreretanay mizah mitandregny anaro mivolagna tsy hay feompeo asiatiky na thailanday no feompeo tsimifandray am fombanay no aneregna zahay.ary fivolagnana mavesatra am lelanay no ato ho officialy forcer

  • @nambininiainafleurymylener8431
    @nambininiainafleurymylener8431 5 років тому +2

    dada tany bongolava kosa to tsy mba nalefanreo nefa zay mba te hijery e

  • @gimmy2501
    @gimmy2501 5 років тому

    15:42 "Oay ! Omby tao ve reo olona reo ?!"
    ie ! Sad manana puce be dia be reo x'DDD

  • @gghgxgjg3672
    @gghgxgjg3672 5 років тому

    13 FONA ZAY e!

  • @andryrasoazananoro5759
    @andryrasoazananoro5759 5 років тому

    Raha mba tena madio fo sy madio saina tahak'ireto mpanohana azy moa ilay Ravalomanana maninona fa ny mifanohitra amin'izany no misy. Ravalomanana tsy mitsinjo afatsy ny tombotsoany manokana ka tsy mety aminay ny olona mamitaka tahak'izany.

    • @lalaosv3109
      @lalaosv3109 5 років тому

      @ andry rasoazananoro, i dada no manana fo sy saina madio ka mifindra aty aminay izay mpanohana azy. Ny tombotsoam -bahoaka no tena tsinjoviny

  • @gghgxgjg3672
    @gghgxgjg3672 5 років тому

    COLISEUM VAHOKA MARO BE TSY HITA ISA, LANY RAJOELINA ANDRY 13 Ok

  • @noelinerasoarimalala2638
    @noelinerasoarimalala2638 5 років тому +1

    Be olona,fa afa ihany ny n"13

    • @miary2475
      @miary2475 5 років тому +3

      Noeline Rasoarimalala Mahamasina 3fois @ Colis

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 років тому

      Olona mpanohana handany an'Dada ireo ,num 25 .fa tsy toy ireo mifanitsak'itro misy maty sy velona mba hijery fety e .efa leo ny fiainana nanomboka 2009- 2014 nitohy 2018 .Hafa hany Dada num 25

    • @narindranzr8371
      @narindranzr8371 5 років тому

      tsy misy ilanay anzany n 13 zany e. hafa aminao zany fa tsy miasa aty aminay

  • @noelinerasoarimalala2638
    @noelinerasoarimalala2638 5 років тому +1

    Ny anay n"13 ihany

    • @oulienandrianina8985
      @oulienandrianina8985 5 років тому +3

      Ny anay dada ihany tsy mila mpangalatra sy mpamony ny gasy

    • @lalaosv3109
      @lalaosv3109 5 років тому +1

      Sady diso vidéo i Noeline no tsy mahatoky ny tenany. Tena mampalahelo be o !

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 років тому +1

      @@oulienandrianina8985 OK .marina tsisy diso .Dia mba aty sab- nam ndray rahampitso alatsinainy .io vao tena famaranana lehibe fa hoavy ao DADA an

    • @narindranzr8371
      @narindranzr8371 5 років тому +1

      aza mitady areti -tsaina aty zany raha n 13 no ilanao kou.kkkkkk.diso adiresy zany ianao raha azoko tsara