Lasa misy trap kely ilay instru fa tsy maninona tant que c est du rap izaho mikif foana. Isany mbola pilier New school i Agrad raha rap. Bon rap tsy mifankaiza amin'ny old school, félicitations.
Fa mba inona ny fampitahana vendrana ohatran'ity. Anga mba mahay mihaino tsara ve elah ty sa mila mitsikera ny sasany fotsiny. Na nombre de vue fo jereo aloha fa ts mikapokapoka 😂😂
Rdj, tsisy olona mivakiloha @ Rdj zany, satria ny any dadanareo manko le izy. Mba jereo Aloa ny vue satria sahala manko ny instrumental. Ny talenta tsy voafenina.
siora aaaaa!!mandoro be ralah
Ra-kap iany🖖🖖
Milay fona lesy 💪💪💪👍
Mlay fona❤
Milay be 🔥🔥
(Reveko be le sipa 😋)
hatsiarovako an zay olona iray izay ty hira ty😇
waaaaw,,,,Milay annnn sady mandona
Norme be❤️
Miavaka Amin'ny Maro🖖
Tohizo fona👍
mamay ra grad aaaa 🤩🤩
🔥🔥♥️♥️ tena tsara foana 🥰
Milay e!
Milay foana ra-kap an❤
the best agrad 😊😊
🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥
Mafy lesy eh. C'est du lourd.merci Agrad 🖖🏾🖖🏾🖖🏾
Tsara zalay ehhhhh
Top Zoky be ✊❤️
tsara lotraaaa
Milay ity vazo ity
Sur Madaghost ... Mlay Agrad , Tohizo fona ...
Lasa misy trap kely ilay instru fa tsy maninona tant que c est du rap izaho mikif foana. Isany mbola pilier New school i Agrad raha rap. Bon rap tsy mifankaiza amin'ny old school, félicitations.
Tsitako ze trap amzany
Ilay micoms Io no misy trap😂😂@@jtaax
J'aime ❤
tsara be 🔥❤
cva lessy
Milay Grad a!
Mlay grad🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Tiko loatra❤🇲🇬
Wada
Tena mlay
alefa Grad a ❤️
Nice lesy le 🔥🔥
PARANO in Burn 🔥🔥🇲🇬
Parano, parano, parano🔥🔥
revekoo
TENA MANAO ELAH AGRAD AAA✌✌✌✌✌✌👌👌👌👌
Du lourd🔥🔥
Enfin le clip est sorti
C du lourd #Agrad 🔥🔥🔥
TIAKO😍😍😍😍😍😍😍😍😍😍
❤
😍
mlay foan lesy
Respect !!!
Mlay
🇲🇬🔥🔥🔥
Agrad mbola mafy foana
tena mitovy @le hiran'i General Degree "TSY AFFAIRE" lay feonkira
ua-cam.com/video/WNko-SB6vJY/v-deo.html io lay hira
efa haik ndray n style miaing vo madaghost
general degree koa nampiasa anle instru amle vazo hoe "tsy affaire"
fa hafa ian ny an'i Grad ❤️
Fa mba inona ny fampitahana vendrana ohatran'ity. Anga mba mahay mihaino tsara ve elah ty sa mila mitsikera ny sasany fotsiny. Na nombre de vue fo jereo aloha fa ts mikapokapoka 😂😂
any am rdj music award lesy miona aaa
Rdj, tsisy olona mivakiloha @ Rdj zany, satria ny any dadanareo manko le izy. Mba jereo Aloa ny vue satria sahala manko ny instrumental. Ny talenta tsy voafenina.
fa iza no tena tompon'ny le instru sa instru nalaina tam youtube iindray ty ?
ua-cam.com/video/cuPSbdDfMZ8/v-deo.html
@@mahalalilaandriambelo9865 Merci , mahakivy ny "artistes" gasy
iza kay no anaran ilay sipa fa tena manja
🤩🤩🤩
🇲🇬🇲🇬🇲🇬
norme b
waouuu agrad 2022
Merci Agrad fa miampy fona ny ato @Playlist sady mlay be daoly🖖🏻
Erica Hao Yan Mevanirina
🔥🔥🇲🇬
❤️❤️❤️
Tiko lesy ty, misaotra e
🔥🔥
very Gioudy
Ilay faka-panahy koa alony tsy avotra mintsy an😂
😍😍😍
tsara lesy fa tohizo ann
❤😅❤❤❤❤❤❤❤
Tsara zoky be a. Mankasitraka e
Que veut dire parano ?
Fou, crazy , adala
@@Tsitoo😂😂
Tayc - Le temps
Je 09
Tsr be
TSY instrumental an Général degré v io é???
Mitovy ilay izy aloha fa tsy aiko izay tena tompony
An SteveRawd zany fa mety nvidy licence
cliché be na instrum na parole, mba mila miova sy mikaroka2 e
Tady itovy @ilay "Tsy affaire" an'i General Degré
Feonkira iray iany, an steeverawd
Mlay