Lioka 11: "42 Fa lozanareo, Fariseo ! fa mandoa ny fahafolon'ny solila sy ny rota ary izay anana famboly rehetra ianareo, nefa lalovanareo ny fitsarana sy ny fitiavana an'Andriamanitra; ireto tokony ho nataonareo, nefa tsy tokony havelanareo ireroana."
Misaotra Pasteur nampianatra anay androany.
Misaotra Jesosy
Vaovao
Sitrana ny rary lohako n'a refa sorena za de ny toriteny Pasteur no mahasitrana ahy
Misaotsa any tompo nanome anay Pasteur Tahina 😇😇
Misaotra aminy ampianarana Pasteur.
Lioka 11: "42 Fa lozanareo, Fariseo ! fa mandoa ny fahafolon'ny solila sy ny rota ary izay anana famboly rehetra ianareo, nefa lalovanareo ny fitsarana sy ny fitiavana an'Andriamanitra; ireto tokony ho nataonareo, nefa tsy tokony havelanareo ireroana."
Misaotra be tsaka pasteur ah
Manandanja be ilay hoe: manome satria efa novonjena.
Misy hafatra nampitainao tsy mitovy @ fampianarana noraisiko tany ampiangonana misy ahy. Mankasitraka, misy hodinihina.
Indrindra ilay fahasamihafan ao @ Testamenta vaovao sy Testamenta taloha.
😍😍
Mety v pst ra omeko ny mananotena, ny tsy manana sy ny sampana mba hanaovana asan Atra ny ampahafolony? Mstr tompoko
Tena hafa mihintsy kay nianatra theology, fa tsy ireo izay mandray ara bakiteny fotsiny