Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
JESOSY IANAO irery ihany ilay mahalala ny antom-piainanay ka tsy manana hafa na iza itarainana afa tsy IANAO izahay😘😘🙏🏻🙏🏻
Amen! Dera , Laza , ho an'Ilay azontsika antsoina , Ilay Tokan'ny fiainantsika. Manana isika manana Azy. Misaotra Pasitera fa kanto tokoa. Samia ho heniky ny Fahasoavan'ny TOMPO.
Tsy manana hafa afa tsy Ianao, Tena tiko lotra Ianao
Hoan'amin'iza tokoa mo Zay Tompo ,fa Anao rery mandrakizay Ahy
Tiko be lay hira. Jesosy ô iza ndray moa no antsoiko sy hitarainako, afa tsy ianao
😢😢😢😢😢😢😢iza ndray no antsoko sy hitarainako fa tsy anao
Ianao irery ihany no hitarainako Jesosy o!
Iza indray moa no antsoiko na itarainako rah ts anao Tompo o ? Ts misy mahalala ny ato ampoko miafina afa ts ianao irery ihany😥.
Ho aiza mo za ry Tompo Enao irery no afaka hitarainako amin ny fiainako
Soa fa eo Izy afaka antsoina sy itarainana ary mihaino hatrany na dia tsy mendrika aza isika. MIsaotra nizara fa tsara loatra. Fiadanana e :)
...ilay fitarainako ianao..❤
Ho any amin'iza tokoa moa izahay nous hiantsampy raha misy manjo? Fa Hianao Ilay Mpamonjy mora azo indrindra. Misaotra anao Pasteur ny amin'ity hira ity fa tena mampahery ahy.😍
Mitomboa am fahasoavan ny Tompo pasteur. Tiko be le hira
Amen deraina jesoa
Tokan'ny fiainako Ianao Jesosy a
Misaotra Jesosy fa eo foana ianao.
Hira tena nankahery ahy t@ sedra mafy nolalovako, misaotra TOMPO
🙏🏼🙏🏼🙏🏼❤️❤️❤️
Amena
💕❤️♥️💘💗💓💞💝❣️
❤❤❤❤
Allelua
Mankasitraka eee
Tiko loatra!!!!!!!
Misaotra ny Tompo "Iza indray tokoa moa..." ; mankasitraka Domoina nizara; mitomboa @ fahasoavana!!!
Iza ndray moa no antsoko?
Hira vao2?
❤️
😧😓😿👀❤
Efa vitan i Jesosy teo amin nh hazo ny zavadrehetra. Mandray fotsiny isika. Izy no Lalana. Zavadrehetra am fiainatsik IZY. Amen.