@@gislainebachasse6482 Any aminareo angamba zany moiandry gisa zany Amoaka demonia @ anarako hoy Jesosy fa tsis an zany rano voasina sy masondramaria zany
EFA MANOMPOSAMPY DE MODY MIALOKALOKA AM FIVAVAHANA SAMPY ZANY RANO VOASINA MODY ATAO AO ANATY FIVAVAHANA NA IANAO IO AZA NOMEN ANDRIAMANITRA FAHEFANA HANDRESY DEMONIA FA EFA VOASORATRA HOE. @ ANARAN JESOSY IRERY NO AMOAHANA DEMONIA FA TSIS AN ZANY RANO SY VOLAFOTSY ZANY AO ANATY BAIBOLY @gislainebachasse6482
@@gislainebachasse6482 Zany lay lazaiko hoe mianara Baiboly Jaona nanao Batisa tam rano Fa Jesosy Kristy manao batisa @ Fanahy Masina Aza manadio tena wa Rehefa sampy de sampy Omeo ary ny toko sy adininy fa misy Andriamanitra reny ao am Baiboly Andriamanitra 3 izay iray ihany no ao Sampy ny ankoatran reo Zavatra foroporonina daholo mody asefatsefaka anaty fivavahanareo Tsis voamarina am Baiboly
Tsra be le tantara no sady misy lesona be koa de misaotra nizara ❤❤❤🥰🥰👏👏
Mankasitraka tompoko ♥️🎧🇲🇬
Tena tsara ery ilay tantara. Misaotra ny mpilalao sy ny mpanoratra fa tena afa-po nihaino ❤❤
1er coms mankasitra tompoko eto ampandriana miheno azy sad mitady toromaso ❤❤
Mankasitraka hatrany fa tena mba afaka andro e❤❤
Mankasitrak tompoko Merci nizara
Tsara ity tantara ity , vao avy nandeha t@ RDB teo mihitsy
makasitraka indrindra tompoko ooo
Misaotra betsaka indrindra tompoko mizara tantara ho anay ooo ❤❤❤❤
Misaotrs nizara oo😍🙏🙋♀️🇲🇬
Merciii faa tsara❤❤
Mankasitraka Rakoto
Mila mahery sy ampy fitaovana tsara rehefa hiady @ fanahy ratsy , mila mahery noho izy mb handresena azy.
Misaotra ny mpizara !
Misaotra nizara ôo
Mankasitraka hatrany e
Misaotra indrindra tompoko❤😊
Misaotra betsaka nizara
Misaotra nizara!!
Aiza ao anaty Baiboly Kay no misy hoe manala devoly am rano vohasina?
Misy toko sy andiny manamarin an io ve ao anaty Baiboly azafady?
Aiza ao anaty baiboly koa no nisy nilaza f'zao mpiandry vorona s'y gisa rhtra Zao mahazo mametra- tanana s'y manala devoly? Pfffffte- hanaratsy finoan'ny hafa fotsiny !
@@gislainebachasse6482 Any aminareo angamba zany moiandry gisa zany
Amoaka demonia @ anarako hoy Jesosy fa tsis an zany rano voasina sy masondramaria zany
EFA MANOMPOSAMPY DE MODY MIALOKALOKA AM FIVAVAHANA SAMPY ZANY RANO VOASINA MODY ATAO AO ANATY FIVAVAHANA
NA IANAO IO AZA NOMEN ANDRIAMANITRA FAHEFANA HANDRESY DEMONIA FA EFA VOASORATRA HOE. @ ANARAN JESOSY IRERY NO AMOAHANA DEMONIA FA TSIS AN ZANY RANO SY VOLAFOTSY ZANY AO ANATY BAIBOLY @gislainebachasse6482
@@sittiarabbi6194 fa n'y Batista Natao ngaha tsy t@ rano? Tsy Zay manao tompoko tompoko no hiditra n'y fanjakan'ny lanitra! Iza moa ianao no hitsara sa mahay mamaky toko s'y andininy de nahazo fahefana? Tsy mahagaga raha maniry ohatran'ny anana n'y secte ao dago ao! Ary lasa sanatria firenena voaozona fa bé n'y finoana no hanararaotana ho fitadiavam- bola, manala devoly ? Mamindra devoly hoe! Pffffff
@@gislainebachasse6482 Zany lay lazaiko hoe mianara Baiboly
Jaona nanao Batisa tam rano
Fa Jesosy Kristy manao batisa @ Fanahy Masina
Aza manadio tena wa
Rehefa sampy de sampy
Omeo ary ny toko sy adininy fa misy Andriamanitra reny ao am Baiboly
Andriamanitra 3 izay iray ihany no ao
Sampy ny ankoatran reo
Zavatra foroporonina daholo mody asefatsefaka anaty fivavahanareo
Tsis voamarina am Baiboly
Misaotra nizara tompoko
Mankasitraka indrindra ô
Merci beaucoup
Merci beaucoup