LALANA IKONGO-IFANADIANA MAMPITENY NY MOANA # Brunelle Razafitsiandrofa

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 гру 2024

КОМЕНТАРІ •

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 2 роки тому

    Tsy hanao politika intsony aho, raha vitan-dRajoelina hatramin'ny 2023 io lalana io!!!

  • @jelenasadomaso4182
    @jelenasadomaso4182 2 роки тому

    ho vita toy ny lalana vita rehetra io e!!!dray!!

  • @didierrasolofohery2397
    @didierrasolofohery2397 Рік тому

    tena mampiteny ny moana marina ,,, giravy

  • @julierasolo6100
    @julierasolo6100 2 роки тому

    Mirary anareo mba ho vita kara ny anay Ambilobe vohemar, ohabolana mandibaza ny manabary korokany merci @ président Andry

  • @alexisranaivoson5304
    @alexisranaivoson5304 2 роки тому +1

    Izaho Zay manoratra eto Dia efa manana traikefa expérience satria efa 97 taona efa chauffeur taxi-brousse nandritra n'y 40 taona Ka raha sendra Lalana ratsy malama ianao de dégonfler -0 kely zany hoe anesorana n'y fivotra @ny pneu arrière atao noana kely fa tsy ho Rakitra mihitsy ianao tokony hitondra pompe-pneu tsy misaraka @ny fiara ianao de gonflena ndray rehefa afaka fadio koa n'y mandeha mafy tsy mihoatra n'y 80 kl a l'heure raha taxi-brousse no entinao.Tsy MBA nanao accident Aho nandritra n'y nitondrako automobile