(Hisy raha hiseho mahagaga, ho avy tsy ho ela Jesosy Mpanjaka Hitsimbadika ambony ambany ny tantara Fa ho avy hamonjy ny olony Jesosy Mpanjaka.) x2 IeJesosy Tompo Tompo dia nampanantena F’izay rehetra mino Azy, no ho vonjena Ny fahantrana iainantsika ho faranany Ny fahoriana be mianjady ho foanany e. Ianao mitebiteby sy mitaintaina, efa sasatra miandry, mitaraina Mahereza, mahatanjaha, aoka hanantena, efa hidina ny Tompo, hitondra famonjena. Ie Ho foana ny adiady sy ny korontana, na ara-politika na ara-pinoana Mirindra tsara ny fiaraha-monina, ireo mpifandrafy aza, indreo fa miombona e ! Ny tany handry fahalemana, rava ny adim-poko sy ny fitiavan-tena Ny tsy fahamarinana, tsindry hazo lena, hotonga ny Tompo hanafaka ny firenena Ny Tompontsika tsy manao ronono an-tavy,na sanatria kabary ambony vavahady Jesosy Tompo tsy manao kobaka am-bava, na sanatria mpitari-bato vilam-bava Andriamanitra tsy mba olona ka handainga Na sanatria zank’olombelona Izy ka hanenina Rehefa niteny Izy di ahefainy, ary rehefa nilaza Izy dia hotoaviny Moa ka tsy izany va, marina izany !!! tononkira.serasera.org/hira/les-adeline/hisy-raha-hiseho-mahagaga Tsiky dia ampy
Hoavy tsy hoela Jesosy mpanjaka Mandehana mibebaka amin'ny isika rehetra amen
Thank you song Les adelines
Mampahery b le hira f misaotra sarobidy a, za tena maka anareo fona je t aime les adenine
(Hisy raha hiseho mahagaga, ho avy tsy ho ela Jesosy Mpanjaka Hitsimbadika ambony ambany ny tantara Fa ho avy hamonjy ny olony Jesosy Mpanjaka.) x2 IeJesosy Tompo Tompo dia nampanantena F’izay rehetra mino Azy, no ho vonjena Ny fahantrana iainantsika ho faranany Ny fahoriana be mianjady ho foanany e. Ianao mitebiteby sy mitaintaina, efa sasatra miandry, mitaraina Mahereza, mahatanjaha, aoka hanantena, efa hidina ny Tompo, hitondra famonjena. Ie Ho foana ny adiady sy ny korontana, na ara-politika na ara-pinoana Mirindra tsara ny fiaraha-monina, ireo mpifandrafy aza, indreo fa miombona e ! Ny tany handry fahalemana, rava ny adim-poko sy ny fitiavan-tena Ny tsy fahamarinana, tsindry hazo lena, hotonga ny Tompo hanafaka ny firenena Ny Tompontsika tsy manao ronono an-tavy,na sanatria kabary ambony vavahady Jesosy Tompo tsy manao kobaka am-bava, na sanatria mpitari-bato vilam-bava Andriamanitra tsy mba olona ka handainga Na sanatria zank’olombelona Izy ka hanenina Rehefa niteny Izy di ahefainy, ary rehefa nilaza Izy dia hotoaviny Moa ka tsy izany va, marina izany !!! tononkira.serasera.org/hira/les-adeline/hisy-raha-hiseho-mahagaga Tsiky dia ampy
Tokony miverina mihira reto fa tsara ny hirany
Tena tsara! 👍
🇲🇬 18 MARS 2023 🙏🏻
Amen beeee!
aleloia amen
miverana rangaaa
Tiabe .Amen
Tiko b. hira gasy (les adelines)
efa betsaka ny zavatra niseho ka tena nahagaga toko!
❤️
Ho avy ny Tompo!!!
eny tokoa ka mila antsika hifanoro ny faminaniana efa tanteraka ary e!
Misaotra EE !
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤0❤0❤❤
👉🙏🙏🙏👈💪💪💪amen
Tiko be
Tsara
🙏🙏🙏🙏🙏🙏
❤️