RESPECT ! PROFOND RESPECT! Mirehareha izahay Malagasy manana anao Denise! Tu mérites les plus grandes scènes internationales! Au tom! Rien à dire! Tous est parfait! Bravo à toute l'équipe Makua, à tous les artistes Makua Shyn, LJO, Lion Hill, Rim-ka! Vous êtes au top!
Mes hommages à Denise et Shyn. Misaotra nareo fa tena hafa-po tanteraka ❤ Andriamanitra anie agnomià anareo hery sy fahasalamana mba hisian'ny édition hafa @ mbola ho avy 😘
Arabaigna Makua entertainment, tena mirehareha izahay managna namana gasy mahavita raha goavana tahaka ity. Tsara ary tena matihanina ny seho, ny fikarakaragna. Misaotr ny mizara ilay izy eto amin'ny tambazotra koa mba mampihaina izany ho an'ny izay lavitra.
tena trop tena trop rangahy ity Denise ity. za tena efa mpankafy depuis izy mbola Deenyz fa tena tsara trop ny feony tena hoe trop. fa dommage izy tsy nihira ny hirany taloha be fa enganie amin'ny édition manaraka izy hazoto hanao an'ireny hirany taloha toa ny Miangavy sy le tena RnB taloha ireny
Quelle femme! Quelle équipe!
Mankasitraka indrindra. Kanto mihaotra ny kanto. Kanto maha olona.
RESPECT ! PROFOND RESPECT! Mirehareha izahay Malagasy manana anao Denise! Tu mérites les plus grandes scènes internationales! Au tom! Rien à dire! Tous est parfait! Bravo à toute l'équipe Makua, à tous les artistes Makua Shyn, LJO, Lion Hill, Rim-ka! Vous êtes au top!
Quel partage d'ondes positives! Wow! Efa level hafa mihitsy amin'ny kato ianareo!🤩🤩🤗
Mes hommages à Denise et Shyn. Misaotra nareo fa tena hafa-po tanteraka ❤ Andriamanitra anie agnomià anareo hery sy fahasalamana mba hisian'ny édition hafa @ mbola ho avy 😘
Tena tsy miova mihitsy ny feo na live aza, respecte Denise 👏
Denise & Shynn tena tsara tsodrano, mirary soa ho tonga alavitra, ❤️❤️🙏🙏🇲🇬🇲🇬
Bravo Denise et Shyn , vous êtes de vrais artistes , vous portez tres haut
😍la couleur Malagasy ...Bravo
Un grand BRAVO à vous Shyn&Denise🤩👌🙏
Ilay feo aloha dia tena hananany ka❤❤, feno daholo ireo fepetra hita fa grande Artiste ❤🎉🎉
Mankasitra Shyn sy Denis , manantena fa ho tsaratsaran'izao @ taona hoavy 🙏🙏🙏
Azala respect Denis feo tena waaou ❤❤❤❤
le karan-jegny ❤️❤️❤️❤️ tena oe waouu❤❤❤❤ zany ny hatao oe Live❤❤
Arabaigna Makua entertainment, tena mirehareha izahay managna namana gasy mahavita raha goavana tahaka ity. Tsara ary tena matihanina ny seho, ny fikarakaragna. Misaotr ny mizara ilay izy eto amin'ny tambazotra koa mba mampihaina izany ho an'ny izay lavitra.
😂Wow, c'est grandiose je kiffe pour toi Denise, bravo pour Makua festival et pour ton mari Shyn❤❤❤❤ qui est le concepteur
Merci beaucoup Denise @ festival makua
Mahay mihira iha Denise sady
Ampela soa . Misaotse eee!!!
Bave mety tsy misy ra ijaliagna studio miara miasa amnao io f anaga nao feho respecte ❤❤🎉
Tu es une reine 👑 Denise. Tianay anao et Shyn. Maromaroa n'y artiste kara nao. ♥️♥️♥️♥️
Grand respect a vous là ❤
Merci beau taminy Makua Festival musique ❤
Grandiose ❤🎉
Tianay anareo
Makua forever, agnaty fô agnaty rà
What a beatiful performance of Queen 💯💯💯
Respect MAKUA entertainment
Fantastique, merci MAKUA !
Milay bé fa misaotra betsaka amin'iDenise su Shyn💗💗❤
Tena otrany beyonce zany merci Denise et shyn
❤Live Tamaga zegn!!! Merci hoanay mpankafy❤
On t'aime Denise❤. Grande soeur🌹🌹🌹😘
Whaouuuu tsara be 👊👍👍
Bravo à vous Denis❤🎉
Un live de ouf de la part de notre Diva Queen D, merci
Tsara eh!!!bravo be
Tsara loatra ilay tenue. avec ces fleurs. C'est du Wouaoouh
Super cool merci beaucoup pour le direct ❤️🇲🇬🇷🇪 j’adore année prochaine je serai là pour ma star préférée ❤️
Bravo Denise ❤
Merciiii ❤❤❤❤❤
Merci Denise
Merci beaucoup❤❤
Respect 🫡🫡 Shyn❤Denise (Makua festival musique 🎶)merci bevata
top top top🥰mirehareha zahay managna anareo🤩😍
Tellement top Denise ❤❤
Bravo Mme ❤
Notre Quen be ❤
Merci mon artiste préférée❤❤
BRAVO Denise !!
Tsara loatra❤❤❤😢😢
Belle performance
MBA avia Mayotte zalahieeee!❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤kr tsy ifoaty mitandregny hirany viavy ty ai!
Wooow!!!!
Queen
Respect Queen D🥰
Slayyy Queen !!!!
Suuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuura nama ah !
Otrany hoe Beyoncé antsika Malagasy 🎉🎉🎉🎉🎉🎉
Bravoo tsara be mihintsy
Tamatave mankafy Makua festival. Mankasitraka anare lôhany, lay izy koa fifaninanagna (défie) misia be koa @ magnaraka fô zaho mbô tao. Maka anareo è.
Bravo ❤️
Parfait
❤❤👏👏👏
Mafy viavy araiky ty
Tsara e💖💖💖💖
Denise artiste volohany mafy koa a tamatave ao fo,mirary soa hatrany
👏👏
respect❤
Tena mametraka tantara ianao ry Denise
❤❤❤❤🎉
Tara be❤
Tena tsara
❤❤❤
😘🤩😍🥰
Toutes les chansons sont toutes les mêmes, à la longue c'est lourd.
kanto loatra
Super❤❤❤❤❤❤️🔥🫶❤❤❤❤️🔥❤️🔥❤️🔥
tsy miova mitsy feo na live aza
tena trop tena trop rangahy ity Denise ity. za tena efa mpankafy depuis izy mbola Deenyz fa tena tsara trop ny feony tena hoe trop. fa dommage izy tsy nihira ny hirany taloha be fa enganie amin'ny édition manaraka izy hazoto hanao an'ireny hirany taloha toa ny Miangavy sy le tena RnB taloha ireny
@sorea G🥺💗
Bravo denise❤
❤❤
❤❤❤❤❤❤❤
❤️
❤
❤❤
❤❤❤❤
❤❤❤