RAHA MBOLA MISY NAHATAHIRY RE IRENY TANTARA RNM TALOHA IRENY DIA MBA AVOHAY MBA HO HENOIN ´ NY TATY AORIANA FA MARO NO NANKAFY IRENY. TENA NAMPALAHELO LOATRA NY NANDORANA NY RNM KA NAHAPOTIKA IRENY VAKOKA IRENY. TOE.TSAINA MIREFAREFA SY TSY METY MIHOVA MIHINTSY.
Misaotra tompoko mizara fa na dia ilay fitanisana n'y mpilalao ftsn aza dia efa mahafinaritra, tonga dia faly sy mirana n'y saiko eee ❤
😂😂😂hafa ihany ny feon vahandanitra..ndryy..RNM ❤
Misaotra betsaka nizara tompoko 👏👏👏
Misaotra nizara
tena mampiomehy ity Tantara ity , kkkkkkk latsaka be foana ah
RAHA MBOLA MISY NAHATAHIRY RE IRENY TANTARA RNM TALOHA IRENY DIA MBA AVOHAY MBA HO HENOIN ´ NY TATY AORIANA FA MARO NO NANKAFY IRENY. TENA NAMPALAHELO LOATRA NY NANDORANA NY RNM KA NAHAPOTIKA IRENY VAKOKA IRENY. TOE.TSAINA MIREFAREFA SY TSY METY MIHOVA MIHINTSY.
Mihaino an'ilay intro Tena mampatsiahy ahy fahazazako. Isaky samedi hariva mihaino RNM. Mamy ny fiainana taloha.
Tena tsara ity tantara ity sady mampiomehy ahy foana na impiry mihaino aza aho hahaha. Mankasitraka an'ilay nizara ô
🥰🥰🥰🥰🙏🏻🙏🏻
ok🎋🎋🎋🎋🎋🎧🎧🎧🎧🎧
😂😂😂😂
Aza adino hatrany ny mi- abonné am chaîne antsika.
Hanatratra 1000 abonnés no tanjona hiarahantsika.
Mihainoa finaritra
#Alefa_1000_abonnés