Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Ity aho iraho aho tompo ! Hitory sy hanambara ny teninao eran'izao tontolo izao mba hanasitrananao ahy sy ny hafa iany koa🙏🙏
Manaiky marina aho fa hositranin'i Jesosy ho fitaovana eo ampelantanany🙏
Nikasika ahy loatra .. ary tena oe ny Tompo no niasa . Mankasitraka Pastora
Misaotra JESOSY O! Ny teny izay natolotrAO ho anay . Fa manaiky Anao tokoa izahay ry TOMPO . AMEN
Mankasitraka papa
ALLELUIA! ! TOMPO ! VONONA AHO NY HO FITAOVANA AMPIASAINAOENY JESOSY O MANAIKY AHO. AMEN
mankasitraka tompoko amin'ny fizarana, fa mitarika amin'ny fihovana marina tokoa
Eny tompo manainky aho
sady efa nositraniNY ara-batana no nositraniNY ara-panahy ny tenako ka vonona ny ho Fitaovana eo ampelatanany mba ho fanasitranana ny hafa koa
tena ilaina tokoa ny mampiasa izay efa noraisina maimaim-poana, ho fitaovana maharitra eo ampelatanan'ny Tompo, mankasitraka indrindra RRD
Jesosy malala o inty aho sitrano aminy fahotako ho Tonga zanakao ary hitaona ny tanora hafa namako koa ho Tonga zanakao malalanao
Misaotra. Jesosy Nanomezanao iity. Mpanomponao. Ity hampafantatra n'y. Teninao
Fampaherezana
Misaotra tompoko fa tena mahasitrana tokoa zany teny zany
Zo Ny Havana.
Misaotra ny heriny fanahy masina aho na dia @ toerana tsisy Christianina azy aho mbola maheno feo ny fampianarana
Misaotra ny Tompo nomeny paska sambatra daholo
Misaotra tompoko, afaka mahazo fampianarana hafa ataony Pasitera RANDRIANASOLO ve ?
Misaotra indrindra tompoko nizara izan teny izan
Amen
Amen🙏🙏
Misaotra tompoko
Misaotra tompoko.
misaotra fa tena mapahery mintsy ilay toriteny
Amen🙏🙏🙏
Ity aho iraho aho tompo ! Hitory sy hanambara ny teninao eran'izao tontolo izao mba hanasitrananao ahy sy ny hafa iany koa🙏🙏
Manaiky marina aho fa hositranin'i Jesosy ho fitaovana eo ampelantanany🙏
Nikasika ahy loatra .. ary tena oe ny Tompo no niasa . Mankasitraka Pastora
Misaotra JESOSY O! Ny teny izay natolotrAO ho anay . Fa manaiky Anao tokoa izahay ry TOMPO . AMEN
Mankasitraka papa
ALLELUIA! ! TOMPO ! VONONA AHO NY HO FITAOVANA AMPIASAINAO
ENY JESOSY O MANAIKY AHO. AMEN