Mofonaina Alatsinainy 16 Aogositra 2021. FJKM Ambohitantely

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 15 сер 2021
  • Mofonaina Alatsinainy 16 Aogositra 2021. FJKM Ambohitantely

КОМЕНТАРІ • 11

  • @andorandriamasy3416
    @andorandriamasy3416 2 роки тому

    Mirary fahasalamana feno ho an’ny mpitandrina Maholy. Jehovah hitahy sy hanome fahasalamana feno.
    Dia maniry fiadananan’I Jeso ho antsika rehetra mihaino tsy tapaka ity fandaharana fankaherezana ity.

  • @ranavalonarasoherina2240
    @ranavalonarasoherina2240 2 роки тому +2

    Manao ahoana tompoko, tsy nahita Mofonaina intsony aho tompoko taorian'ity 16 août 2021 ity. Dia mirary soa indrindra ary misaotra mialoha. Misaotra tompoko

    • @ntsoavina
      @ntsoavina 2 роки тому

      Miarahaba tompoko, jereo amin'ny pejy fb fa toa tsy salama ny mpitandrina

    • @ranavalonarasoherina2240
      @ranavalonarasoherina2240 2 роки тому

      @@ntsoavina misaotra betsaka sady mirary soa s'y fahasalamana ho antsika rehetra.

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 2 роки тому

    Misaotra ny Tompo isan'andro aho t@ toerana nametrahany ahy sy ny soa rehetra nomeny ahy amen!!!!

  • @nantenainarijianah8823
    @nantenainarijianah8823 2 роки тому

    Amen 🙏

  • @patriciaandriamahefa3803
    @patriciaandriamahefa3803 2 роки тому

    Salama tompoko
    Tsara ny fandaharany misaotra betsaka tompoko ka izaho Dia tena tsy tapaka manaraka fa angamba nisy fahatapahan'ny fandaharana kely angamba fa tsy naheno koa izaho hatrami'ny le 16/8
    Misaotra betsaka tompoko

    • @ntsoavina
      @ntsoavina 2 роки тому

      Miarahaba tompoko, jereo amin'ny pejy fb fa milaza ao fa tsy salama ny mpitandrina 😢

  • @arnoudjosoa6222
    @arnoudjosoa6222 2 роки тому

    Miarahamba tompoko! Mialatsiny Indrindra f ba saika anontany to tsy misy tahiny tsony ny fandaharana
    Misaotra betsaka tompoko

    • @ntsoavina
      @ntsoavina 2 роки тому

      Miarahaba tompoko jereo ao amin'ny pejy Fb fa ao milaza ny antony. Tsy salama ny mpitandrina 😢😢😢😢

  • @marnyjerome9513
    @marnyjerome9513 2 роки тому

    Amen