Bienvenue à Madagascar Pape François , miara mivavaka aminao sy ny Malagasy rehetra izahay na aty ivelany Madagascar ,MBA handroso amizay Madagascar Malala ara toekarena sy n fahasalamana n vahoaka Malagasy ,Amen .
Marina ry Tompo fa tena lalina ho ahy ny FITIAVANAO. Efa maro ny zava-tsoa nomenao ahy ary mbola tsy mitsahatra manao soa ahy Ianao mandraka androany eny fa na dia maditra aza aho nanao tsinontsinona ny teninao dia tsy mitsahatra manao soa ahy Ianao. Mamela ny heloko Tompo o.
Ahitsio ny tonony : "Ny foko ho Anao, MIRAKI-PITIA" fa tsy miraiki-pitia. Mirakitra (fototeny= RAKITRA fa tsy "raikitra"). Jereo tsara ny boky fihirana. MIRAKITRA FITIA ny Tompo ny foko, fa tsy hoe miraiki-pitia. Ny fitiavana "eros" no raiki-pitia, fa ny "agape" kosa, fo mitahiry (mirakitra, ampoka) fitiavana.
Misaotra anao nitondra fanitsiana. Tena marina ny voalazanao fa na dia manaraka fihiràna aza ny olona dia mandiso ity tonon-kira ity foana satria entim-pahazarana. Ireo tompon'andraikitra amin'ny litorjia isaky ny Paroasy na Fiangonana no tsara raha mba mitondra fanentanana sy fanitsiana.
Isan'ny hira tena mampita hafatra lehibe amin'ny FITIAVAN'ANDRIAMANITRA sy ny FAMINDRAPON'ANDRIAMANITRA antsika ity hira ity. Tena tiako na ny tonony na ny feony!!!
Fiv : Lalina ho ahy, ry Tompo Andriamanitra ô, Ny hitanisa ny Fitiavanao. Notsimbininao, ry Tompo, 'zany fahantrako Fa lalina ho ahy ny Fitiavanao. Tompo ô, ny androko rehetra afoiko ho Anao, Tompo ô, fa lalina ho ahy ny Fitiavanao. 1 - Mbola tsy niantefa taminao ny antsoko Dia indro Ianao ry Tompo, manolo-tanana ahy. Fa avia, hoy Ianao, hanaraka ny diako, Ny foko ho anao miraki-pitia. 2 - Hoy Ianao miteny : Aza mitsikera Ireny otanao fa sao kivy ianao. Avia hoy Ianao, avia ho sakaizako Ny foko ho anao miraiki-pitia. 3 - Irony anatrao manjohy ny fanahiko, Fanilo manazava mitondra fahendrena, Ny fiainako tontolo no hiaraka Aminao, Fa lalina ho ahy ny Fitiavanao !
Tena mahafinaritra! Maneho ny halalin'ny fitiavan'Andriamanitra antsika izany. Misaotra ny tarika mpihira dia mahereza hatrany amin'ny fanompoana ny Tompo.
Bienvenue à Madagascar Pape François , miara mivavaka aminao sy ny Malagasy rehetra izahay na aty ivelany Madagascar ,MBA handroso amizay Madagascar Malala ara toekarena sy n fahasalamana n vahoaka Malagasy ,Amen .
Lalina ho ahy ny fitiavanao!!
Misaotra Tompo o!! Nohon'ny zavatra rehetra!! AMEN!!🙏🙏
Merci haga
merci P. Jean Louis amin'ilay zava-maneno a! misaotra an'i Jesoa nanome talenta
Hira preferer-ko mihintsy io rehefa misy fotoana mahatsiaro kivikivy sy malahelo2 . Tena be famindram-po tokoa ny Tompo tsy mamela anao irery IZY .
Hira ahatsiarovako ny mamako, tena tiany io hira io ary isaky ny misy zavatra ataon'ny fianakaviana dia tsy maintsy hirainay io hira io. Mandria ampiadanana mama malalanay
Amen... Misaotra ny Tompo mandrakariva isika satria Izy no mandamina sy mandahatra ny fiainantsika
Lalina ho ahy ny fitiava nao💖💖
Tsara marigny le hira. Zagnahary mba zahava madagasikara fa mijaly. Merci
Lalina tokoa ry Tompo n fitiavanao 🙏😍
Ny fiainana nai no atolotray hoanao Andriamanitra ❤
Hoy ianao miteny, aza mitsikera ireny otanao fa sao kivy ianao, FA LALINA HO AHY NY FITIAVANAO
tompo ô! lalina ho ahy ny fitiavanao! misaotra ny mpihira lahy!
ny foko ho anao miraiki pitia ,notsimbininao zany fahantrako 😍😍
Notsimbininao ry Tompo zany fahantrako.lalina ho ahy ny fitiavanao....Amen
Misaotra betsaka eeee
Ndryyy😢 Tiko loatra e❤❤❤❤
Mankasitraka!
quelle belles voix
Misaotra anao Sheima Clarence. Dia mirary soa hatrany e!
Misaotra Tompo fa lehibe tokoa ny indrafonao aminay, lalina ho ahy ny Fitiavanao. Marina tokoa izany. Tiantsika Andriamanitra
Amen 🙏
Mbola tsy miantefa aminao ny antsoko, dia indro ianao manolo-tanana ahy
Merci haga
Tsara be
Amen❤
Merci beaucoup ❤mon dieu
fa lalina ho ahy ny fitiavanao Tompo,tiako be !
AMEN 🙏🙏
Amen
Manja kely le vehivavy mihira
Mankasitraka
J'adore,
Lalina tokoa fitiavany tompo atsika olombelona
Tiko be ty hira ty,lalina ho ahy r Tompo Andriamanitra o!!ny mitanisa n fitiavanao.Mankasitra o.
je t'aime eh
Tsara be Clarence a
Ankafizo ary eee.Hirantsika iany io Ravo a
Tsara be mihitsy. Aiza ny hira sasany?
Tiako be ty hira ty.
Marina ry Tompo fa tena lalina ho ahy ny FITIAVANAO. Efa maro ny zava-tsoa nomenao ahy ary mbola tsy mitsahatra manao soa ahy Ianao mandraka androany eny fa na dia maditra aza aho nanao tsinontsinona ny teninao dia tsy mitsahatra manao soa ahy Ianao. Mamela ny heloko Tompo o.
AMEN
Mbola tsy miantefa aminao ny atsoko indro ianao ry tompo nanolo tanana ahy
Ahitsio ny tonony : "Ny foko ho Anao, MIRAKI-PITIA" fa tsy miraiki-pitia. Mirakitra (fototeny= RAKITRA fa tsy "raikitra"). Jereo tsara ny boky fihirana. MIRAKITRA FITIA ny Tompo ny foko, fa tsy hoe miraiki-pitia. Ny fitiavana "eros" no raiki-pitia, fa ny "agape" kosa, fo mitahiry (mirakitra, ampoka) fitiavana.
Misaotra anao nitondra fanitsiana. Tena marina ny voalazanao fa na dia manaraka fihiràna aza ny olona dia mandiso ity tonon-kira ity foana satria entim-pahazarana. Ireo tompon'andraikitra amin'ny litorjia isaky ny Paroasy na Fiangonana no tsara raha mba mitondra fanentanana sy fanitsiana.
Frère CONSTANT RAKOTOMAMONJY Tompoko no namorona ny tonony sy ny feo.
Tsy dia manan-danja loatra ity tsikera ity satria eo anatrehan'Andriamanitra dia ilay fo mihira azy no zava-dehibe.
Merci !!💖🙏🙏
Lalina ho ahy fitiavanao
Lalina ahy ny fitiavanao ry tompo oo
misaotra Tompo malala ô !
Lalina hoah ry tompo ny fitiavanao ahy
Lalina hoahy ny fitiavanao tantano aho tompo O🙏🙏🙏🙏
❤
Eny Ry Tompo lalina tokoa ny fitiavanAO anay koa handrotsay mandrakariva ny fahasoavanAO izahay ahamendrika anay hatrany eo anatrehanAO Amen Aleloia
Isan'ny hira tena mampita hafatra lehibe amin'ny FITIAVAN'ANDRIAMANITRA sy ny FAMINDRAPON'ANDRIAMANITRA antsika ity hira ity. Tena tiako na ny tonony na ny feony!!!
Faliarilala Th
lalina ho ahy ry tompo Andriamanitro ny mitanisa ny fitiavanao.
Fiv :
Lalina ho ahy, ry Tompo Andriamanitra ô,
Ny hitanisa ny Fitiavanao.
Notsimbininao, ry Tompo, 'zany fahantrako
Fa lalina ho ahy ny Fitiavanao.
Tompo ô, ny androko rehetra afoiko ho Anao,
Tompo ô, fa lalina ho ahy ny Fitiavanao.
1 - Mbola tsy niantefa taminao ny antsoko
Dia indro Ianao ry Tompo, manolo-tanana ahy.
Fa avia, hoy Ianao, hanaraka ny diako,
Ny foko ho anao miraki-pitia.
2 - Hoy Ianao miteny : Aza mitsikera
Ireny otanao fa sao kivy ianao.
Avia hoy Ianao, avia ho sakaizako
Ny foko ho anao miraiki-pitia.
3 - Irony anatrao manjohy ny fanahiko,
Fanilo manazava mitondra fahendrena,
Ny fiainako tontolo no hiaraka Aminao,
Fa lalina ho ahy ny Fitiavanao !
lalina ho ahy ny fitiavanao ny fianako rehetra afohiko ho anao ry tompo Andriamanitrô
Dommage on comprend pas sons des belles chansons
Merci 👍👍
Tiako be ilay Hira mirar soa hatran
VICTOIRE RASOAMANARIVO MISAOTRA ANAO TOMPO O
Mankasitraka. Lalina ho ahy ny fitiavana Tompo o .Tiko loatra ny fitiavanao ,ny fitsimbinanao ahy;
Notsimbininao ry tompo zao ny fahantrako fa lalina ho ahy ny fitiavanao
Tsara ny hira fa ilay ftafy Karana na "Sharï"🤔kosa tsy gasy ê😣fa na izany tsara feo sady manjabe nareo ê Likeko ê👍🏻
❤💞❤💞❤💞❤💞❤
Tena mahafinaritra! Maneho ny halalin'ny fitiavan'Andriamanitra antsika izany. Misaotra ny tarika mpihira dia mahereza hatrany amin'ny fanompoana ny Tompo.
nontsimbininao ry tompo izany fahantrako fa tena lalina ho ahy ny fitiavanao !!!!!
Fitiavana lehibe indrindra no atolotrao ho ahy ry tompo o ka misaotra
mafinaritra b ahi sady manga feo b (y)
Tsara fa saingy fanainiana ve ilay fiakanjo sy feo Karana @' ilay hira , somary manimba maso sy manohina kely ilay sofina mantsy ? Miala tsiny topoko an!
Mba indro kely fotsiny hanatsarana zavatra an
Tahian' Jesoa nareo!
VICTOIRE RASOAMANARIVO. MISAOTRA. OH
tompo ô! lalina ho ahy ny fitiavanao! misaotra ny mpihira lahy!
Amen
tompo ô! lalina ho ahy ny fitiavanao! misaotra ny mpihira lahy!
tompo ô! lalina ho ahy ny fitiavanao! misaotra ny mpihira lahy!