Za raha vao misy an' i Christophe sy ny ekipany dia présente foana . Fa ny ny vehivavy sasany otrany mbola tsy matianina tsara fa mamaky sady otrany miakahana b
Tsy dia mankasitra ny toetrany ny Miora aho fa nanao ny fiainany izy, betsaka ny olona nanampy azy ta@ fahoriany sy ny hoe: hamerenany vola izay niangaviny ta@ namany izay natoky azy tanteraka nefa hindrisy fa lainga daholo sy tsara resaka loatra i Miora nataony izay nafahany nampindrana ny vola ny namany na hoe ho halainy ho vadiny izay nindramany vola ilay namany notokisany izay volabe no laniny. Hindrisy ratsy toetra ianao ry Miora. Aza voalangolango ny tsara teny. Tsy nampoiziko fa i Miora no nahavita toy izao 😮🙊
Ny vadiny no nanimba an'i Mioa fa maninona ny namany izay tena nanampy azy no hamaliny ratsy izay namany nanampy azy ta@ vola sy ny fiainany? Tsy rariny 😢
Mankasitra topoko tena tsara be le tantara 😊😊❤❤
Mankasitraka topok 👏👏
Mankasitrak tompoko merci nizara 😢❤
Misàotra betsaka fa tena tsara Ary mifono anatra ....mankasitraka E 👍❤️
Tsara loatra. Sady misy fampianarana sy fananarana. Mankasitraka ny mpizara.
Meric boucoup eh😍😍😍😍
Mankasitrak tompoko mecri ❤
zay no.maha tsara ny mihaino tantara fa misy hanatra ao anatiny mankasitraka 🙏💐
9
Misaotra nizara o🥰🙏🙏🙋♀️🙋♀️🙋♀️
Tsara ny vontoatiny tantara.Saingy ratsy ny enregistrement, tsy tomombana tsara , tapatapaka be, sybetsaka pub be loatra..
Tsra ilay tantara fa bé loatra ny pub tonoki refa aty ts asina pub intsuni merci 😊
Misaotra betsaka nizara 😍👌
Misaotra n mpanoratra fa tena misy lesona tsra be ho raisina mits ilay tantara!
Mankasitraka!! Misy anatra tsara mihintsy ho an'ireo maimaika hanambady!!
Misàptrà nozara. Voan ny nataony tokoa Sandy fa tara ny akanga tsara soratra ka nanary ny àkoho tàman trano
Zaza ngeza be izy zany🤣🤣🤣.
Zaza efa misy vazambe 😂😂😂😂😂
Mankasitraka hatrany ô! Mirary soa
Za raha vao misy an' i Christophe sy ny ekipany dia présente foana . Fa ny ny vehivavy sasany otrany mbola tsy matianina tsara fa mamaky sady otrany miakahana b
Eny oa aki
Mankasitraka fa tsara be ilay tantara.
Merci 😊
Tsy dia mankasitra ny toetrany ny Miora aho fa nanao ny fiainany izy, betsaka ny olona nanampy azy ta@ fahoriany sy ny hoe: hamerenany vola izay niangaviny ta@ namany izay natoky azy tanteraka nefa hindrisy fa lainga daholo sy tsara resaka loatra i Miora nataony izay nafahany nampindrana ny vola ny namany na hoe ho halainy ho vadiny izay nindramany vola ilay namany notokisany izay volabe no laniny. Hindrisy ratsy toetra ianao ry Miora. Aza voalangolango ny tsara teny. Tsy nampoiziko fa i Miora no nahavita toy izao 😮🙊
Misaotra nizara
Mankasitra nizara tena feno anatra sy lesona azo raisina manantena n'y tohiny
Ny vadiny no nanimba an'i Mioa fa maninona ny namany izay tena nanampy azy no hamaliny ratsy izay namany nanampy azy ta@ vola sy ny fiainany? Tsy rariny 😢
Mankasitraka fa tsara le tantara e
Tsara ka n'a dia efa nandeha teto aza
Misaotra betsaka
I Sandy tonga amilay fitenenana hoe Téo tsy manitra la lasa vao mamerovero misaotra betsaka nizara tompoko
Mankasitrak sahad .fa vo hiaino mihintsy zao
Misaotra indrindra tompoko
Mankasitraka tompoko
Mankasitrak topoko🙏❤️
Fa aona ko ara ty pub bobaka be ty.lasa nisy anizany ndray
Mankasitraka tompoko