Very gifted song writer. It touches every fiber I have. Glory to God whom gave the talent. Ara-musique mihintsy ilay izy dia tsara. G# dia one half steps down tonga F which is very amazing.
Raha tonga anio avy anatin'ny rahona ao Jeso, mba hanao ahoana re ? Nosasany ve ny helokao Ary hakariny ianao ho ary Mampieritreritra be ilay tononkira hoe ho isan'ilay hitsena sy hahita an'i Jesosy ve aho ?ary ianao ? aoka ho vita fihavanana aminy isan'andro ho voadio sy voavela heloka , fa Izy efa nisolo ny helontsika tamin'ny alalan'ny RAnY izay nalatsany tao Kalvary
Raha tonga anio avy ao anatin’ny rahona Jesoa mba hanao ahoana re Moa efa vita tsara ve ny fiomanana handray ny Tompo lehibe Ny hosana ve no ho ventesinao hampiseho ny fahavononanao Sa ny vatolampy kosa no antsoinao ho avy hanarona anao Raha tonga anio avy ao anatin’ny rahona Jesoa hitsena ve ianao Ho tampoka aminao sa efa nandrasanao izao fihaviany izao Moa ny fifaliana sy ny avotra no antenainao ho entiny ho anao Sa ny horohoro ary ny tahotra no hameno ny ao anatinao Raha tonga anio avy ao anatin’ny rahona Jesoa moa ve mba fantatrao Fa hiavaka eo ireo ho vry ary ireo ho ao Salema vaovao Nosasany ve ireo helokao ary akariny ianao ho ary Sa ho fiampangana hanameloka anao ny rà nalatsany taty
Je ne me lasse pas de l écouter c trop beau
Kanto loatra Amen amen amen amen 🙏🙏🙏
Efa antomotra ny fiverenany, Samia miomana sy miambina
Kanto loatra ❤
Sao dia mba misy manana solfa an'ito hira ito azafady indrindra Tompoko, mankasitraka
Very gifted song writer. It touches every fiber I have. Glory to God whom gave the talent. Ara-musique mihintsy ilay izy dia tsara. G# dia one half steps down tonga F which is very amazing.
Amen be 🙏🙏🙏
Raha tonga anio avy anatin'ny rahona ao
Jeso, mba hanao ahoana re ?
Nosasany ve ny helokao
Ary hakariny ianao ho ary
Mampieritreritra be ilay tononkira hoe ho isan'ilay hitsena sy hahita an'i Jesosy ve aho ?ary ianao ?
aoka ho vita fihavanana aminy isan'andro ho voadio sy voavela heloka , fa Izy efa nisolo ny helontsika tamin'ny alalan'ny RAnY izay nalatsany tao Kalvary
Tena mahafinaritra be
Mampahatsiaro ny any Mada
Tena te hitomany aho
Tiako loatra magnifique louange
Indronyfitiavananijaly
Indronyfitiava nanijalyfpma106
Maranatha
Mamelombelona fanahy tokoa
Midera ny Tompo aho. Santatr'ilay fiainana iraisana Aminy no hirainareo.
tena tiako be, mampitomany
Tsara loatra ô!
🙏🙏🙏🙏🙏🙏
❤
tsara be :)
Tsara sy tiako be eee
Est-ce que les lyrics existent online?
Raha tonga anio avy ao anatin’ny rahona Jesoa mba hanao ahoana re
Moa efa vita tsara ve ny fiomanana handray ny Tompo lehibe
Ny hosana ve no ho ventesinao hampiseho ny fahavononanao
Sa ny vatolampy kosa no antsoinao ho avy hanarona anao
Raha tonga anio avy ao anatin’ny rahona Jesoa hitsena ve ianao
Ho tampoka aminao sa efa nandrasanao izao fihaviany izao
Moa ny fifaliana sy ny avotra no antenainao ho entiny ho anao
Sa ny horohoro ary ny tahotra no hameno ny ao anatinao
Raha tonga anio avy ao anatin’ny rahona Jesoa moa ve mba fantatrao
Fa hiavaka eo ireo ho vry ary ireo ho ao Salema vaovao
Nosasany ve ireo helokao ary akariny ianao ho ary
Sa ho fiampangana hanameloka anao ny rà nalatsany taty
Rual Gondol Merci
@@rualgondol6664 There's no way I would come up with a lyric like that, on top of it; the melody.....Simply the best.