Tena mampahery ny tarika Tata tance zaho, mahereza ry tarika ny tompoko vavy. Tena hontsa ny foko nahita anareo nihira teo ampiandrasana ny chefe nareo na Tata tance zany Karaha akoho nialandreniny, la vie continue, mirary fiononana ho anareo rehetra aho satria mafy ny manjo anareo, tsy ny havany foana no malahelo, na zahay andafy aty tsiary nahita ny sorany juste mpankafy hontsa toy zao mainka hianareo miaraka miasa mafy na dia ny avany même sans que elle misy tsy mitovy alahelo aminareo, ka dia mivavaka ho anareo SY ny zanany mba ahita fiononana haingana dia haingana MAHEREZA.
Tu nous manques, hontsa ny fo, courage pour la famille, veloma taatense, ny be vitanao tety ambonin'ny tany niarahanao nijioga hazofijalian'i jesoa ,ivoha ho anao ny varavaran'ny lanitra, ampitsikiana no hitseban'ny anjelin'ny tompo anao, ma cher notre chair malagasy, very olo manga isika malagasy 1 foko,repose en paix, mahereza ses familles, miombona vavaka sy fahoriana izahay, izay voasoratra dia voasoratra, lahatra ny zava- drehetra, mahereza, courage
Ah zalahy latsaka fona ranomeso mihaino ny hiranao tena namela mamy raha ianao, tena hafa sy miavaka miotra ny mpanakanto rehetra raha Taa Tense,Ny hira tena misy hafatra foanmampahery fona , Rip kia
Marary nialanao, fa hafatra nambelanao mipetraka tsy ho voafafa. A travers ta musique , sy hafatra agnatiny entiko mamakivaky fiainana. Merci pour tout. Tu restera à jamais dans mon cœur ❤
Misaotra taminy Fitiavana sy ny anatra nomenao anay enga anie ianao mba ho eo anilan ilay Andriamanitra Raintsika Tu reste toujours dans mon coeur 😘😘😘😘😘🙏🙏🙏🙏🙏🙏❤❤❤❤❤❤
Feno hafatra tsara aby ny hirany. Repose en paix neny. J'espère que nos compatriotes apprennent quelque choses avec tous les messages que tu as laissé.
Je suis vraiment très triste d'apprendre cette mauvaise nouvelle. Tena mampalahelo. Courage à son mari, son nouveau-né, sa fille, ses parents et ainsi qu'à ses amis (SOA ROVA MIVADY)... JE SUIS DE TOUT CŒUR AVEC VOUS. REPOSE EN PAIX, MA CHÈRE STAR, LA PLUS SOURIANTE DE Toutes LES ARTISTES MALAGASY que je connaisse.
Une grande âme sert tout le monde tout le temps. Une grande âme ne meurt jamais. Elle nous rassemble encore et encore. Ma chanteuse s'en est allée autre part, mais elle reste malgré tout présent dans nos cœurs par ses qualités qui le rendaient si précieux et unique à nos yeux.Repose en paix
Repose en paix Taa-Tense Tu es vraiment un grand AMOUR 🧡 Tu resteras toujours dans mon cœur 💔 Tu m’avais comblé de joie et de bonheur Sois heureuse là où tu es, veille à tes enfants et à tes fans 😭😭😭😭
Taa tense star simple de façon. Mitsikitsy be . Mafinaritra be . Nefa lasa sahady. Malahelo miverina mijery ny clip. Andriamanitra irery ihany no mahalala izay antony izany. Mirary fihononana ho any ireo akaiky azy rehetra.
Tena mampahery ny tarika Tata tance zaho, mahereza ry tarika ny tompoko vavy.
Tena hontsa ny foko nahita anareo nihira teo ampiandrasana ny chefe nareo na Tata tance zany
Karaha akoho nialandreniny, la vie continue, mirary fiononana ho anareo rehetra aho satria mafy ny manjo anareo, tsy ny havany foana no malahelo, na zahay andafy aty tsiary nahita ny sorany juste mpankafy hontsa toy zao mainka hianareo miaraka miasa mafy na dia ny avany même sans que elle misy tsy mitovy alahelo aminareo, ka dia mivavaka ho anareo SY ny zanany mba ahita fiononana haingana dia haingana MAHEREZA.
Merci taa tence e mandria ampiandanana anao tompo Andriamanitra anome anao place tsara paradis mamy feno fiadanana
Repose en paix Taa tense. feno hanatra tsar ny hiranao jiaby.
RIP Taa Tense, étoile namirapiratra. Gasy tamin'ankitigny zay atao eo hainy nagnano izy. Merci taminao.
Noooon je viens de savoir ça Tena mampalahelo zalahaii artiste gasy tiako izy repose en paie taa que dieu notre père te protege la ou tu es
Zay mijanona ho mpankafy hatrany repose en paix Taa Tense mipetraka ho tantara ny soa vitanao
Repose en paix Taa Tense , arao mapandeha menimeny mahita anao sy mitandregny hiranao message jiaby agnatiny hira , mahalasa saina 😪😪
tu es parti trop tot mais pour nous tu es encore en vie dans nos coeurs repose en paix
Mpakafy ny hiranao, tena mampalahelo. Repose en paix TAA Tense
Repose en paix Taa Tense.😢😢😥😥😭😭
😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭Rip Tanceee Andriamanitra hitsena anao eny amin rahon lanitr misaotra betsaka tamin anatra2 rehetr 😭😭😭
Mandria_piadanana taa Tense💔 namela hafatra mamy anay pankafy❤ ts lefy laza💪🤗
Repose en paix Taa-Tence , ny soa navelanao restera immortelle
Tu nous manques, hontsa ny fo, courage pour la famille, veloma taatense, ny be vitanao tety ambonin'ny tany niarahanao nijioga hazofijalian'i jesoa ,ivoha ho anao ny varavaran'ny lanitra, ampitsikiana no hitseban'ny anjelin'ny tompo anao, ma cher notre chair malagasy, very olo manga isika malagasy 1 foko,repose en paix, mahereza ses familles, miombona vavaka sy fahoriana izahay, izay voasoratra dia voasoratra, lahatra ny zava- drehetra, mahereza, courage
REPOSE EN PAIX, MA CHÈRE STAR, LA PLUS SOURIANTE DE TES LES ARTISTES MALAGASY, On t’oubliera jamais TAA TENSE
Taa tense ta musique reste notrr héritages mais tu resteras toujours dans nos coeurs repose en paix..😢🙏🙏💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔💔
Elle est morte de quoi et quand ?
@@aydemsoldat4018 apres son acouchement Elle est mort. du 27 mars il y a mois. c'est trop triste 😭😭😭😭.
Merci Taa tence
Mandria am - piadanana
Repose en paix ma star et meilleure du malgache .Fa fitiavana Mamy tjr mivolagna resaka taa tence
Vao nanomboka talanjanona ssy nankafy ny hiranao aho tompokovavy dia lasa ianao.
Mandria am-piadanana tompokovavy 🕊️
Hafatr nw maloh tokon ahatonga saign olo jiaby ay aroh surtout nialanw teto ambony tany, aroh Asa magnino Zagnahary mangala olo tsar fagnah fo 😭😭😭😭, repose en ma star préféré 😢😢
Tena tsy mapino tanteraka hoe lasa izy
Ndriii zany ilay fiainana antany Samy mpandalo isika rehetra
Que la terre vous soit légère
C'est comme une dernière message de s'aimer les uns les autres car on est que de passage ici sûr terre. Repose en paix Taa Tence 😥😢
Repose ma douce j'ai beaucoup apprécié tes musiques
Vraiment dommage qu'elle paix a son âme
Repose en paix
J'aime beaucoup la musique malgache merci beaucoup à vous .
Ah zalahy latsaka fona ranomeso mihaino ny hiranao tena namela mamy raha ianao, tena hafa sy miavaka miotra ny mpanakanto rehetra raha Taa Tense,Ny hira tena misy hafatra foanmampahery fona , Rip kia
Mandria ampiadanagna ny vatana mangatsiaka 🌹 🙏 😭 💋 💜 misotra ny tsara namianao... Mampalahelo mafy RIP
Marary nialanao, fa hafatra nambelanao mipetraka tsy ho voafafa. A travers ta musique , sy hafatra agnatiny entiko mamakivaky fiainana. Merci pour tout. Tu restera à jamais dans mon cœur ❤
Mandria ampiadanana Taa Tense ee vita ny adidino tety antany fa ny varavarany lanitra hivoha hoano ny Anjeliny Andriamanitra no hitsena ano 😭😭😭😭😭
repose en paix au nom de tous les Magaches prions dans cette semaine sainte le notre pere amen
Bonjour comment vas
Amene
Repose en paix Taa-tence, que Dieu t'accueille dans son vaste paradis. Amine 🤲🏽🙏
Amine mon frère, innalilahi.
On t’oubliera jamais TAA TENSE 😭😭😭
Repose en paix Taa-Tense.😢😢😢😢
Merci neny eee! aminy hafatra tsara que ton âme repose en paix 😭😭😭
Mandry ampiadanana Taa Tanse 😭🙏
Tsy ho adinonay mihitsy ny fisinao tety antany 😭😭😭🙏🙏🙏
Tena tsy rariny kaaa , otsa n'y foko ,
Merci namela afatra
Ompoko vavy .
Mandria ampiadanana 🥀😭😭🙏😇
Misaotra taminy Fitiavana sy ny anatra nomenao anay enga anie ianao mba ho eo anilan ilay Andriamanitra Raintsika
Tu reste toujours dans mon coeur 😘😘😘😘😘🙏🙏🙏🙏🙏🙏❤❤❤❤❤❤
Repose en paix j'ai coute toutes ces chansons tout les matins 😭😭😭😭😭
Elle me manque déjà beaucoup ici dans la Caraïbe. Qu'elle repose en paix.
Feno hafatra tsara aby ny hirany. Repose en paix neny. J'espère que nos compatriotes apprennent quelque choses avec tous les messages que tu as laissé.
😭😭😭😭😭😭😭😭😭 RIP taa tense, samby mbol ho any tsik jiaby
Repose en paix Taa tence tu nous manques courage pour la famille vraiment triste 😭😭😭💟💟 tu reste toujour dans nous coeur
Arooooo 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭💔🙏🏼🙏🏼💔💔💔💔💔💔💔💔 zay raha marigny eky raha volagninao zegny taa tanse mandria ampiadanana taa tance tsy adinonay lay hanatranao 🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼😭😭😭😭💔💔💔💔
Misaotra betsaka amin' ny tononkira mifono hafatra!!! Mandriam-piadanana rahavavy sariaka!
Misaotra betsaka @ hafatra navelanao Taa Tence mandria ampiadanagna 💔💔💔💔😭😭😭😭
Tsaroana foana ianao Taa Tense, Repose en paix.
Reposé en paix taa tancé
Marina mihitsy aki zany mandriam piandanana enao 😥😥😥😥💔
Mandriampiadanana ki Taa tanse 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭💔💔💔
Taa Tense ts mino ny sainko rah nitandregny ny hira nao.😭😭😭
Je suis vraiment très triste d'apprendre cette mauvaise nouvelle. Tena mampalahelo.
Courage à son mari, son nouveau-né, sa fille, ses parents et ainsi qu'à ses amis (SOA ROVA MIVADY)...
JE SUIS DE TOUT CŒUR AVEC VOUS.
REPOSE EN PAIX, MA CHÈRE STAR, LA PLUS SOURIANTE DE Toutes LES ARTISTES MALAGASY que je connaisse.
Très belle musique et bravo pour la paroles je suis très fier d'être malgache, mifakatiava comme la parole et ça va nous aider encore plus
Mampanahelo zh taa tance 😥😥😥💔💔💔💖💖💖😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭
Mandria ampiadanana Taa Tense💔
Misaotra @zay nomenao anay mpankafy anao, marary ny nilaozanao fa akory atao😭😭😭
Mandram-pihaona havako💔💔😭
Marigny zany. Mandria ampiadanana. 😭😭😭😭😭😭😭😭 💔💔💔💔
Mandria am-piadanana Taa- tense a 🙏♥️
Répose en paix Taa-Tense 😭😭😭😭😭😭😭😭
Nbjknkn
9oo kkkhkkvk
Ggggggggggä.
Ça c'est une grande hommage pour elle, reposé en paix Sister..
Mandria ampiadanana 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭🙏🙏
Une grande âme sert tout le monde tout le temps. Une grande âme ne meurt jamais. Elle nous rassemble encore et encore. Ma chanteuse s'en est allée autre part, mais elle reste malgré tout présent dans nos cœurs par ses qualités qui le rendaient si précieux et unique à nos yeux.Repose en paix
Repose en paix Taa-Tense, mon idole, que la terre te sois légère :*
MALAHELO, MALAHELO,MALAHELO
Repose en paix liee 😢💘. Miasaotra amin'i hafatry nenganao amin'i Malagasy 🙏. Mahereza iaby tsika iaby.
Tsara bee taa tense on t'oubliera jamais 🥰🥰😘
Quel bien meilleur & bel hommage lui rendre à Elle sa douce voix 🐝🍯💖🙉surtt a la peine de ses proches 💖
RIP BEAUTÉ doux voyage à ton âme... 💔🖤🦋🍀✌️💖
Je n'ai pas de mots, très triste, repose en paix !
Misaotra Taa tense, REPOSE EN PAIX MA BELLE CHANTEUSE
C' est triste repose en paix Taatense tes chansons sont merveilleuses pleins de sagesse et de conseils.
Merci ta-tence réponse en paix dieu veille sur toi
Veloma nga Taa-Tense💔😭😭😭😭
Rip taa tance ee malahelo anao ny mpankafy anao rehetra ee anisanizany ny tenako mitomany zaho manoratra izao ee 😥😥😥😥😥😥😥😥😥😥
Que Dieu t'accorde le paradis.
RIP 😢 et merci pour la bonne mozika.
Repose en paix, tu nous manques beaucoup.
Repose en paix taa tense tu sera toujours dans notre coeur ❤❤ nous te remercie pour tout c'est belle musique on tout oublié jamais
Repose en paix Taa-Tense
Tu es vraiment un grand AMOUR 🧡
Tu resteras toujours dans mon cœur 💔
Tu m’avais comblé de joie et de bonheur
Sois heureuse là où tu es, veille à tes enfants et à tes fans
😭😭😭😭
Ndriii !.Elle a donné la vie et elle est partie 😌... .. Le bébé est déjà orphelin.. Bon courage aux familles 🙏
Mandria ampiadanagna taa tence 😭😭😭😭😭💔💔💔
Zh tegna npankafi hira nw taa tense mandrinpi adanagna ravavy fandalovagna marigny eto antany... 🇲🇬
Mafy nilaozao Taa tense 💔 😭 😭 😭
Mstr tam hafatra an kira napetrakao
Mazahoa paradisa lay ee💔💔💔😭🙏
Tafita NY hafatra havako oooo, ts mampino anw maty e😭😭😭😭😭😭😭
MARINA LOATRA NY TONONKIRANY... MISAOTRA BETSAKA TAA TENSE ARY ENGA ANIE MBA HANDRY AM PIADANANA NOHON NY FAMINDRAMPON ANDRIAMANITRA NY FANAHINAO
Star Malagasy cool indrindra, repose en Paix Taa Tense
Repose en paix 😭😭😭😭😢
J'adore les chants Malgache ! Merci Que son âme repose en paix.
C'est une très belle hommage ♥️♥️♥️♥️♥️♥️🇲🇬🇫🇷
Mandria ampiadagna taa tense zanahary miharahamba enzo eny amilanitra😭😭
Repose en paix ma très chère !😭😭 J'ai toujours kiffé ta voix si douce! ❤❤
Pourquoi elle est partie
.q.s
😭😭😭😭. indrisy. mandriampiadanana taa tense.
Taa tense star simple de façon. Mitsikitsy be . Mafinaritra be . Nefa lasa sahady. Malahelo miverina mijery ny clip. Andriamanitra irery ihany no mahalala izay antony izany. Mirary fihononana ho any ireo akaiky azy rehetra.
Mandria ampiadanana taa tense
Tsy ho adinoanay ny fisianao sy ny tontolo zavakanto sy mozika navelanao
Tena tsara NY hira malagasy feno hafatra s'y anatra
Rest in Peace Taa Tence 😭😭😭💔💔💔
Repos en paix et j'ai toujours la sentiment de toi. Que dieu te protège.
Eny marina zany ry namako mifankatiava marina samy ho laniny tany e zavapoana marina e vahiny tsika ma chérie 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭
Repose en paix Taa Tence.
EEE laozanao zay ee !! ragnomaso avao mipatraka sisa mahatsiaro ny soranao, feonao sy ireo hiranao soa ee ! Naty zah liee naheno vaovao raty igny, nenganao avao zay, fa misaotra t@ ireo vitagnao aby!
fahatsiarovagna sisa fà tsy hoadignoko anao mama. Mandriampiadànana ary hoan'ireo fianakaviana dia aza misosokalahelo fà mahereza.
Repose en paix Tee-Tense et toutes mes condoleances à toutes sa familles que Dieu vous donne tous la forces pour cette epreuves.
Qsqsqsqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqqsqqsßswwwwwwwwwwwwdwdďsssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssßsssssssssssssssssssssssssss§sssssssssssssssssssssssssssssssssßsssssssßsßssssssssssßssßsßssssssssssssssßdddddddddddddddddsdsssßsssßßsssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssßsssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssßsssssssssssssssssssssssssssssssssssssßsßsssssssssßßsssßsßssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssßsssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssßssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssßsssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssßssssssss§ssssssssssssssssssssssssssssssssssßsssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssßsssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssßsssßßsssßsßsssssssssssssssßßsssssssssßsssssssssssssssssssssssssßssssssssssssßsssssßsssssssssssssssssssssssssssssßssssssssssssssssssssssssssssßßssßssssm
Tu nous manques. REPOSE EN PAIX AU NOM DES TOUT LES MALAGASY
tena ts nampino fa zay mo no lahatra!! ts adino e
Grav koa jao hira navelan i tee tence ré 😢
mahatonga saina ny tononkira merci
Taa tance, tu es dans mon coeur, je ne t'oublie jamais, repose en paix .