waiiii, any @nay zany ooo, mafinaritra e. tsara oa ny tantara ny RDB e, le mpilalao tena mafinaritra tanteraka. Misaotra hatrany nizara de ataovi misimisy ny tantara ny RDB e 😍😍
Misaotr nizar tompok fa mba mangatak tantara ny simon Nomenjanahary mitondr lohateny hoe volatantely tompok azafd rah mety de mirary soa atsk rehetr 😘😘😘❤❤❤❤
Bonsoir. Mankasitraka be anare nanome tantara indrindra fa RDB sy RNM , record Fm ,viva ary anonjampeo zay ihany no tiako henoina tantara mahe ny mpilalao d mahafinaritra ny mihaino am tany lavitra aty ....Merci bcp
Tena tiko e ! Midera manokana ny mpanoratra ! 😍 ny mpilalao koa tena matianina ! Mahalana ny maeno tatara otrzany ! Mankasitraka indrindra ny nizara fa mamy ery ny maeno "teny malagasy" na aty ampitandranomasina aza. 💖
Merci pour lfilm malagasy
waiiii, any @nay zany ooo, mafinaritra e. tsara oa ny tantara ny RDB e, le mpilalao tena mafinaritra tanteraka.
Misaotra hatrany nizara de ataovi misimisy ny tantara ny RDB e 😍😍
Makasitra indrindra tompoko de Bonne nuit daholo ooo😍😍😘😘
Tsara kely ilay style tononkalo 👍👌
Misaotra mpanoratra sy mpizara ary ny mpamaky 👍
Misaotra sy Mankasitraka nareo nanome 😍😍😍💞💞🎧🎧🎧
Bonne nuit ma chérie
Mankasitra tompoko ❤
Mankasitraka tompoko 😍🙏🙏💝💞 miandr tohin
misaotra betsaka 😚😚
Merci boucoup eh
Misaotra betsaka Tompoko ankafy hieno ato 🇲🇬🇲🇬😍
Mankasitraka tompoko, mbla v hiaino mintsy 💖💖
L
Misaotra nizara oooô. Tsara be
Mankasitraka indrindra Tompoko o!❤❤❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇰🇼🇰🇼🇰🇼
Misaotra betsaka eeeh Miandry ny tohiny eeeh 🙏❤
Mampalahelo
Mankasitraka,RDB,SY NY MPANORATRA,MPILALAO,MPANATONTOSA ,REHETRA
😍😍😍👏👏
Misaotr nizar tompok fa mba mangatak tantara ny simon Nomenjanahary
mitondr lohateny hoe
volatantely tompok azafd rah mety de mirary soa atsk rehetr 😘😘😘❤❤❤❤
Miarahaba anao! Tsy afaka nalefa eto intsony iny tantara iny satria efa misy ato @ youtube fa raha mbola tsy naheno ianao de ao @ *page facebook -nay* ( web.facebook.com/ORJ.officiel/videos/3319449214818372/ ) no ahafahanao miheno azy koa. Marihako fa mbola tsy nahazo tohiny izahay fa halefanay ihany rehefa disponible ilay izy.
Misaotra betsaka
Makasitraka o!!
Bjr . Msaotra atrany njai nanome 🙋♀️❤
Zany ahay ka tantara.
Dommage, tena realite le izy.
😥
Mankasitraka fa tsara be lay tantara tompoko. Atsipy teny ao am-po mahalala......., ambava homana am-po Po mieritreritra
Bonsoir. Mankasitraka be anare nanome tantara indrindra fa RDB sy RNM , record Fm ,viva ary anonjampeo zay ihany no tiako henoina tantara mahe ny mpilalao d mahafinaritra ny mihaino am tany lavitra aty ....Merci bcp
Mankasitraka tompoko mbola vo hihaino ee, mba sambako Tonga voalohany ndray androany 🤩
😢
😌😌😌🙏🇲🇬🇲🇬🙏❤😘
Mankasitraka indrindra op
Misaotra o
Tena tiko e ! Midera manokana ny mpanoratra ! 😍 ny mpilalao koa tena matianina ! Mahalana ny maeno tatara otrzany ! Mankasitraka indrindra ny nizara fa mamy ery ny maeno "teny malagasy" na aty ampitandranomasina aza. 💖
Oui je suis d'accord comme vous
Iza moa i domoina fa tsy tadidiko azafady
Misaotra nizara tompoko
Misaotra betsaka tompoko
Mankasitraka oa
Misaotr betsakiee Zao vo iheno
Mangatak Volantantelinay fiz 2
Miarahaba anao!! Mbola tsy manana izahay fa halefa eto izany rehefa vonona ato.
Misaotra betsaka nizara, miandry ni tohiny
😭😭😭😭😭
Izaho koa tena malahelo be 😭😭😭😭😭😭. Tsy te iadana aga hono taiza mbola nisy fanambadiana ao miadana izany nefa 😭😭😭😭😭😭
@@ntsoavina tena enjana kia .nefa za maita zaza 15ans te ande anambady .Tsy hay oe atao aona ny ananatra anazy 😭😭😭😭🤩
Makasitraka tompoko ô
👳♀️👷♀️🤔🤔
Mankasitraka tompoko
Misaotra betsaka ee! Hialavoly ndray
Miandry tohiny fa tsara kely sady hafa kely
tena tsara be mihintsy fa mba misy anle "vato ambany rihina" ve???
Miarahaba anao! Tsy manana izahay fa ho alefanay eto izany rehefa mahazo izahay.
C'est quoi ' l'inios s'il vous plaît
Mahadendena hono 😂, mahafinaritra e, misaotra nizara tompoko,
Mankasitraka indrindra nizara dia miandry ny tohiny
Misaotra indrindra nizara o, d mangataka n tohin'ilay tsiky Anat haizina o.
Miarahaba anao! Halefa @ chaîne -nay ihany rehefa misy tohiny fa teo aloha ny farany hatr@ izao.
Ok, merci
Mankasitraka tompoko ô
Ionos veut dire quoi je ne sais rien expiquez moi
Tsy mampino mintsy hoe sinezy le mitantara zany fa hoe lehilahy. Voafehiny tanteraka ny toerana ho vehivavy nefa izy lehilahy
Sinezy v le mitatara vao manomboka mits le tatara?!
@@berthineravolazafy4706 non kkkk diso anao fa synèse le mitantara mintsy
@@loicrha6755 ye iny no synèse
Haha 😂 i Anjahariliva le mitantara ary vehivavy iny fa i Synese kosa le oe Rojo fotsy 😉
Anjariliva le mtantara
Tsara loatra ilay tantara mankasitra indrindra re tompoko o!
Vao manomboka miheno de tonga de itako hoe tena tsara le izy , mankasitraka nareo e
Mankasitraka tompoko