❎✔️ Emission spéciale N°11 : Ny @batisa

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 жов 2024
  • ❎✔️ Emission spéciale N°11 : Ny @batisa
    Asaiko koa ianao hanaraka ireto hafatra fototra ireto
    ⏸️▶️TORITENY FOHY N°1 : Ny Fitiavan'Andriamanitra
    • Toriteny Fohy N°1 : Pa...
    ⏸️▶️TORITENY FOHY N°11 : Mandray izay nomeny
    • Toriteny Fohy N°11 : P...
    ⏸️▶️TORITENY FOHY N°2 : Loharano miboiboika
    • TORITENY Fohy N°2 : Pa...
    ⏸️▶️TORITENY FOHY N°3 : Te hody
    • Toriteny Fohy N°3 : Pa...
    ⏸️▶️TORITENY FOHY N°4 : Ateraka indray
    • Toriteny Fohy N°4 : Pa...
    ⏸️▶️TORITENY N°12 : Miova antom-pisiana
    • Toriteny Fohy N°12 : P...
    ↪️✅ Ato kosa ireo hafatra 69 hafa ankoatra ity

КОМЕНТАРІ • 19

  • @lyanamavokely8887
    @lyanamavokely8887 2 роки тому +1

    Tiko be ty fa mamaly ny fanotaniana ianao Pasteur....Amen

  • @nantenenaemelidie8060
    @nantenenaemelidie8060 4 роки тому +1

    Zany any zaho mba tena tsoko lany hery Amen

  • @nantenenaemelidie8060
    @nantenenaemelidie8060 4 роки тому +1

    Ary misy pasteur, nilaza reniko tsimety manao batisa indroa nefa zao mety koa

  • @valafenoeric6859
    @valafenoeric6859 2 роки тому +1

    Mankasitraka Pasteur,mis zavtra tiako anontaniana anao ity,ny olona izay ts vita batisa zan ts ho voavonjy na dia efa nandalo fahaterahana indray aza?

  • @Francla-n4c
    @Francla-n4c 3 роки тому +1

    Mankasitrak indrindra, tompoko , fa azo tsara amzay , NY atao Hoe: Batisa

  • @nantenenaemelidie8060
    @nantenenaemelidie8060 4 роки тому +1

    Teniny pasteur zany ndreky vita batisa fjkm nefa izy nifindra ohatra Advats

  • @nirybussy2272
    @nirybussy2272 2 роки тому +1

    Ny ahy ny nateraka indray no tena zvdhb fa ny batisa fandraisana communion sns io fomba fomba dhl

  • @andonapoli8249
    @andonapoli8249 2 роки тому +1

    Miarahaba pasitera.mazava tsara ny momba ny batisa fa ny manitikitika ahy dia oe rehefa vita batisa arak io ilay olona (batptiso) dia resy lahatra@fiangonana hafa izay tsy nanao batisa azy dia mbola azo iverenana indray ve izany ilay batisa aorina ! misaotra sahady ny amin valiny

  • @hantafaustina692
    @hantafaustina692 2 роки тому +1

    Afaka Averina in 2 ve ny batisa tompoko. Tsy tsapako tam mbola kely hoe niombopiainana tam kristy aho. Zao efa 45ans zao aho vo mahatsapa hoe nateraka indray.

    • @pasteurtovo534
      @pasteurtovo534  2 роки тому +1

      Tsy averina no anaran'izany fa izay vao atao mihitsy

  • @nantenenaemelidie8060
    @nantenenaemelidie8060 4 роки тому

    Azafady pasteur fanontaniana MBA mety azavaina ny teny milaza hoe:Renina andr/tra na Reniny Jesosy ,asa mazava aminao misy milaza tsy mitovy izy roa io zany

  • @nantenenaemelidie8060
    @nantenenaemelidie8060 4 роки тому

    Misaotra betsaka pasteur

  • @tahinanarindra6074
    @tahinanarindra6074 2 роки тому +1

    Mankasitraka Pasitera fa zay vao azoko ny tena dikan'ny hoe "Batisa" fa mba misy fanontaniana mba angatahako fanazavana aminao raha sitrakao hoe : zavatra 2 tsy misaraka ve ny fahaterahana indray ao amin'i Kristy sy ny fanaovana batisa amin'ny rano ? zany hoe raha efa nahatsapa ilay fiainana ao amin'ny i Kristy, hoe efa nateraka indray nefa tsy mbola nahavita ilay hoe "atao batisa amin'ny rano" ve dia tsy valide zany ilay izy ? Misaotra tompoko

  • @staradfianar8164
    @staradfianar8164 3 роки тому

    msotra tam fanazavana pasteur fa za hanapiko kely ny fanazavana dia momba ilay baptizo ny baptizo raha ny ny tena heviny @grika dia ajoboka maharitra fa raha oe ajoboka vetivety dia bapto ka raha ny fanazavanao teo dia toa mis zvtr zvtr ts dia mifanaraka tsar, satria hoy enao baptizo dia ajoboka fa tsy misy olona alevina ka tany kely fotsiny no andevenana azy, ka eo indrindra no hamafisiko oe ny baptizo dia tsy ajoboka fotsiny fa ajoboka maharitra ka raha izany satria tsy mety hoy enao ilay hoe tany kely no andevenana dia noho izany koa tsy mety ihan koa raha ny heviny teny no jerena satria tsy ajoboka maharitra ilay voalazanao fa ajoboka vety2 dia miala ao, ary ts alevina ihan koa le izy satria ts hisy olona alevina ka hoe alevina vety2 ao anaty tany dia esorina tao ndray , samy ts mitombina na ilay nolazainao hoe tany kely na ilay ajoboka satria nenao ajoboka fa mbl esorina tao ndray amzay vety2, fa ny tena maharesy lahatra ahy dia ilay hoe ajoboka ao @ Jesosy maharitra isika fa fa tsy hoe ajoboka kely vet2 dia miala tao ndray. fa raha tsy izay dia ilay BAPTO no resahanao @io lay hoe mijoboka io fa tsy baptizo
    tahin'i Jesosy tompoko.

    • @andyra76
      @andyra76 3 роки тому +1

      baptizo in cristo mihintsy ilay izy ka! ajoboka maharitra ao @ i Kristy.

    • @andyra76
      @andyra76 3 роки тому

      tsisy resaka forme na rano be , na rano kely