Ny razambe tsika nijaly niady mafy hoatsika ,nefa olo tokany tia tena mamotiky ny firenetsika ,na dia zany ny taniko tsy atakaloko any hafa ,na dia mahatra haza ❤🇲🇬
Na dia nahazo nijery ny Tahiry miaramila aza izy dia somary fijery mitanila hiany no tsy ampy . Ingahy Monja Jaona tany atsimo fa ny nahery vaika dia taty avaratra atsinana ...
Mafy ny ady efa nohatrehan'i Madagasikara ary efa nahazo ny fahaleovan-tena. Kanefa indrisy dia mbola mahantra fadiranovana ity nosindrazana. Ny zavatra tsikaritra @ ankapobeny dia fa maninona ny firenena zanatany nijanona ao anatin'ny Francophonie no mahantra lavitra kokoa no ireo anatin'ny Anglophonie @'izao ankehitriny izao? Isika mandinika ny @'izay.
Tena mampalahelo io tantara io, maro ny Malagasy namoy ny ainy! Ny tena nahaontsa ny fo nefa dia ny fisian'ireo Malagasy mpamadika tanindrazana, nila ranondranony t@ vazaha,tsy mba nieritreritra akory ny ho avin'ny taranany.
Tena marina momban'ny événement 29 mars 1947 iny n'y colons frantsay no namorona ny ady Tao Madagascar fa tsy n'y MDRM akory satria tsy nienken'ireto colons vazaha ireto mipetraka eto madagasikara n'y nahazoa n'izy Telo mirahalahy dadaseta Rahavoangy s'y Rabemananjary fanaovana Sonia natao tany France taminy général Charles de gaule taminy fotoana io efa ampela Tanana NY fahafana miaraka aminy saina izay miloko mena manodidiny nkintana miloko vola mena hita masoko taminy fahavelony I Dadaseta année 1965 mbola kely aho taminy io

MBA. Tonga saina ry Cedric s'y n'y tariny fa hoavy n'y fitsarany mbahaoka s'y n'y ntaolo
le musique de fond lasa manakona le resaka nefa interessant tsara
Mampalahelo fa mbola maro isika no tsy mahazo sy tsy mahatsapa ny fijalian'ireo nitolona
Na dia nahazo nijery ny Tahiry miaramila aza izy dia somary fijery mitanila hiany no tsy ampy . Ingahy Monja Jaona tany atsimo fa ny nahery vaika dia taty avaratra atsinana ...
Mafy ny ady efa nohatrehan'i Madagasikara ary efa nahazo ny fahaleovan-tena. Kanefa indrisy dia mbola mahantra fadiranovana ity nosindrazana. Ny zavatra tsikaritra @ ankapobeny dia fa maninona ny firenena zanatany nijanona ao anatin'ny Francophonie no mahantra lavitra kokoa no ireo anatin'ny Anglophonie @'izao ankehitriny izao? Isika mandinika ny @'izay.
Ka voan’ny lavage de cerveau ny taranaka e!Ny ankizy aty aoriana tsy mahalala ny tantaran’ny Madagasikara no sady inculte!😮😮😮😢😢😢😢
Mpanpalehel ity Tantara ity betska ny Gasymaty...
surtout ne pas les oublier
Ce n'est pas une cause sans espoir c'était une noble cause
mbola ho avy amla ny tsy mety ry mpamono olonA frantsay
Tena mampalahelo io tantara io, maro ny Malagasy namoy ny ainy! Ny tena nahaontsa ny fo nefa dia ny fisian'ireo Malagasy mpamadika tanindrazana, nila ranondranony t@ vazaha,tsy mba nieritreritra akory ny ho avin'ny taranany.
👍
Tena marina momban'ny événement 29 mars 1947 iny n'y colons frantsay no namorona ny ady Tao Madagascar fa tsy n'y MDRM akory satria tsy nienken'ireto colons vazaha ireto mipetraka eto madagasikara n'y nahazoa n'izy Telo mirahalahy dadaseta Rahavoangy s'y Rabemananjary fanaovana Sonia natao tany France taminy général Charles de gaule taminy fotoana io efa ampela Tanana NY fahafana miaraka aminy saina izay miloko mena manodidiny nkintana miloko vola mena hita masoko taminy fahavelony I Dadaseta année 1965 mbola kely aho taminy io
mahaliana ahy izany resaka izany
Le pouvoir colonial a créé le padesm pour diviser les malagasy.
Qui est ce chien qui donne des fausses explications de l'histoire ??