@@radikalrdkl184 tsy dia ao anaty kolontsaina RAP loatra aho ka tsy mahalala, fa raha tsy diso aho dia tany anatin'ny tontolon'ny RAP ihany izy iny taloha.
@@radikalrdkl184 (inspiraka radikal Posse?mdr) ezaho mba atao tsara aloha ny insta an dry dé aveo ndry vô miresaka , :) PS ra Kougs mbola anatin'top 5 raha level RAP no resahina ( fantsy flow sns)
Ela lets tsy naheno rap otr zan lelena.. Norm le flow eee
Efa ela ian zay vazo zay no enko fa zay vo itako ny clip. Sur be 👊👊👊
Tena efa ela tsy naheno son adala be otrzany 👊👊👊
reveko lesy eh!!! old koa manko ny bandy e!!! tohizo fona zalah ah!!! zay HH e, tolona no dikany, izay ts mahalala dia mivilana
hafa ian ny old school!!kiasy e!!
mafy ranga le PSYCOPASY A! peace zokbe
Favy e
Samy raitra na ny "son" na ny "clip" 👌
mlay beee
tsy MIMI fa Kary.. ;)
norme ee
suur daholo e, mankasitraka antsika mpikifa
sur rzala,efa ela no niandrasako anty clip ty
Mlay lerony e
tena mahay mozika r zalah an
ilay manao refr ary manpandihy vody ny hirany kkkkkkkk nareo sam nareo ihany no mifampipoté ao
@@radikalrdkl184 tsy dia ao anaty kolontsaina RAP loatra aho ka tsy mahalala, fa raha tsy diso aho dia tany anatin'ny tontolon'ny RAP ihany izy iny taloha.
@@radikalrdkl184 (inspiraka radikal Posse?mdr) ezaho mba atao tsara aloha ny insta an dry dé aveo ndry vô miresaka , :)
PS ra Kougs mbola anatin'top 5 raha level RAP no resahina ( fantsy flow sns)
Top
Milay e, avo lenta