Naleoko ihany tsy nisy ianao Toy izay hanandratsy aho Fa ny antsika anie vao omaly Adinonao sahady Ka nandratra ahy Naleoko ihany olom-pantatro ianao Arahaba dia vita Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy Irony zava-bitantsika hatramin’izay Avelao, avelao amin’izao Fa ho namako ianao Avelao mihitsy anie aho Ho namako ianao Avelao mihitsy anie aho Fa ho namako ianao Aza asianao resaka intsony Izay vita dia vita Fa fitiavana madio no atolory Fa io no nahaory anay hatramn’izay Ny lalanao tsy ho lalako intsony Samia mandeha Ireny tantara ireny avalony Tsy tiako hohenoina intsony
Naleoko ihany (ft Liva Andrianavalona) (Olombelo Ricky) Naleoko ihany tsy nisy ianao Toy izay hanandratsy aho Fa ny antsika akia vao omaly Adinonao sahady Ka nandratra ahy Naleoko ihany olom-pantatro ianao Arahaba dia vita Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy Irony zava-bitantsika hatramin’izay Avelao, avelao amin’izao Fa ho namako ianao Avelao mihitsy anie aho Ho namako ianao Avelao mihitsy anie aho Mandehana mahazo Aza asianao resaka intsony Izay vita dia vita Fa fitiavana madio no atolory Fa io no nahaory anay hatramn’izay Ny lalanao tsy ho lalako intsony Samia mandeha Ireny tantara ireny avalony Tsy tiako hohenoina intsony
Naleoko ihany tsy nisy ianao
Toy izay hanandratsy aho
Fa ny antsika anie vao omaly
Adinonao sahady
Ka nandratra ahy
Naleoko ihany olom-pantatro ianao
Arahaba dia vita
Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy
Irony zava-bitantsika hatramin’izay
Avelao, avelao amin’izao
Fa ho namako ianao
Avelao mihitsy anie aho
Ho namako ianao
Avelao mihitsy anie aho
Fa ho namako ianao
Aza asianao resaka intsony
Izay vita dia vita
Fa fitiavana madio no atolory
Fa io no nahaory anay hatramn’izay
Ny lalanao tsy ho lalako intsony
Samia mandeha
Ireny tantara ireny avalony
Tsy tiako hohenoina intsony
mankasitraka amle tonony! tsara be le vazo
Ravo Rasoloniaina merci ravo an :)
Ravo Rasoloniaina makasitraka e 👌💪💪💪
Ny lalanao tokoa tsy lalako intsony
Avelao avelao @ zao fa ho namako ianao😢
Merci am lay hira, ao tsara mihintsy
Naleoko ihany , olom-patatro ianao...
Na rindra na tonony na ny angola dia e ! Tsara loatra !
Atolotra ho an'ireo mpifankatia nisaraka rehetra io hira io dia enoy tsara ny tonony ry reto ah
Efa ela fa reveko iany. Tsy mikoropaka nefa mafonja
Mahafinaritra zany Mankasitraka bon courage belle melodie DmcRakotboss
Naleoko ihany marina tsy nafantatra anao,
tiko be le feon le madama a!!le hira koa tsara be
Naleoko ihany tsy nisy ianao
Toy izay hanandratsy aho
Tsara bé . Mankasitraka 😘
mlay loatra ranga ty vazo ty ah👍👍👍👍
Naleoko ihany (ft Liva Andrianavalona) (Olombelo Ricky)
Naleoko ihany tsy nisy ianao
Toy izay hanandratsy aho
Fa ny antsika akia vao omaly
Adinonao sahady
Ka nandratra ahy
Naleoko ihany olom-pantatro ianao
Arahaba dia vita
Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy
Irony zava-bitantsika hatramin’izay
Avelao, avelao amin’izao
Fa ho namako ianao
Avelao mihitsy anie aho
Ho namako ianao
Avelao mihitsy anie aho
Mandehana mahazo
Aza asianao resaka intsony
Izay vita dia vita
Fa fitiavana madio no atolory
Fa io no nahaory anay hatramn’izay
Ny lalanao tsy ho lalako intsony
Samia mandeha
Ireny tantara ireny avalony
Tsy tiako hohenoina intsony
soa ihany fa nisy anao nisaraka tamiko raha tsy zany tsy tojo azy aho!!!merci tena :)
♥️ misaotra anao nanome fanantenana fa kay l'espoir existe
😂
😂😂😂
avela,avelao amzao fa ho namako ianao! avelao mihintsy anie aho ho namako ianao! tena tsara be,mankafy fona zahay ! merciiii
mlay fona e
Merci beaucoup tsara bé .aleoko iany olom patotro enw
naleoko ihany tsy nisy ianao ...
Toraka voninkazo ho an'ilay nanao ny arrangement, tsotra, tsara!
Hay ve niverina indray ity hira ity e? Ohatra ny mbola hitako ery Ricky&Liva@le clip taloha be eo@le terrasse. Snif!
Mahafinaritra ny mijery anareo mivady.mankasitra e
Waouuhhh . Tena tsra
Naleoko ihany😂😂😂
Ny lalanao tsy lalako intsony
Mampalahelo mahafinaritra lay hira 😊
naleoko ihany tsy nisy anao toy izay hanan-dratsy aho!!!
tiako be ity hira ity ! mirary soa eee
Efa ela no nianadrasako ity hira ity.mankasitraka e!
MANDROSOA HASINA.
iza no mijery azy ao anaty confinement?
Avelao aho😢
Ny lalanao tsy lalako intsony.....
tsara mankasitraka e! ampi-tiavana be!!!
tena mampitomany foana ny mihaino an ity hira ty.tsara loatra
Ao anatin'ny hira ny hafatra :)
TSara mints ... Veloma enao ry sipako talou ... mankarary fo eh
tay bé ty hira ty lé
tena mampitomany ana ty hira ty :(
Onja Christelle be koretaka!
Hira milaza ny fiainako ty hira ity 😢
efa voasoratra hoahy
Naleoko ihany.... Misaotra razoky dia mandrosoahasina
Naleoko ihany marina, saingy...
tiko
Bola tsara fona atramin ny zao e
Hatsiarovako an ilay ex-ko. Tsy avy amiko ki reny fa za mintsy no efa otrzany. Azafady
tiako! tena tiako!
Ndriiii . Tsara loatra
Avelao amizao fa ho namako ianao....aleoko ihany olompatatro enao..arahabana de vita...eéee mahatsiaro n'y fahiny e...
la la
Tiako loatra ❤️❤️❤️
Mahaleo
mankasitraka e!
Tarika raitra
Mlay e..Le version live ko tena tsara
Triste cette chanson
Mandrosoa hasina eeeee (y)
Samoella mercie😂
mankasitraka!!!!
mlay ranga le vazo za makalaza e mlay
driii, antitra daholo reto ny mpihira nalaza t@ fahatanorana
Tsy antitra kosa fa nahazo taona fotsiny oh anao ihany eh!
soa ihany ny feo fa tsy mety antitra e
Manja kely ilay sipa miara-mihira @ Kaisha
Tsara fa ilay orizinal no tiako kokoa...tam mbola tanora
raitra
Old is Gold :>
mankasitraka eeeeehhhh
oay zany Liva??? niova
Tiako loatra
❤
reveko le vazo tsara e! mankasitraka
kanto loatra
Tiako loatra eh!
tsara be
Misaotra e
Tsarabe e mahafinaritra😍😍
manja ranga
tiko fotsiny tsotr'izao
marina lotra
😭 😭 😭 😭 😭 😭💔💔💘💘
Tsara lotra
nisy kaysha tam'ny tarka ny olombelona ricky?
tiako e
😢😢😢😢
😍😍😍
ok zoky be a
😑
code credi telma 154879562378979 / 50.000ar
Ndriiii . Tsara loatra