HARIS - Prince Of Peace (Anao aho)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 28 вер 2024
  • Haris - Prince of peace
    🎷 : Bénie-Gracia
    ---------------------
    Izany ilay feon'ny andrian'ny fiadanako,
    Tonga mamangy ny foko,
    Mibitsika fitiavana,
    Izaho ilay tsy mendrika,
    Notiavinao lalina,
    Tao anaty sarotra fa novonjenao
    Anao aho
    Mandrakizay aho, mitsaoka Anao
    Ianao no
    Heriko, azo antoka tsy handao
    Ny aiko rehetra
    Ny aiko rehetra mihaino Anao
    Manomboka eto de lalam-baovao
    Tsy hamindra raha tsy eo Ianao
    Miazona ny aiko
    Zava-dehibe ny fisinao eo amn ny fiainako
    Anao aho
    Mandrakizay aho, mitsaoka Anao
    Ianao no
    Heriko, azo antoka tsy handao

КОМЕНТАРІ • 2