Samia mameno ny paosiny eh!! tsy paosy tsony fa gony mintsy!! ze ifanarahanareo ao!! ny mpivoaka maraina tsihiraraha@zany, fa ny 1kp tsihitany ao anatin,ny 1 andro no mampalahelo azy!!
komaninona ianao no tsimanao fa mitsikera ny mahavita faly ny mimpetraka eo ambony ny seza tsy ny vahoaka no tomponandrakitra fa ianareo mpitondra ireo
asa raha mitampina tay ny maso ny fanjakana ny lalana potika ny fako mivagogo tongotra vakivaky sady marary no menatrolona mahita anireny niverina tany aho taminy 1998 efa tena potika tateraka nefa nareo miresaka vola lava amanetsiny isanandro

io v tsy classe de 12 eme fahaiza io maire io
misaotra anao madama nanao ny reportage atsimpy ny tady eny atandrok i ny omby atsimpy ny teny ao ampon i misaina