Ny Fiverenan'i Jesosy indray Bro Daoud Jesosy Mamonjy Ankorondrano
Вставка
- Опубліковано 7 лют 2025
- Ny Fiverenan'i Jesosy indray. Ny Famantarana ny andro farany. Ireo fiomanan'ny bibidia amin'izao andro farany izao hahatanteraka ny Faminaniana
Ity torinteny ity dia isan’ireo faminaniana sy torinteny maromaro nambaran’ny Mpanompon’Andriamanitra Fr Daoud taona vitsy talohan’ny fanambaràna ny fitsanganan'ny Vondrona Europeana (Union Européenne) ary ny fivoahan’ny vola Euro.
Afaka henoina ao amin'ny Siteweb www.lalamasaka.mg na ao amin'ny chaine youtube lalamasaka, na ao amin'ny page facebook lalamasaka ho an'ireo izay mampiasa facebook gratuit.
Aza adino ny manao partage sy mi s'abonner
Toriteny velona tokony ho rény izao tontolo izao am izao andro farany izao ..misaotra nizara 🙏
Ao Aminao atrany Tompo ô
SAMBATRA IZAY MIHAINO KA MITANDRINA SY MAKATOA
Miarahaba tompoko. Saika mba angataka ny integralité an"ilay toriteny fa toa ohatran'ny misy voadingana ny fandrenesanay an"ilay izy. Misaotra indrindra tompoko.
Efa integrale izy io ka.
Aza adino ny manao partage ary
manasa anao ihany koa izahay hitsidika ny Siteweb lalamasaka.mg