HO MAFY HOANY VAHOAKA MALAGASY ( Nouveautés gasy 2025 )
Вставка
- Опубліковано 5 лют 2025
- NILAZA MOA NY MPAMAKAFAKA NY ZAVA-MISY NY MIKASIKA NY FIATOANY USAID , HO MAFY NY FIANTRAIKAN’IZANY HOANY VAHOAKA MALAGASY HOY IZY IREO . HO MAFY HOANY FIRENENA MAHANTRA NY FIANTRAIKANY IZANY INDRINDRA HOANY MADAGASCAR HOY IZY IREO HATRANY .
Efa nampoizina izao e ! Misy fotsiny ao mitady hiseho hahay milalao vahoaka. Mbola hanao yo-yo voatery hiainan'ny peuple ireo vidin-tsolika ireo e ! Mbola hitady ny fampatoriana hafa indray izao i Sedy na hita 'zao aza fa tsy afa-manaotra !
niakatra sahady 😂😂
Tsy mino aho hoe nahazo vola ilay prestataire fa tsy nety nanao ny asa. Sarotra amin'ny mpitondra tgv ny hanameloka ny tenany fa manilika andraikitra amin'ny hafa hatrany. Izaho izao mahita lalana pavé amin'ny commune urbaine iray efa hatramin'ny 2 ème mandat n'i Rajoelina nefa mbola tsy vita. Ny vola no tsy tonga fa tsy hoe ny orinasa tsy te hiasa. Tsy resy lahatra.