DON-DRESAKA 'Fampandrosoana ifotony eto Mitsiatra ambony?' DU 15 AOUT 2021 BY TV PLUS MADAGASCAR

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 45

  • @marieclaireaugustave2337
    @marieclaireaugustave2337 2 роки тому

    Bravo madame Sarah Oa, tegna manohana agnareo oa

  • @georgettesteiner8091
    @georgettesteiner8091 3 роки тому

    👏🏿👏🏿👏🏿👏🏿👏🏿 bravos Madame Sarah 😊

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 3 роки тому +3

    Atoa Gaoveronera Aiza Mitsara mba tsy ho Tsaraina any aoriana izany. Madio Ve ianareo rehetra ireo, ny Mananpahefana " Exécutifs " manomboka any aminy Lohany sy ireo Ntadapa Mihidina : AVERIKO MADIO VE IANAREO ? Tandremo aiza Manafina naha Mandainga faha Hitan'ny Malagasy daholo ny Fangalarana nataonareo nanomboka taminy Teteza-Mita izany ary Mbola mitohy hatramin'izao. MAHATEHEZA NY AINA FAHA MBOLA HOAVY ILAY mARAINA DIA TSAROVY FAHA TSY HANADINO AKORY NY MALAGASY.

  • @patrickrazafindrakoto7430
    @patrickrazafindrakoto7430 3 роки тому

    Midongy fitenena ity ra-Gova ity , miakara any @ Gascar ao @ Invité du jour enao de afaka manapatra sy mivalapatra @ zay tianao tarognina.

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 3 роки тому +4

    Maharikoriko ity Ragova ity

  • @31raso
    @31raso 3 роки тому +2

    mahalala fombe bé ny mpitondra eto fianarantsoa !!!mpanapa teny n'y intrelocuteursny,Maty n'y solelakisima...ohatrin'ny tsipaky n'y miala.....

  • @brigittemamyh4302
    @brigittemamyh4302 3 роки тому

    Merci Rabenja a. Tea marina ny teninao fa Fanjakana Mampanantena poakaty ty e

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 3 роки тому

    Aza manilika andraikitra ingahy governora. Anjaran’izay nisolo toerana no manohy ny asa, fa rehefa tsy voafidy intsony aho dia miompana any @ asa hamelomako ny vady aman-janako ny andraikitro. Ary mino ahy fa esorina tsy ho governora intsony ianao dia vita ny adidy nanendrena anao !

  • @voxpopulis3183
    @voxpopulis3183 3 роки тому +2

    Eto fianar aloa tena tsy milamina zany fa mandainga ianao e! Jerevo fotsiny ny groupe ao fianara ao facebook fa manomboka mitaraina oe lasa feno mpanendaka sy mpamono olona ao fianara. Zavatra tsy nisy atramin'izay.

  • @ramara2821
    @ramara2821 3 роки тому

    Vana ho ela lehe ny fandrosoana ro jahana tamin'igny ady hevitsa teo igny

  • @zazayoutube8398
    @zazayoutube8398 3 роки тому

    Tena tianareo ry Benja sy Zarefa ity hoe tsy maintsy zana-pototra ny hitondra ao Fianarantsoa. Zao koa kianinareo koa ny fiavian'i Gouverneur fa hoe Zanaka Fanadiana . Ovay ny toe tsaina manavakavaka ara-poko.

  • @elsamu566
    @elsamu566 3 роки тому +2

    Mba tokony jerenareo mpandrindra ny fandaharana ihany ilay ampaham-potoana ho an'ny tsirairay. Be loatra ny an'ilay Governera raha mitaha amin'ny hafa.

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 3 роки тому +2

    Tena lehiben'ny dahalo ity governora ity

    • @31raso
      @31raso 3 роки тому

      ka ny olona mahatsiaro voadona hiany anie no mitsefotsefotre!!!sa ahoana

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 3 роки тому

    Tsy azoko aloha ny maha voelingelina ity fitondrana ity satria anareo daholo ny rafi-pitondrana rehetra hatrany @ foibe ka hatrany am-potony. Raha ny tsy fitsikerana no manenligelina dia porofoy @ asa fa tsy mari-pototra izany. !

  • @zazayoutube8398
    @zazayoutube8398 3 роки тому +1

    Ianao Jean RAKOTOSON no tokony hipetraka tsara fa fotsy volo tsy manaja tena ary ianao no mamo paraky. Marina fa tsy mila TIM izahay mpijery sy mpanaraka ny TVPlus . Fa aza dia sarotiny alohan'ny Tompony loatra koa .
    Ny fomba fiteny mampangina olona hoe "mipetraha tsara ..... an i Benja na fahavalo politika aza izy dia mandratra ny sofin'ireo mpanaradia an i Filoha Rajoelina rehetra eran'ny Mcar satria fampisehoana ny toetra tsy maotina sy tsy mendrika satria isika izao no mitondra izao mila atao modèle ary mbola manambitamby sy mitady vato n'ireo électeurs koa. Vao maika mampirefarefa ny hajanao ianao fa soa ihany fa tsy izaho ko nataonao ireny fa nampisotroko rano tsara ianao.
    Mialatsiny koa izahay mpiaradia amin'ny filoha fatsy dia fombanay loatra no manao ireny fiteny nataon'ny Dir Cab Ragova Jean Rakotoson ireny ary ingahy Gouverneur koa anie mba manapaka fitenenana fa manaiky sy manaja ireo Antoko mpanohitra.
    Misaotra Tompoko.

    • @patrickrazafindrakoto7430
      @patrickrazafindrakoto7430 3 роки тому +1

      Marina ny voalazanao, sady nahoana moa ro manao ramatahora ity rangahy ity refa miteny .

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 3 роки тому

    Toa mandany fotoana mifampiampanga ny mpandray anjara, fa ny fisian’ny atao hoe mpanohatra dia mitsikera ny tsy mety. Ka ny andrasanay mpihaino dia ny valin’ny fanakianana : mitombina sa tsy mitombina. Matoafamohazana ny lasa no valiny avy aminareo eo @ fitondrana dia mitombina izany ny fitsekerana. Matoa anie ny mpanohatra tsy lany intsony dia heverin’ny vahoaka fa hitondra ho any @ tsaratsara kokoa ianareo e ! Aza hadino izay. Ny mpanohatra dia manohatra ihany fa ny vahoaka no tena hitsara ny zava-bita na ny zavatra tsy vita nampanantenana !

  • @mbintsramarojaona6343
    @mbintsramarojaona6343 3 роки тому +1

    Zandrikely lavitra ny tenako..nefa dia matsapa fa tena tsisy fahalalam-pomba ilay governora...
    Hita ihany koa fa manohana bêtement izy..

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 3 роки тому +2

    Anao Mer Governora mba manonofy atoandro ? Anao niteny fa taminy androny Ravalomanana nisy fiparitahiny Basy, adinonao ve , fampidirana fitaovam-piadiana antsokosoko nataony Andry Rajoelina 73,5kg teto Madagascar, tany Vohemar nampidrany azy hony, Andry Rajoelina doublon no chef dahalo eto Madagascar, izy no chef ny mampangorohoro vahoaka malagasy aminy BASY aminy alalany mpitandry filaminana eto Madagascar, hainao zegny Mer Governora fa anao magnano sary very jery satria fa voky volam-bahoaka.

    • @gaki5626
      @gaki5626 3 роки тому

      Malahelo enao fa voky tokoa ny governera💪

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v 3 роки тому +1

    Mazotoa ianareo mijery fa tena mankado

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 3 роки тому +5

    Mampitehanompa ity governora ity. Fa anga elah foana no tsy maintsy miteny. Mba mihaino elah e.

  • @joliorakotovao494
    @joliorakotovao494 3 роки тому

    HVM KOA TSY HITA ZAY VITANY NITSITOGZNA BE MITSY NY FIAINABAHOKA
    TENA TSY ALEHANY MANATSARA TENA OTRANY HOMBY MIATSIKA " 0 " BILAN

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 3 роки тому

    Aty France, ao anatin'ny vidin-tsolika ho an' ny mpanjifa SP 95 dia 57 1% no taxe. Ary hita eny @ station koa ny fiantraikan'ny fifaninana (concurrence) satria tsy mitovy ny vidiny.Izany hoe raha 1,56€ ny litre ho an'ny mpanjifa, dia 0,6864€ no vidiny ht, fa an'ny fanjakana ny 0.8436€.

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 3 роки тому +2

    Marina fa t@ Ravalo mba nihadana ny vahoaka ary io gouverneur io, jereo fa il commence à s'éclater fa voky @ fanangonana volam-bahoaka! no ny peratra sy ny montre haseho tsara? Tout est à VOMIR rehefa mijery an-drizareo raha jerena ny vahoaka tsy mihinana na sy en haillons!!!! Ny mba hiangaviako re mba olona (en rapport ny vahoaka re) no tokony hifandray @ population!!!fa vao mahita an-drizareo dia ny vahoaka no hita apetraka eo anilan-drizareo ka tena tonga dia tezitra be aho mijery leur tête!!!!

  • @hareau9345
    @hareau9345 Рік тому

    Aty France gasoil 1euro 70 taxe gouvernement 1 euros donc tokony vidiny gasoil ra tsy misy taxe de 70 centimes

  • @saorybokatimoalain5886
    @saorybokatimoalain5886 3 роки тому

    Ilay TIAVO marina aloha ve izany dia tsy nisy tompon'antoka mihitsy??? Tsy misy iray mba niharan'ny lalana marina.

  • @harishue
    @harishue 3 роки тому +1

    Ragôva mpanambony tena sa mpanambany olona ? "Azonao tsara?" foana no mivoaka ny vavany. Tsy mahalala fomba fa mitsatsaingoka anjaran'ny hafa foana.
    Qui s'excuse s'accuse Mr le Gouverneur.😏

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 3 роки тому

    7% zany taux de croissance ny asa ny Didier Ratsiraka ! tompokoooo

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo Рік тому

    Kiakian kin drizalahy eto an tananarivo ve tsy hitanareo e!!!lasa izao..ndao resahana..zao n'y malaza. Ahoana marina.. sahia. Farany teo dia lera..toa nivarin ankady vavan ny maty andrano daholo tsy mahasarika vahoaka afa tsy eto andrenivohitra ihany ireny fandaharana kiakiaka sampona tsy nitondra n inona teto am firenena fa toa tonga ihany ity fotoam pifidianana.Sao ho lasa mpiambim pasan n'y olona nalatsak i ravalo aina indray ity ra Tim ity e

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 3 роки тому +3

    Tena mahalasa Fisainanana Lalina dia Lalina mahita faha ireto Gaoveronora ireto dia tena FENO dia FENO tokoa r'izareo " BOTABOTA " tsy misy Fahamerana mampiseho an'izany. Merde.

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 3 роки тому +5

    Dictateur ity RAGOVA ity

  • @voxpopulis3183
    @voxpopulis3183 3 роки тому

    Ozy le governeur oe refa mjanona zany nenareo ny fahefana dia mijanona koa ny fanampiana olona 🤣 fa tsy ianareo ce no manakana ny olona hanampy atr@n'izay, jereo @Rafalimanana sakanana mitondra fanampiana reny. Refa niala t@tetezamita koa moa i Andry de nanjavona taiza ? Refa fifidianana vao nipoitra ndray

  • @Arison14
    @Arison14 3 роки тому +1

    Fa ity ragôva ity manao monopole de prise de paroles, mampite-hanompa

  • @joliorakotovao494
    @joliorakotovao494 3 роки тому

    INA MOA NO BA VITANY RETO TIM RETO NY HETRA AVY AZY TSY VOLOHANY .

  • @lehilahymahery3927
    @lehilahymahery3927 3 роки тому +1

    ha ha .

  • @sandratalmid8042
    @sandratalmid8042 3 роки тому

    Vary no foto tsakafo ny Malagasy. Kibo tsy mba vatsy. Raha tsy voky ny kibo de mivezivezy ny saina. Ary raha salama ny vatana dia maharaka ny namana.. Ataovo gratuit ny fanabeazam panjakana. Jerevo ny mpanabe sy karama mahavelona. Orin asa maro mampihena ny tsy fandriam pahalemana. Président Fokontany koa dia mba omeo formation, karama jerena. Fa be ASA izy reo, mikasika fokon olona izay sahaniny. Satria Président zany tsy nataotao foana. Ary mba aleo mba vahoaka ao aminy no hifidy olo hitondra njareo fa tsy tendrena.

    • @sandratalmid8042
      @sandratalmid8042 3 роки тому

      Misy olo tsy nianatra, fa manana soson kevitra. Maro olo efa be taona mahay tantara ny Madagascar na tsisy diplôme. Aza adino zany. Samy tompony Madagascar Malagasy.

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo Рік тому

    Resaka hoe fampandrosoana fampandrosoana..na iza n'a iza hitondra eto??? Tsy lhus an izany fandrosoana izany eto madagascar...tany mandroso dia..misy fanampiana vola avy am fanjakana hoan n'y vahoaka ..toy any am tany sasany mandroso!!fanjakana manampy n'y volan ofantranonao tsy amp fidirambola...fanjakana miantoka fanafody alaina sasany am pharmacie..tsy mis izany eto..nefa tokony hisy raha mba hain n'y mpitondra rehetra n'y mamarotra harena mis amin tsika dia atao anaty kitapom bola mpanjakana dia samy manana compte mbola am bank n'y vahoaka rehetra dia arotsaka automatique n'y anjara volan n'y vahoaka noho n'y harenany ..zay no tokony iz..tsy misy izany eto..fa volamena dia omena sinoa toy nataon drajao...volam bahoaka dia zaraina am député toy nataondrajao koa tao am hôtel pown d or..ka lavitrin n'y afo n'y kitay..ka hoe fampandrosoa n'a fandrosoana??tsy hisy eto..fa fijerena n'y hoe iza no manorina iza no tsia iza no nahavita toy izao iza no tsia..any no bazee n'y hoe fandrosoana raha eto madagor.ka samy am fomba fijeriny..raha ny vidim piainana aloha mbola tsy nahita n'y filoha nilaza hoe vidi entana izao dia zao no vidiny fa n'y samy malagasy ihany no mamono n'y malagasy am vidin javatra fa tsy hoe akory ka miakatra ny vidin mbary androany dia rahampitso n'y filoha hoan n'y antsena hampidina ..tsia..fa fiakaram bidoin javatra efa maneran tany ka mampandihy ireo mpanohitra satria i rajoelina no mampiakatra vidi njavatra maneran tany..ka samy am fomba fijeriny am fitantanan n'y filoha n'y firenena. Mety am hafa tsy lety am hafa..fahavitan n'y foto drafitr asa any ambositra izao. Mety am sasany nefa tsy mety am zay efa zatra nambotry volam bahoaka hoan n'y interet manokany..mahavita foto drafitr asa eroa n'y filoha..milaza indray n'y sasany fa hoe tsy misy zavatra nahorina any aminay toy i betroka betroka mitabataaaaba..efa tsy fantatra intsony n'a misy tsy fifankatiavana ara député aobsatroa nahalany an i Nicolas dia fizarana vola tam vahoaka mba handatsa bato hoa azy. Ka mety condamné mapar angamba ranamana dia toa lasaankolabao satria hvm ngiringiriny teo dia nanaratsy be n'y tgv..dia ohatrin n'y lasa tratrin n'y vangeance politique dia tsy mahazo anjara foto drafitr asa...ka hoy aho hoe fandrosoana eto dago tsy toy fandrosoana any an tany mandroso fa défie n'y hoe iza no nahavita oza no tsia fa n'y tokony atao lohan dohanjavatra dia tokony exploiter n'y fanjakana tany fambolem bary rehetra eto dago mba hidinan n'y vidim bary dia lasa mandroso am vary i dago.

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo Рік тому

    Midokadoka an i hvm hatrany ity député mpiambi mpasan n'y hvm ity..ni chute hono ni chut .chute ndrajao 8 0/0 tsy mba teneniny.

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo Рік тому

    Zay indray ady am lalam pirenena..vita izao n'y 44 dia hafa indray no tabatabaina..raha ianareo hvm??? Raha nisy zavatra tsara nahorinareo ka notohizana ankehitriny???zavatra hafa izany. .ianareo hvm dia mpiandry fasana zay..hay ve i ravalo no tena tompon n'y basy izau nampidradradradra an dravalo eto hoe baby 2009 dia accuser n'y hoe i rajoelina??? Mahay mandoto n'y hafa raha i ravalo marina

  • @harishue
    @harishue 3 роки тому

    Teto aho no nahalala fa tsy misy disciplines HVM fa tsangankevitra no jerena , indrindra misy fihinanana 🤨😏

  • @jackycamus731
    @jackycamus731 3 роки тому

    hoatrany mampitaha ny asa vitan ireo mpitondra nifandimby indray ny rehetra izany dia midika fa hors sujet daholo ny rehetra

  • @rabiavenance652
    @rabiavenance652 3 роки тому

    6mn de bla bla bla