Antsan-kira TAMHAF AMbohidroa

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 18 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 2

  • @tianarakototovao5079
    @tianarakototovao5079 5 місяців тому

    Tena ilaina ny techniques rehetra ilay" zao tontolo izao" donc mampiasa ny 88 keys [ arpeggio, rolling, minuet, accentue-ns ny accords, fampiasana Pedales, sns], ary mila ilsy grand piano de concert reny ny studio m' i Maitre; "na Bösendorfer na Steinway and sons". Tsy ratsy an ary afa-po, fa mikatsaka ny tsaratsara kokoa./Tsara loatra hira iny.../Hisaorako manokana ireo nampianatra ahy musique :kathy sy G. ary ireo Chorale nandalovako: "Ny Ankizy 67Ha notarihin'I Eulalie, sy Petits Chanteurs Mahazo notarihin'i Fara ( Fahatokiana), ary Washington notarihin'i Razakalalao Josoa"/Tsy Heiko na voatahiry ao ny fandraisam-peo "ny Petits Chanteurs" fa efa nandalo io Studios io zahay fahakely, Souvenirs ngeza be amiko.

  • @tianarakototovao5079
    @tianarakototovao5079 5 місяців тому

    Ilay tenor ataovy tsara, somary malemilemy[ Dera ho anao mpamorona""" 'o""""meo..... ]io note io ny tenor ataovy heno tsara na anticiper-o kely. /Alto ohatry ny iray no henoko tsara./Ny atao hoe:"Artiste" dia meticuleux, la subtilite/Efa misy ny cours Master class ho an'ireo Musiciens amin'ny tambazotra( en groupe dia mba zaka). Tsika ve tsy mba mahazaka ndy Julia Fisher ho an'ny violonistes reny, Pianistes ndray feno