Bolo RAKOTO DAVID - Nofy (Dream)
Вставка
- Опубліковано 19 вер 2024
- "Nofy" is a song that is part of the Bolo RAKOTO DAVID Album project. The video was produced in collaboration with #MATSILO VISUAL SOLUTION
Directered by Sitraka Niaina Raharinaivo
song composed by Bolo RAKOTO DAVID
Arranged by Bolo RAKOTO DAVID
and Co-arranged by Njakanirina Rakotonirainy, Tsanta Randriamihajasoa, Harty Andriambelo
Recorded at: B.R.D Studio
Mix and mastered by Bolo RAKOTO DAVID
Keyboards: Njakanirina Rakotonirainy
Trumpet: Tsanta Randriamihajasoa
Bass: Harty Andriambelo
Drums: Bolo Rakoto David
Background vocal: Bolo Rakoto David
Special thanks to: our family, these amazing musicians, brothers for their supports.
Like Bolo RAKOTO DAVID on facebook:
/ bolorakoto-10663618755...
Follow Bolo RAKOTO DAVID on Instagram
/ bolorakoto
E-mail: bolobatt@yahoo.fr
Merci Bolo amin'ilay compo a ! Ohatran'ny hoe tarika Green Jackets izany ianareo. Bravo !
Tena Raitra ! Poa-tsatroka sy tehaka be mandrivorivo
Sur be Kevin... misaotra betsaka eee...
Beautiful music! Congratuletions!
Excellent
Matsiro ery zalà a! sur be Bolo a
Tena hoe chapeau! Lisany no Malagasy voalohany nanao hira "aleo tsy lazaiko 😂" ohatran'izany! ❤️ Tohizo lesy a! Lasa zao! ;)
Merci les ra Miora... Kiii faly a zany leuuu...
Mihetsika koa ialahisany i Miora a ! Sao variana fotsiny amin'ny studio sy sono ! Hitadiavo lalana hanohizana azy ireny niaraka tamin'i Haja sy Henits ireny.
Faly fa Malagasy no mahavita mozika mahafinaritra be toy izany!!
Misaotra indrindra eee..
Inona daholo lesy zany ry zalah. Paotsatroka e
Matsiro eeeeeeeh!!! Milay lesy lisany ah! kozy eh! Ela ve le mihira manomboka eo @ 4:25 eo? Tena tiako eh!
Merci les steph... Oui za daol n nanao backing vocal rehetra tam io hihi.
Tohizo koa an'ny toi, fa aza ilaozana mitsetsetra eo, hoy ra Tiandray.
Misaotra anareo lesy a :) Tsara lesy a, tena milay, alefa foana e, rovina no mivoaka le bum e? :p Ho ela velonalisany sy ny talentan'lisany eee
Yees less. Eo am panaovana mints zay io de tratran ty corona ity fa ezahina vitaina ty taona ity les
raha zatra d hoe zongo foana no mpanao tahatahak'izay, siora mihitsy e.
Tiako ! Mitondra tsara ilay titre ilay mozika
Tsara letsy izy izany Bolo a
Merci les Kaky aaaaa... Miezaka les aaa
Finaritra ny sofina mihaino ilay kanto
Misaotra indrindra eee. Faly izahay rehefa tinareo ilay izy