Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Favy be lay hiraTandremo fa malaza be io rangahy io anc'est le roi du slow malagasysix e
Misaotra Jean Rigo , Tena tiako ty hira ,manamarika loatra ny relation d 'amour ko.Henoiko foana Sady vaovao amiko .Bref tiako daholo ny hiranao Zay manamarika ny hatanorako.
Kapoakanao mihitsy le Hira milamindamigny karaha zao Merci Jean Rigo je t ádore
Tegna tsy magnadigno vazo taloha ❤❤❤2021?
Mbola tena tiko, merci Jean Rigo
Tena tsara daholo ny hira jean rigo tiako daholo
Atokisa zaho! milay e! Ho anle manana anniverssaire 31mars eny talatamty!Mbola tadidiko ireny!De R. M. Ny A. ihany
Merci jean rigo tiako be le hira
merci JEAN RIGO!! this song makes too much sens!! atsiarovako cheriko hira io f natolony ho ana!! :)
Tena milamigny sady tsara ny hira misaotra betsaka
Merci. Tsara hira ty. Souvenir ny hatanorana zany
Bravo Dina & Jean Rigo, merveilleux slow !
Flavien EBENEZERA c'est Aurelie et Jean Rigo
Aurélie &Jean Rigo io (feon'ilay sipa an'i Aurélie )
Ouaouuuh,babo ah
Mankafy foana hatramin'izay ka hatramin'izao.
Efa Ela be Ilay hira.
Mankasitraka ny artiste
Tsara fa zaho mbo mila raiky vao2 koa
Manimanina NY dago zay e tsar à be
na injato mitandregny hira ty za tsy mety empaka eeee
Arooo fy e😍
misaotra fa tegna tsara lay hira
Mazotoa mijery
tsara be ilay hira
matokisa valeur!!!@ naz ra zen norm b l vazo eeee
Misaotra e ela nitadiavako hira f titre zio adignako , misaotra
Well done Jean Rigo.Mitira fo drako fo tso lahosany @2eme bureau fo e e mitaty tsaratsara tsilany lelahy Gasy.
j'adore !
2020 ? ;)
misaotra nirmar3 nizara fa tena mahafinaritra sady tsara ilay hira
2024 mbola ato eee
Manjaryè !
Any aminay zay!!!!!!!!!!
Merci Aurélie sy Jean Rigo
Mercie jean rigo
Merci M ; Jean Rigo
Milay fon eeee,2021
Tsara loatra
♥️❤️❤️❤️❤️❤️🙏🙏
Anw no anjarako anw fo no tiako na maro viavy anw valerako zh matoky
2019 😍❤
HAINY RA IO TSISY KIANINA
matokisa valeranao
merci 😍😍😍😍😍😍
tiako be le vazo.aminaka tsy lany laza le vazo
Misaotra
Tena atokiso valeranao
❤
2018❣️🔥
misaotry e!
Io mpanjakany SLOW GASY
Marcellin Rabeson
Marcellin Rabeson io Lela io n Roi n slow gasin' Madagascar 💖💖💖💖😘😘😘😘😘😘😘😘
Mety ka ! mahafinaritra le hira !Hoy BOOTAKILL
Favy be lay hira
Tandremo fa malaza be io rangahy io an
c'est le roi du slow malagasy
six e
Misaotra Jean Rigo , Tena tiako ty hira ,manamarika loatra ny relation d 'amour ko.Henoiko foana Sady vaovao amiko .Bref tiako daholo ny hiranao Zay manamarika ny hatanorako.
Kapoakanao mihitsy le Hira milamindamigny karaha zao Merci Jean Rigo je t ádore
Tegna tsy magnadigno vazo taloha ❤❤❤2021?
Mbola tena tiko, merci Jean Rigo
Tena tsara daholo ny hira jean rigo tiako daholo
Atokisa zaho! milay e! Ho anle manana anniverssaire 31mars eny talatamty!
Mbola tadidiko ireny!
De R. M. Ny A. ihany
Merci jean rigo tiako be le hira
merci JEAN RIGO!! this song makes too much sens!! atsiarovako cheriko hira io f natolony ho ana!! :)
Tena milamigny sady tsara ny hira misaotra betsaka
Merci. Tsara hira ty. Souvenir ny hatanorana zany
Bravo Dina & Jean Rigo, merveilleux slow !
Flavien EBENEZERA c'est Aurelie et Jean Rigo
Aurélie &Jean Rigo io (feon'ilay sipa an'i Aurélie )
Ouaouuuh,babo ah
Mankafy foana hatramin'izay ka hatramin'izao.
Efa Ela be Ilay hira.
Mankasitraka ny artiste
Tsara fa zaho mbo mila raiky vao2 koa
Manimanina NY dago zay e tsar à be
na injato mitandregny hira ty za tsy mety empaka eeee
Arooo fy e😍
misaotra fa tegna tsara lay hira
Mazotoa mijery
tsara be ilay hira
matokisa valeur!!!@ naz ra zen norm b l vazo eeee
Misaotra e ela nitadiavako hira f titre zio adignako , misaotra
Well done Jean Rigo.
Mitira fo drako fo tso lahosany @2eme bureau fo e e mitaty tsaratsara tsilany lelahy Gasy.
j'adore !
2020 ? ;)
misaotra nirmar3 nizara fa tena mahafinaritra sady tsara ilay hira
2024 mbola ato eee
Manjaryè !
Any aminay zay!!!!!!!!!!
Merci Aurélie sy Jean Rigo
Mercie jean rigo
Merci M ; Jean Rigo
Milay fon eeee,2021
Tsara loatra
♥️❤️❤️❤️❤️❤️🙏🙏
Anw no anjarako anw fo no tiako na maro viavy anw valerako zh matoky
2019 😍❤
HAINY RA IO TSISY KIANINA
matokisa valeranao
merci 😍😍😍😍😍😍
tiako be le vazo.aminaka tsy lany laza le vazo
Misaotra
Tena atokiso valeranao
❤
2018❣️🔥
misaotry e!
Io mpanjakany SLOW GASY
Marcellin Rabeson
Marcellin Rabeson io Lela io n Roi n slow gasin' Madagascar 💖💖💖💖😘😘😘😘😘😘😘😘
Mety ka ! mahafinaritra le hira !
Hoy BOOTAKILL