THE HEAVENLY SONG SUNG BY THE CHOIRS OF ANGELS. Every time I listen to this song I feel close to Jesus. When I'm on a long distance driving this beautiful song refreshes me a lot. God bless us everyone!
Tsy avelako Ianao Jesosy o Raha tsy mandray ny tanako Ka hidongiako tsotra izao Ho harena sy fananako Fa manana an'iza moa aho? Fa Ianao no tokiko Matoa miantoraka Aminao Ry Raiko sady zokiko
Jesosy mpamindrra fo @izay rehetra mibebaka sy manantona azy ary manaiky fa izy no tompo sy mpamonjy mandalo zao fiainana izao fa ka katsaho n'y fiainana màndrakizay zay eo akaikiny ilay tsitoha de Jesosy Kristy
Zay vao azoko le tianao lazaina, hoe TIA an'izao tontolo izao i Jesosy, vao soratanao hoe TIAN leizy dia miova tanteraka mitsy ilay heviny, lasa ôtranzao tontolo izao indray no tia an'i Jesosy fa ny kristiana tsy tia azy, azonao ve ilay nuance ????
Tsy avelako ianao jesosy o! Raha tsy mandray ny tanako 🙏🙏🙏
MANKASITRAKA NY FITORIANA ANKIRA E
TIAKO LOATRA INTY HIRA ITY.
Misy frèrako tam boay,kely zaynitifitra soo anzany tao am coeur d'homme Majunga tao,respect Ando
katolika hiringiriny aho ,fa irery ihany I jesoa ,lafatra be le hiranareo ,ary latsaka ny ranomaso mihaino azy
misaotra tompoko
Fa aleo Jesosy hiringiriny na Dia ihany aza
Hiran'i mamanay ity
21 ans izy izay no lasa💖
Misaotra anao Jesosy amin'izay omenao anay💖💖💖
Mba manana aniza moa fa ianao no Tokio matoa miatoraka aminao ry raiko sady zokiko🙏🙏🙏🙏
❤tiako ity hira ity😢❤
Jesosy o! Mamindra fo amin'i mama Ianao .sitrano izy Jesosy a! Kasio amin'ny TANANAO mahery izay rehetra tsy mety eny amin'ny vatany de ho sitrany izy Amen
Mirary soa sy fahasalamana ho an'ny mamanao dia courage ho an'ny famille mikarakara sy mitsabo azy
Mirarisoa ho azy tompoko❤😢
THE HEAVENLY SONG SUNG BY THE CHOIRS OF ANGELS. Every time I listen to this song I feel close to Jesus. When I'm on a long distance driving this beautiful song refreshes me a lot. God bless us everyone!
Mankahery ny tononkira Misaotra an'Andriamanitra Aho amena
@@jeanneraveloarisoa8715 Misaotra e ary samy ho tahian'Andriamanitra ary e
@@jeanneraveloarisoa8715npijuyi7888__y_u
Ts avelako ianao jesoa rah ts mandray ny tanako
Tiako loatra le hira😘💕
Manolo tena ho dihovina tsy avelako enao jeso O! Raha tsimandray ny tanako 🙌🙏🙏🙏
Merci beaucoup jésus, Tsy voavaliko ny vitanao tamiko, merci infiniment, amen
Tiakoooo😍 , misaotra Jesosy fa tena Harenako ianao .Amen
Ianao tokoa no arenako jesosy. Oooo!!! Alleloi
Anisan'ny hira tiako indrindra!!! Misaotra Jesosy o!
Hira ray tsy afaka ambava zay toy ny tonombavaka ho ahy sady fahatsiarovana . Mankasitraka
KA IDONGIKO TSOTRA IZAO HO ARENA SY FANANAKO fa manana aniza mo izao fa ianao no tokiko
Ahatsiarovako ny vadiko tamin'izy niady tamin'ny aretina! Mino aho fa efa noraisin'i Jesosy ny tanany ary efa miara-tsambatra Aminy izy izao. ❤
You're right Mireille! You're a woman of Faith. God bless you so much! Many will be inspired by what you said.
Mbola mankahery anao hatrany ary mino isika fa efa eo ankavana lay Avo indrindra izy.
Ray,oh mila anao aho
Merci pour ces chants mélodieux.
Union de prière Raymond
Tsy avelako ianao JESOSY ô !raha tsy mandray ny tanako ❤❤
Miandrandra anao atrany Jesosy ô😇 Amen🙏🙏
Tsy voavaliko ny vitanao tamiko jesosy o, , merci infiniment , , amen
Tsiavelako enao jeso rahatsimandray tanako ianao no tokiko raiko sady zokiko 😅😅😅🙏🙏🙏
ehh Jesosy, ny sombindranao mba mipitika dia efa ampy anadiovanao ahy tokoa, amen! nahakasika be ahy io tonokira io, Voninahitra ho anao Jesosy
tiko lotra ny tompo noho izany tsy avelako mihintsy amen!!!
Misaotra Jesoa amin'ny soa rehetra nomenao ahy .... primo il dono della vita. Grazie!
Ianao Jesoa no harena sy fananako;Tsy avelako Ianao Jesosy fa tiako loatra satria Ianao efa nitia anay taloha amen
Tena tiako loatra fa manome fanantenana, fankaherezana ary hery vaovao hoe enti-miatrika izao jioga ety antany izao
"Jehovah no anjarako hoy ny Fanahiko ka hanantena Azy aho"
Tiko loatra,nanangana ny ara-panahiko
tsy avelako Ianao Jesoa ra tsy mandray ny tanako !!
Ahatsiarovako zahay choral feon'ny anjomara bekily!efa maty avokoa ireo lehilahy izay nanao duo an'ity hira ity ,nanao interpretation!mandria ampiadanana,randianasolo si ortin
Tiko loatra ♥️♥️♥️♥️♥️
Ndriiiii,marina daholo izany voalaza izany ,isika no nahatongavan'Jesoa ety an tany ka aoka tsy hisaraka sy hanadino azy ,fa izy irery ihany no mitantana antsika .
Tsiavelako anao Jesosy ô raha tsy mandray ny tanako ka idongiako tsotra izay harena sy fananako
Angel Rasoa zany mihintsy , rehefa tena midongy aminy dia raisiny ny tanàna
Amen ! tiako loatra enao tompo
Misaotra jesosy lehibe indrindra 🙏🙏🙏🙏🙏
Hira tena mahavelompanatenana tokoa Misaotra betsaka eeee
mba manana an'iza mo aho, fa Hianao no tokiko!!!
Tena Avy @Fanahy masina Ilay hira mampahery
Tsy avelako Ianao Jesosy o
Raha tsy mandray ny tanako
Ka hidongiako tsotra izao
Ho harena sy fananako
Fa manana an'iza moa aho?
Fa Ianao no tokiko
Matoa miantoraka Aminao
Ry Raiko sady zokiko
Ianao mahita ny adi-tsaiko etÿ..
Sambatra izay mino nefa tsy mahita,jesosy,finoana,fahamarinana,ary fandeferana
Jesosy mpamindrra fo @izay rehetra mibebaka sy manantona azy ary manaiky fa izy no tompo sy mpamonjy mandalo zao fiainana izao fa ka katsaho n'y fiainana màndrakizay zay eo akaikiny ilay tsitoha de Jesosy Kristy
Ny ntaolo taloha dia mahita sy mahatsinjo ny lavitra ary izy no miteny ZANAHARY ANDRIAMANITRA JESÔ. Hajaina ny finoany rehetra. HEVITRA-TERABARY eto😘
Tsy azoko ny idiran'ny Ntaolo @ le hira
tsy lany amamina ity hira ity kanto loatra
tsy avelako Ianao Jesoa raha tsy mandray ny tanako, tsara loatra eh!!
Tehirizo aho Jesosy na ino ny ady hatrehiko a fiainana hianao ihany no Tompoko sy Mpamonjy
Tsy avelako enao Jeso raha tsy mandray ny tanako
Tsy avelako Ianao Jesosy ô Raha tsy mandray ny tanako 🙏🏽🙏🏽🙏🏽
Jesosy ô! Inty aho rah toa ka sitrakao
Ny harenan izao tontolo izao tsy atakaloko Anao JESOSY o;
Tiko loatra Ianao Jesosy o !
Tsy avelako Ianao Jesosy raha tsy mandray n'y tanako
Tsy avelako ianao Jesosy ,raha tsy mandray NY tanako
Hira tena mampahery ahy tokoa (y) Ahatsiarovako olona iray izay ...
Tazony mafy aho Jesoa fa tsy mahatana anao.
tononkira mitory fifampibebahana sy fitalaoana @ Jesosy Kristy..
Tsy avelako Ianao Jeso raha tsy mandray ny tanako: "HARENA SY FANANAKO".
Ho fahatsiarovana ihany koa ny nandraisana Katekomena
tsara ky io hira io an.aza avela izany izy fa izy irery ihany no manana fahefana rehetra
Tsy avelako ianao Jesosy o ! raha Tsy mandray ny tanako
Ianao JESOA no panasitrana
Koa hamasino ho mendrika Anao!
tsy avelako Ianao Jesoa raha tsy mandray ny tanako
Tsy avelako Ianao Jesosy ô!
Raha tsy mandray ny Tanako
Ka idongiako Tsotra Izao
Harena Sy Fananako
Amen ! Amen ! Amen
Tikou b hira io
Amen
HARENA BE HO AN'IZAY MINO AZY JESOSY
Ts avelako ianao jesosy
Ndriiiii
tena tsara loatra !
Mankasitraka e
Tsy avelako ianao jesosy ô
mbola tsy hitako.. ato @ youtube ve ???
mba manan an'iza toko mo aho rats'i Jesosy irery ihany tsy mandao izy eh*
nice
AMEN
mba manana an'iza moa aho?
amen
Efa misy @ endry vaovao io hira io mirarka @ clip vaovao
Efa nisy niteny anzany koa tany aloha tany fa mbola tsitako mitsy leizy. Ndaso jerevako hoeee
Amen!!!
tena tsara loatra
merci bcps
Matokianaoaho jesosyfa ,
Mb andefas hiran Amaf
Hi how are u
Were is your place
Salut!
Bnjr mon amour coment ca va et toi
Ef mator sahad v o
ianao no toki
Jesie K
Misaotra Tompo
tian izao tontolo izao Jesosy
Ah bon !! fa tsy tian'ny kristiana zany ??
zao tontolo izao anie ry se no nanomezany ny ainy e zao tontolo izao zany ao daholo ny asandratsatanany
fa toy izao no nitiavan ANDRIAMANITRA azao tontolo izao nomeny zanany lahy tokana jereo any aminy jean any zany
Zay vao azoko le tianao lazaina, hoe TIA an'izao tontolo izao i Jesosy, vao soratanao hoe TIAN leizy dia miova tanteraka mitsy ilay heviny, lasa ôtranzao tontolo izao indray no tia an'i Jesosy fa ny kristiana tsy tia azy, azonao ve ilay nuance ????
izay tokoa fa tsy de haiko loatra nanoratra azy misaotra e
tsy avelako ianao Jesosy raha tsy mandray ny tanako
hiran'i neninay
Amen
Amen!!!